BOTO KAMO

1. karda ( 16/01/2009 17:10)
BOTO KAMO

REFRAIN:
Oy ia ee
Lelika lahy ve 'ty tsy m'saina
Oy ia ee
Sipa 'ndray ve no mitaraindraina
Oy ia ee
Isan'andro miferin'aina
Oy ia ee
Tsy hay marary, tsy hay malaina

1) Io tsy miasa io
Fa minan-kanina maraina, atoandro
Velomin'vady e
Na ny sigara na ny akanjo
Io tsy miasa io
Fa mivoaka ny trano isan'andro
Mandedeha any
Mody avy any izy efa mamo
Olo mavandy io
Mitantara angano taona maro
Milanja lainga io
Fa ny marina dia kamo
Olo fetsy io
Manambaka ny ao an-trano
Marikoriko io
Omeo tamaina fa makamo

REFRAIN: 1x

2)Mandreraka io
Milaza ho be diplôma
Tsisy apôka io
Fa ny vavany fotsiny no mitsôtsôna
Mankaleo io
Isan'andro itako eo foana
Be lazao eo
Fa ny marina dia paoma
Lolo meky io
Ataoko mahalala ny anarany tsara
Mody chomera io
Io koa no anafana
Aleo hanao eo
Miseho be tsindry, be kafary
Tsy angeringery aty
Fa tonga dia .....ra

REFRAIN:2x
2. Noue ( 16/01/2009 20:48)
=)) =)) =)) =)) tsy ratsy indray zany kle'tia eeee :-D :-D :-D :-D iza no mihira azy ??
3. ainaheri ( 17/01/2009 06:07)
i Noue lol :-D :-D

Lay sipa zany mba mamelon'ny lery kou,misy kofa sambatra iany an:-P,mbola misy iany ve zao @ fiainana sarotra zao??
4. Mirananirina ( 17/01/2009 14:08)
tsara :lol: :lol: :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1093