Ireo devoly masim-bava
21. ikaretsaka
(
22/01/2009 18:43)
Nga moa mbola mainty ilay njenjely ao? Za tsy poinsa fa tapaka lourman ny baty de vitesiko
22. Noue
(
22/01/2009 20:35)
Raha iverenana ny lohahevitra dia mazava hoazy fa raha mino ny fisian'ny devoly ianao dia ianao izay mino azy ihany no hahita sy hilalao miaraka aminy.
ary misy olona milaza fa mpitory, kristiana fa ny devoliny foana no hasesika lava zao eee
23. rakapy
(
23/01/2009 09:09)
Tailanin'ny sasany le resaka ko!!!
Fa izao e!, izay mino ny fisiany ihany anie no hahita sy hilalao ary hiaina miaraka aminy.
Sa ianareo efa nahita na neheno hoe nipohiran'i mohameta i papa pie xII na koa hoe nipohiran' i kelimalaza i rasta????

24. ikaretsaka
(
23/01/2009 15:21)
rakapy:
Tailanin'ny sasany le resaka ko!!!
Fa izao e!, izay mino ny fisiany ihany anie no hahita sy hilalao ary hiaina miaraka aminy.
Sa ianareo efa nahita na neheno hoe nipohiran'i mohameta i papa pie xII na koa hoe nipohiran' i kelimalaza i rasta????
Marina izany...
25. Noue
(
26/01/2009 13:42)