Enquêtes et révélations tao @ TF1 ..dia niaraha-nahita iny e

21. fahamarinana ( 25/01/2009 13:41)
:arrow: ilay hvtr sipagasy hoe manara-maso akaiky ireo izay te hiala no hitako mety kokoa.Manangana structure misahana azy ireo na ara-asa ohatra na trano fandraisana na fitsaboana satria ny aretina koa mandehandeha fa mila vola be nefa possible ny ahavitana azy.
Sinon marina koa ny voalazan'ny kelly hoe vola be tokoa ilay millions maromaro ka mety sarotra be ny hialany aminy... :( (l)
22. piponne ( 30/01/2009 14:34)
tsy hi tombona zany sosokevitry sipagasy zany(assistante sociale) zao aza jereo ny zava-manjo any dago @ zao vo maika mitombo isa ny mpivarotena satry mafy ny fiainana ;samy manana ny olana ny tsirairay ka anjarany no mandinika ,avelao anao fa zay vo manodidina e!
23. RAKVOL ( 30/10/2009 05:13)

ZA koa tsy nahita fa mahamenatra fa nataon'ny olona resaka tao ampiasana tout est possible hoy ny vazaha fa io fahantrana daholo no mahatonga an'io na lay zaza na lay juge ,evidamment sendra ny lehilahy tsy vanona ???? d ahoana zao ny tohiny iny lay vazah nody comme ça ,,,,,,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1933