vavak'ilay Mpangala-badin'olona! atao fampiratina .

1. xxx ( 15/01/2009 09:54)
Miarahaba anareo, Nisy forum efa tamin'ny volana Aout -septembre tany ho any, nanao hoe "vavak'ilay Mpangalabadinolona" hatao fampiratina izy ireo raha sitrakareo, ka miangavy ireo izay rehetra teto amin'ny forum ka nanome vali-kafatra io tononkalo io mba handefa izany ao amin'ny adiresy email kolontsaina@gmail.com.
misaotra e
novalian'i namanabe ny 05/02/2009 09:18
2. xxx ( 15/01/2009 10:54)
tadidiko ity resaka iray ity. za ihany mantsy angamba no mba niaro ilay olona lazaina sy noendrikendrehana fa nangalam-badin'olona. Ka haveriko ilay noteneniko tamin'izay, fitiavana ny azy fa tsy fangalarana velively.
3. kotobekibo ( 15/01/2009 18:43)
Zà koa manohana ! mety tsy fangalarana no nataony fa kosa findramana .

Ny mangalatra tsy mamerina , fa naka tanteraka .
Ny mindrana mety mampiasa d mamerina @ toerany sy @ état-ny
:-D :-D :-D
4. arialy ( 18/01/2009 20:54)
ka efa oe mpangalatra koa herovana lol b
5. kotobekibo ( 20/01/2009 19:13)
arialy > raha nangalatra d tsy arovana fa raha nindrana kosa v ? :-P :-D
6. Koditra ( 20/01/2009 21:23)
koto : zé mangalatra gadraina, zé mindrana mandoa hofany :-D
7. kotobekibo ( 23/01/2009 16:12)
Ze mangalatra d ho hitan'ny havany eo .
Ary lé manofa , mbô ôtrinona hono , ôtran'ny interesà manko ? =))
Kanefa raha ilay nindramina no nahazo fy bebe kokoa , d iza no tokony hanefa ?:^)
8. laris ( 30/01/2009 07:01)
nareo kosa ranga a!refa oe pangalatra de pangalatra fa tsis anzan pindran zan,de aona zan ra ohatra ka ny vadinareo no mis mangalatra de tenenin v iz oe aiz ny hofany??????????ra ts zah no paiso kouh!!!!!!! :^) :evil: :evil: :evil:
9. namanabe ( 05/02/2009 09:18)
Raha tantaran'ilay olona fantatro aloha ity dia toa izao , aza velezina mafy izy fa tary tsy ampy fitiavana dia nohararaotin'ny galifantsy nampiasana amin'ny faveur-any , izy io koa dia tary te-hoderaina foana hoe dadany raha angalatra sy hikoty sns...... kanefa ny tena marina dia fragile be izy no sady tsy mety mahazaka selibataire miady amin'ny pièceny e! fiainana daholo izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4132