OLONA IZA NO TOKONY HITONDRA

41. naughtyboy ( 19/01/2009 09:13)
tsy mety satria menatra raha olona otrany zanety no ho entiko votsa saina loatra =)) =))
42. penguin ( 19/01/2009 15:32)
naughtyboy=zanety hatao mitondra fanjakana =)) =)) =))
43. andrywui ( 19/01/2009 16:05)
elah hono lety ry penguin ozy ra kidoropamba manao loha na krevety ony ela ka amin'ny lohany no misy ny tainy!!! tsy zah no niteny anzany fa i ra kidoropamba an! ary ambadika ary lery no nilaza anzany ! miala aho ra tezitra elah
44. naughtyboy ( 19/01/2009 16:42)
andrywui >aza asina tsiny ny momba an'io lohana kervety io fa izy no zanety na zankely i notty njay tsy mila miafina izany refa misy ambara miseho oul foana...
45. lemenakely ( 19/01/2009 20:29)
andrywui:

elah hono lety ry penguin ozy ra kidoropamba manao loha na krevety ony ela ka amin'ny lohany no misy ny tainy!!! tsy zah no niteny anzany fa i ra kidoropamba an! ary ambadika ary lery no nilaza anzany ! miala aho ra tezitra elah



Ha ! Ha! Ha! ... Misy mahita tenenina mihintsy an !
46. Papoose ( 19/01/2009 21:13)
impiry niverina zay iooooo, :?:
47. andrywui ( 20/01/2009 12:03)
ka malaelo anlery ane ah de mandaza aminy fa tsy mety kosa zao ka!!!
48. rfd2001 ( 20/01/2009 14:29)
Ny zavatra tsapako aloha dia TOE-TSAINA ny fototry ny olan'ny gasy.
Ny gasy zany tena mahay no maranitra fa metitika voasarika @ zavatra ratsy foana le izy. Eto zao misy manome hevitra tsara sady mba misy hodinihana dia vety² eo dia misy manala aza be fotsiny manin zao no MIGAFY fotsiny zao ! Mba ovay le toe-tsaina. Enao ange lany andro manoratra eto anefa tsy mandroso akory aleo le olona mitady hevitra tsara mba handroso e! Enao no te tsy hivaotra eo.
49. Zafimananadrazana ( 21/01/2009 08:03)
Hoy rfd2001: ny toe-tsaina mihitsy no tokony hovàna, ary dia tena izay mihintsy ilay izy ry namako isany! Ny foto-pisainana nolovàna tamin'ny frantsay sy ny zaza navelany nifototra tamin'ny "zarazarao anjakana" sy ny "hano izay hita na be na kely fa aza miraharaha ny hafa" ireo no nanimba antsika ka mila hitondrana soso-kevitra, paika ary lamina vaovao hanarenana azy haingana. Tsy ho mora anefa izany ary tsy ho haingana ihany koa raha tarafina amin'izao ady hevitra misy eto amin'ny serasera.org eto izao. Koa mankahery anareo rehetra! Avoahy ny hevitra ary aza adino fa Radama I sy ny Mpanjaka nandimby azy tsy mba nanana diplaoma nefa nahay nitondra, nampandroso ary nankasitrahan'ny Vahoaka ny fitondrany!
Koa Mitsangàna! Mijoroa! Mandrosoa!
50. olenja ( 21/01/2009 13:47)
51. ravonjison ( 21/01/2009 15:33)
Tena manana fotoana betsaka anoratana aho ka ezahiko ho fintinina ny tiaku ho lazaina.
Raha ny tsy mampadroso an\' i Dago no jerentsika misy antony roa lehibe mahatonga izany: - 1 ny antony avy ao anatiny ( ny olona mpitondra, ny rafitra, ny loza voajanahary, ny vahoaka, ny fomba fisainantsika.....sns
2- ny antony avy atý ivelany ( fifaninánana eo @ varotra iraisam-pirenena, ny fahafetsen\' ireo izay efa mandroso....).
Hiverenako kely ilay resaka hoe rafitra sy ny olona mpitondra, araka ilay discussion be atsy ambony.
Ireo zavatra roa ireo dia samy ilaina sy manandanja daholo, sady ilaina ho tsara ny rafitra, no ilaina ho tsara ny mpitondra, mifameni ireo.
Toetra toa inona no tokony ananan\' ilay mpitondra ? Tokony hanana toetra sy fahalálana telo na efatra izy ( vision, democrate, mission, araka ny voalaza etsy ambony). Fa tsy possible ny hanánany toetra na fahalálana be dia be, satria raha izany dia tsy maintsy mianatra filiere be dia be izy, tsy possible anefa izay. Ny zavatra sasany tsy fantany sy tsy hainy, dia ny eo ambany fahefany idray no tokony hanana izany ( mpanoro hevitra , ministra sns...).
Marihiko anefa fa manandanja tokoa raha toa ka olona tsara ilay mpitondra, satria matetika izy manapaka evitra irery . Ohatra : tsy azoko mihitsy izay nahatonga an\' Ratsiraka ho nilatsaka ho fidina fahantelony.Aty @ tany mandroso dia efa mazava fa indroa ihany ny olona no afaka hitondra sy ho filoha, ny fanintelony dia tsy tokony hatao intsony satria misy effet psychologique be eo aminy mpitondra izany. Marina fa mety tsy voararan\' ny lalampanorenatsika izany ( rafitra), kanefa kosa raha olona tena tsara i Ratsiraka dia tsy tokony nirotsaka ho candidat intsony satria efa filoha indroa, ka tsy tokony nanao theatre, araka ireny zava-niseho ireny. Nihomehezan\' ny olona fotsiny atý Eoropa isika. Jareo i Mandela , rehefa vita avy filoha izy dia nijanona @ izay. Ka iny dia miankina tanteraka @ caractere n\' ilay olona ihany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0801