OLONA IZA NO TOKONY HITONDRA
21. lemenakely
(
17/01/2009 20:22)
Ilay resaka démocratie aloha dia aza mbola resahina raha eto Madagasikara ,satria mbola zaza tsy tonga volana izany eto...Betsaka ny mbola tsy mahalala marina momba azy ity!
Fa hiverenako Kely ilay resaka mpitondra sy ny incompetence ,raha ny zava - misy @ izao aloha dia flagrant io , ny @ izao mantsy dia manao marche arrière ny mpitondra ,zavatra efa naloa ihany no iniana averina: fanagadrana,didy kofehy lehibe , fanodikodinambola ,...
Matoa tonga @ izao dia misy dysfonctionnements isankarazany dia hany hery sisa dia a l extrême sy ny abus de pouvoir!

22. naughtyboy
(
17/01/2009 20:31)
ozy lemenakely
Ilay resaka démocratie aloha dia aza mbola resahina raha eto Madagasikara ,satria mbola zaza tsy tonga volana izany eto...Betsaka ny mbola tsy mahalala marina momba azy ity!
marina 100% less nenla a...anisany izany i badboy,ka asa indray izay fanazavana mba lazainy fa hainy @ io ra misy na tsia,satria nomentsika ny porofony tsy fisiany de ozy izy
Mino tanteraka aho fa olona tsy dia mahalala ny fototra sy ny fivoaran'ilay teny hoe "démocratie" no milaza izao!!

23. lemenakely
(
17/01/2009 20:47)
Jereo ilay débat indray mandeha entre Zafy sy Ratsiraka tao @ ministère des affaires étrangères indray mandeha avant ny 2 e tour , tena démocratie bas de gamme be mihintsy
Nefa nanao ahoana ny an i Segolene sy Sarko
Na koa i Obama sy Mc Cain!
Donc aza mbola resahina mihintsy aloha ilay démocratie eto @ tanana e

24. badboy
(
17/01/2009 20:48)
Nisy mpampianatr'i bordeaux, manampahaizana @ Droit public, nanao famelabelarankevitra tao dago!! Dia nasehony fa ny teny démocratie dia ny fototra no iraisana fa ny fomba fanatanterahana azy no samihafa!! Izany hoe ny "objet" no mitovy fa ny "moyen" no samihafa!! Marina tokoa izany satria raha ny dikan'ny teny démocratie dia efa nivoatra be hatr@ niatombohany tany @ grika, izay midika zavatra maro fa ny tena hevidehibe dia ny fandraisan'ny olon'ny cité anjara @ hevitra rehetra!! Mety io rehefa vitsy ny olona ao anaty cité!! Ny demokrasia nisy nadrapahatongan'ny renaissance dia nolovaina avy @ romanina, izay nametraka ny système de représentation du peuple à travers le senat!! Izao moa tsy sénat irery intsony fa miampy ny député na koa ny solombavambahoaka!! Ireo rehetra ireo dia misy ao madagasikara, saingy ny fomba fiasany no samihafa kely @ firenena rehetra!! Tsy maintsy misy ny "originalité" fa raha tsy izany dia manao "copié-collé" fotsiny!!
Nataoko ireo fanazavana ireo ho an'ireo izay tsy maharaka loatra ny dikan'ilay démokrasia, tahaka an'i naughtyboy, izay tsy manaiky ny fanomezana ny fahefana ho eo ampeklatanan'olona 1 voafidimbahoaka fa tadiaviny hoa an'ireo gasy 17 millions angamba!! Tsy any @ moyen-age intsony isika izao fa efa @ 21 siècle ka dia mba mivoatra arak'izay koa ry naughtyboy fa tsy faly manao hevitra ataingina @ç ilay hoe tsy ny olona no tena ilaina fa ny rafitra!!! Dia mbola tsy rakatrao @ io fanazavana io ve ilay hoe "avereno @ sezara izay an'i sezara"???? 8) 8) 8)

25. lemenakely
(
17/01/2009 21:09)
Mba jereo anefa ny zava- misy ao @ nosy Maurice entre ny travaillistes sy ny conservateurs ,...Mazava tsara ny règle des jeux ,hitanao tsara izany hoe séparation et alternances des pouvoirs .Rehefa travailliste ilay olona dia travailliste , rehefa conservateur dia conservateur
Ny eto androany Arema, rahampitso UNDD,rahafak ampitso TIM , ... Asa avadika impiry ny palitao ?

26. lemenakely
(
17/01/2009 21:57)
Ny fehiny angamba dia tsy misy politika entina hanasoavana eto aloha pour le moments , fa raha manohana olona iray dia Seza izay no takalony , mbola mitombina izany raha ny hita anikeheo teny Ambohijatovo .
Ary ny tena manafintohina rehefa tsy azo ilay seza dia ilay olona niseho nanohana anao iny no manao izay fomba rehetra anjerana anao.
Hitanareo ny zavatra nataon i Alain Ramarson t@ andron ny Zafy!...Toy izany koa ry Voninahitsy sy ry Pety !...
Tsy latsak izany koa ny ataondry Manandafy sy ry Rabetsitonta raha tsy nahazo avara-patana .
Donc mbola mitovy saina @ zazakely ny mpanao politika malagasy , ary raha tsy miova ny toetsaina dia tsy mahagaga raha mbola toy izao foana ny fanaovana politika eto @ tanana e...

27. naughtyboy
(
18/01/2009 04:00)
tena ny ivony badboy averiko indray no mbola tsy ao ,tsy mila spapa etsy sy aroa ny fahalalana io resaka demokrasia io fa teny tsotra satria tsy mbola azony badboy akory na kely aza ny matoankevitra nahoana satria tsy hainy akory fa resak\'olona no ventesina ,ity indray misy lesona hafa enaro tsara:arrow: demokrasia = fanjakambahoaka @ alalany safidin\'izy ireo(fifidianana)=)) (demo=vahoaka,kratien=fanjakana)ny mifanohitra @ io no atao oe fanjakany mpitondra na 1 (monarchy)na antokon\'olombitsy(oligarchy na timorchy)
Ao amintsika fanjakany mpitondra no nantsoiny reo repoblika 2 farany oe demokrasia ,izay angano fotsiny...izany oe natao handidy fotsiny ary hangalatra fa tsy hanompo sy hanatanteraka ny safidimbahoaka izay nifidy azy,
ny fahefana no nanararaotana nanaovana izany io no tsy ekeny vahoaka intsony fa averina any aminy ny safidy
inona no IFANDRAISANY SEZARA ETO SY NY DEMOKRASIA VALIO tompoko ny fanotaniana???? ny vahoaka no tompotsafidy ka masimandidy @ safidiny @ fitondrampanjakana kasainy andrindra ny fiainampirenena fa tsy mila imperialista t@ androny romana izay natsoina oe sezara ,ka ireto no amitinako ny resako momba ny hevitry badboy
-ranamana dia mankasitraka tsara anle8 atr@ zay ka atr@ zao ,tsara ka tohizo fa efa hirodana io satria tsy ilainy pokona intsony
-te hiady hevitra nefa ny fototra sy faripahalalana ananany mihintsy no tsy ao ka tsy afaka manome porofo ny tsikerany,tsy afaka mijoro @ heviny fa bontolo sy zay tafavoakany vavany ihany tsy ampandalinana izany mazava oazy...fantatra oazy manko ireny
-ankoatry izay fandoto rano izy eto satria natao itondra hevitra mihasolanga fa natao itondra hevitra mihajotso manoloana ny adihevitra mila fisokafana @ fifanakalozana
ko dia miala tsiny fa izy no ao @ toerana malemy eto satria sendra ny taolana,you are the weakest link badboy goodbye =))

28. lemenakely
(
18/01/2009 08:33)
Raha ohatra ka hiova hevitra hoe ny mpanao raharaha masina indray no atao mpitondra eto , raha rev Bertrand Aristide ny an i Haiti dia , aleo mba i Satrobory ny antsika izany e , ny filohan ny AMF 3FM . Hi hi hi
29. badboy
(
18/01/2009 09:23)
lemenakely >> Raha isatrobory no apetraka ho eo dia ho lasa "blanc bonnet et bonnet blanc" fotsiny!! Misy rohy mavesatra eo @ Ravalomanana sy ingahy satrobory, mety hoe hilaza ny tsy fisian'izany izy rehefa tonga ny andron'ny famadihana palitao araky ny efa voalazanao any ambony any!! Mila olombaovaoa mihintsy isika hametraka ilay fototra mendrika sy ho tena arahina!! Ary matetika ny tena marina tsy ny fototra no ratsy fa mijanona ho antaratasy fotsiny ilay izy na koa lasa "simulacre" ny fametrahana ireo vondrompanjakana voalaza ao anatin'ilay lalampanorenana!!
naughtyboy >> Tena mitovy refy ianao sy zanety raha izao fanehoankevitrao izao!! Tsy olona 1 angaha no manapaka ny hevitra rehetra any @ ireo firenena champion de la démocratie, ohatra Barak obama, Sarkozy???? Ilay fahaizana mampitahy mihintsy no tsy ao aminao ranamana ka manjary mampirisika ilay "démocratie banannière" ianao!! Mba mivoatra hoa fa tsy faly manesika ilay hevibobongolon'ny taonjato faha-19 intsony, efa 21ème siècle tsika izao!!
:twisted: :twisted: :twisted: :twisted:

30. lemenakely
(
18/01/2009 09:35)
Eny e , mba vazivazy ny ahy ary aza adino fa Ra8 anie filohan ny FJKM e, amiko ny fanohanan ireo antokom-pinoana maro no antony nahalany an -dRavalomanana , c est tout!
Fa hita miharihary izao ny tsy fahombiazana misy ,ka dia aoka mba samy hieritreritra daholo e

31. badboy
(
18/01/2009 09:42)
Ny fahitako azy dia ilay fitsabahan'ny fiangonana ny fianana arapôlitika mihintsy no isan'ny fositra mahatonga ny vahoaka toa tsy tafahetsika izany!! Hanontany ahy ianao hoe inona no antony, dia satria iska malagasy manaja ilay baiboly sy ny tenin'ireo mpampita ny voalaza ao, tahaka ny pasitera, mompera ..... Noho izany raha ireo mpampiely ny vaovao mahafaly ireo no miteny hoe mety io fitondrana io, dia tsisy mihetsika satria masina ny tenin'i pasitera na i mompera!! Ankoatr'izay dia ilay fankatoavana ny tenin'ny RR amintsika matanjaka be
KobondRavalomanana io herin'ny finoana io eo anivontsika malagasy, ka dia nataony fitaovana!! Izany rehetra izany tsy ezahan'ireo mikomy ho dinihina fa manao amboletra fotsiny, aiza moa ny ho lasa lavitra ilay hetsika na dia mba misy fotokevitra tsara aza!! :idea: :idea: :idea:

32. lemenakely
(
18/01/2009 10:26)
Fivavahana sy politika anefa dia firehan- kevitra 2 tsy tokony hifangaro mihintsy , sahala @ siramamy sy sira .
Raha hanasa olona ve ianao , dia sira no nataonao ao anaty kafe , dia hoy ny olona hoe : zavatra tsy mety izao !Dia ianao manao be loha fotsiny hoe Mety io ! ...izaho no tompo - pety ,
Izany no ataon ny mpitondra @ izao !
Didin ny be sandry , satria aho présida !

33. badboy
(
18/01/2009 10:54)
Tsy haiko ianao raha nahita ilay hetsika teny @ ambasssade fa raha jerena akaiky ilay izy, dia mbola mampifangaro vovraka ny fivavahana sy ny pôlitika ireo mihetsika!! "Masina ity tany ity" hoy izireo!! Ka dia miverina eo ihany koa ilay blanc bonnet, bonnet blanc!! Miainga koa moa ny fanombohan'ny fitsapankerin'i TGV dia mbola fivavahana ihany koa no aroso mialoha!! Ho aiza ihany tsika ty?? Kiainina ny fomba ataon'ny 1 nefa ny ataony ihany no tahafina!!!
Izay no mahatoga ahy milaza hoe mila olombaovao mihintsy!!! Saingy mbola afaka antaonany maro vao ho hita io olona io, raha ho hita aza!!! Dia izany hoe tsy maintsy mifaly @ izay misy eo sy mampiseho hoe izy no afaka hisolo ilay raika lahy taloha!!! 8) 8) 8)

34. naughtyboy
(
18/01/2009 12:15)
voalaza teo
Izany no ataon ny mpitondra @ izao !
Didin ny be sandry , satria aho présida !
efa lany andro io lemenakely a io no tsy ekeny pokona intsony
badboy > mandiniha tena, mijereva fitaratra fa aza miditra @ pataloha tsy antonona ny tena izay fotsiny ihany =)) =))

35. badboy
(
18/01/2009 12:31)
Izaho rehefa mijery fitaratra dia mahita olona mahay mihemotra rehefa manana hevidiso!! Saingy ianao ranamana naughtyboy ampirisihiko manokana tsy hijery fitaratra matetika sao hatahotra tampoka ny zvtr hitanao eo anoloananao ianao avy eo, izany hoe mampatahotena!
Hitako izao fa tsy zakanao ranamana ny pôlitika ka ajanony fa sao ho lasa tahakandrazanety ny hiafaranao, lasa tsy maneho hevitra intsony fa manenjika fotsiny ilay mpaneho hevitra!! Ary toa izay aza moa no fomba nasehonao tao ho ato ka mampanahy ahy ny fahasalamana aratsainao!!
Iza no tokony hitondra hoy ilay lohateninkevitra : dia hoy aho hoe tsy afaka ny hifidy ny tsy eo ka dia izay eo no tsy maintsy raisina na hita aza fa tsy hatokisana!! Tsy afaka hiandry ny tsetsatsetsa tsy aritr'i naughtyboy fa dia ho alina eo ny andro, ny fotoana anefa mandeha ka mila vahaolana haingana @ olona 1 mandroso!! Na dia tsy ekeko loatra aza ny fomba fanaon'i TGV dia tsy misy olonkafa ankoatr'azy afaka ny hisolo andRavalomanana aloha hatr@ izao!! Dikany : izy no tokony ho tohanana dia ezahana avy eo rehefa eo izy ny hanondro azy ny rafitra tokony hapetraka sy ny fananjana io rafitra io!
Ka dia na ho lavo alohan'ny fotoana aza i TGV, dia izy aloha no misy hatr@ izao ary izy koa no mba ohatry ny hahatokisan'ny olona izany ka dia tohanako ny tenany!!! 8) 8) 8) 8)

36. lemenakely
(
18/01/2009 12:34)
O ra Badboy a! Raha miteny kosa ny olona hoe Masina ity tany ity! Dia tsy manafangaro ny politika sy ny fivavahana velively izany !
Amiko masina= mananjina
Raha miteny ve ny olona iray hoe mananjina io Rova io , dia manafangaro ny fivavahana sy politika izany !

37. badboy
(
18/01/2009 12:57)
Ka ianao ihany ange lemenakely dia efa nampiseho fa samihafa ny atao hoe masina sy ny hoe manajina eh!! Tsy dia tena mitovy ireo!! Masina na "saint" dia mifandray @ fivavahana ka ny tsy fanajana azy dia mahatonga ny "blasphème"!! Ny jina na "respectable , vénérable" dia mahatonga ny otafady na "sacrilège" rehefa tsy voahaja!!
Io tahak'ilay teny vazaha hoe "arrêt" izay midika hevitra 1 ihany saingy ny mahasamihafa azy dia ny fiara fitanterana mijanona eo @ io arrêt io : arrêt de bus # arrêt du tram!!! 8) 8)

38. naughtyboy
(
18/01/2009 15:50)
voalaza teo
Iza no tokony hitondra hoy ilay lohateninkevitra
mila arahina ny adihevitra refa miresaka fa tsy faly ny ivatravatra fotsiny :lol:
efa nolazaiko mazava tatsy ambony ny valiny ,mbola tsy very olomanga i Gasikara fa
Ny olana izany izao dia tsy oe iza fa olona tahaka ny ahoana no ahatafarina izany fahavoazana lehibe izany
- mila manana esprit de creativite,leadership,
integrite,motivation sur le plan national(social,economie,relation internationale,sante,culture,droits civiques des citoyens ,competitivite politique,lois contitutionelles ect..)@ alalany fotodrafitr'asa mazava sy FANATANTERAHANA ho modely sy fanilo mpitondra ny malagasy izay efa sepotry ny fahoriana sy hanoanana ary ny fahabadoana...
Mifototra @ ireto 3 ireto ny andry sy kitro ifaharany mahay mitarika,manantanteraka ary mampandroso ary manana
- Fenitra/mission
-Sanda/value
-Fomba fijery lavitra sy famahana olana akaiky/core view
Dia mianara mamaky sy mandalina ny voalazany hafa vao mamaly @ izay mazava ny koranantsika eto :D =))

39. naughtyboy
(
18/01/2009 16:05)
ary izao hevitra daholo no nasehoko teto fa ny fandraisany babdboy zv no efa
lany andro na tsy miasa mintsiny ka raisiny ho fanenjehana azy manokana daholo ny ny hevitra rehetra miseho avy @ hafa tsy mifanaraka @ sainy,olona mba nandany rondoha sy nanovo fahalalana @ tontolony politika ary mahay mandinika daholo ireo resahinao ka tsangakevitra aseho anaporofoana ny tsikeranao...
ny rehetra dia mahalala izany fa tsy azo afenina ry badboy ka tsy misy ny tsy mba diso hoy ny fiteny fa izay mikiry no adala... :D

40. penguin
(
19/01/2009 07:54)
Ny loha-hevitra io ambony io dia tokony hivaly hoe: olona sahalan'i naughtyboy no tokony hitondra. Ny efa las asy ny mbola eo tsy mahatakatra ny lohabeny ka izy no tokony hiseho haingana