Loza aminatambo fa hatr@ 2002 tsy nihena ny fahantrana,

21. xxx ( 21/01/2009 17:09)
ny malagasy manana le fo tsy mahatanty tampoka fa mitobaka zay ka efa amorona izy amizao ka fotoana kely sisa andrasana de hanody azy le teny malaza oe tsy maintsy hipoaka ny s.....
22. tsiafoi1 ( 21/01/2009 17:53)
Le resaka mety sy tsy mety mbola ady hevitra hafa zay

Fa le fomba angalana fahefana kosa no tsy ekena e..., le milalao fiainam-bahoka @'ny grevy lavareny sy fitokonana... Maika tsy faingana handray fahefana de ny vahoaka no lalaovina... Tsy aleo mba @'ny fomba demokratika mihaja.

Mba jereo ny style Amerikana... Mino aho fa betsaka no tsy tia Bush ny Amerikana fa dictat koa iny, fa noho ny hasin'ny Firenena eo imason'izao tontolo izao, de miandry élection ny olona de raikitra ny fair play sns...
23. xxx ( 21/01/2009 18:00)
tsy misy grev zany eo fa miongana vetivety io sarimbavy kelinao ra vao ataonay maherihery eo ny pression !! ho hitanao eo ane é!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1259