emeteur VIVA
21. andrywui
(
20/01/2009 10:56)
ie, marna zany fa manao maharary teny zay iValo kely io
-ka lalana roa no mety ho alehany ,na izy mety tsy hamaly firy rehefa mitroatra mafy ny vahoaka fa tonga de hidemisiona haingana
-na izy hifikitra mafy tsy hiala mitsy fa hibaiko hitifitra ny Malagasy ka rehefa betsaka ny maty sy maratra vao hitsoaka hiala teto madagascar izy

22. tsiafoi1
(
20/01/2009 12:19)
Tany misy lalana ity fa tsy zay rehetra te hanakorontana sy handoto rano de havela hahazo laka.
Tsy manakana ze tsy fitiavana an-dRa8 ny tenako fa le mitondra savorovoro sy fikorontanana kosa tsy ekana. Efa mafy reny t@'ny 1991 - 2001 - 2002 ireny, fa raha matoky valeur i Zandrikely maninona raha miandry tonga taona, de miandry élection fa tsy maika ny HIAZAKAZAKA toy io. Manjary ny mpijapy TGV sy ny mpanakorontana no mahazo laka.
Raha misy azon'ny fanjakana atao de tokony tsy omena autorisation koa le manifestation eo Ambohijatovo, fa mampisavorovoro saim-bahoaka fotsiny.

23. andrywui
(
20/01/2009 12:30)
o ry tsymetyfoi a! sao de ho lasa lamokany eo!! fa aona no tsa omena autorisation ny vahoaka higrevy?? aza manao ze hampipoaka ny vahoaka eto Tana ianao ry lamokan'atody a!! ndeha aloha mikotrika
24. DMX
(
21/01/2009 09:52)
tsy de mankaiza io e , raha ny resaka fakany ny emeteur ndray , efa tsy navelan'ny fanjakana alefa ny VIVA de mbola natao ankeriny alefa ihany ko aiza moa no tsy esorin'ny olona , raha le TGV aloha no mahazo mitondra firenena angamba tena vao maika aza jadona be , satria jereo ity ataony ko , miteniteny foana , zao manenina @ vava navokany zao
25. andrywui
(
21/01/2009 10:00)
o lety ry bisikileta BMX a! vaky anga ny pneu anla sa tsy nahita tip-top tany no miteniteny fona eto nefa vao vahiny mandalo?? manenina ahoana? tsy fantatry bisikileta anga fa ny vahoaka 80% eto Iarivo no efa vonona hanaraka sy hitaingina lamasinina ?? ka ra zay elah bisikileta kely io mbay tary fa ra vao voasafon'ny lamasinina eo elah de fesona soamatsara!! sady zaza vo tonga io mba misaina
26. xxx
(
21/01/2009 10:11)
ka le tgv angaha moa efa nilaza fa te hitondra firenena???
Station TV nandefa ny resak'i Ratsiraka ve no atahoran'ny fitondran'i Ra8. De mbo kanosa lahy koa le 8 ity!
Dia izay olona mitaky ny hisian'ny demokrasia sy mangarahara eto Mada rehetra izao no lazaina fa mitady hanongam-panjakana!!!
Midika izany fa i Ratsiraka ihany no fahavalon'i Ravalo! Ny fiainam-bahoaka ,ny tsy fahampiana, ny tsy fandriam-pahalemana sns...dia tsy fahavalon'i le 8 ary tsy asiany sira akory aza.
Taiza no mbola nisy firenena tsy misy ady nefa dia AK 47 no entina mandroba tranon'olona prive izay tsy manana afatsy antsy iray ao andakozia???

27. andrywui
(
21/01/2009 10:21)
de mahagaga ktou any ry xxx fa mba avoahy ny anaranao fa tsarabe ny hevitrao
28. xxx
(
21/01/2009 10:33)
ny hevitra no jereo fa tsy dia misy dikany loatra ny anarana Ra andry a! Izao tsy dia tia sehoseho ka nefa tsy mankasitraka ny tsy raririny koa.