Raharaha tanin'ny DAEWO Logistics

21. penguin ( 14/01/2009 06:59)
Izay indrindra ary tena io no manohitra ilay hoe aleoko ho lava volo eo na hoe aleo tsisy fivoarana eo.
22. Jozy ( 14/01/2009 07:23)
Manao sports na manana saina sportif ve ny sasany e!

Tsy misy mpilalao mivadibadika ekipa alohan'ny fitsofan'ny arbitra ny faran'ny lalao teto antany afa tsy ny mpilalao voavidy. Ny akamaroan'ireo mikamenona efa ita niditra antsehatra tsy nisy tahoatra sy henatra nanohana andRa8 t@2002. Fitiavantanindrazana hono izany fivadihana izany ka sahy nijory izy fa nahita olomarina hoe e !
Mbola tsy vita akory ity ny mi-temps faharoa dia ireny izy fa mandaka baolina hamonoantena sy taranaka:. Iza indray ny tiany haharesy ka tiany hiverina ho tompoiny fa tsy ny ekipa adverserany t@ 2002 nisolo maillot teo ampilalaovana ka manintona dia manintona azy?

Aza mba malemy saina ataon'ny hafa fitaovana ihany re olona a!

Zony ny mivadibadidela kanefa zondRamalagasy ny miaro ny tombontsoa iraisany:filaminan'ny lalao politika

23. naritsimba ( 14/01/2009 10:48)
Misy ny didim-panjakana izay navoaka tamin'ny Conseil de Ministre fa azon'ny Chef de Region atao ny manome tanim-panjakana ho an'izay olona mangataka izany na iza na iza, ary tsy voafetra ny halehibeny.
Araka ny valan-dresaka nataon'ny Ministra tompon'andraikitra Ratolojanahary omaly, dia nilaza izy fa mila dinihan'ny Governemanta ny fanomezana tanim-panjakana, moa ve tsy mifanohitra ireo voalaza ireo, fa saingy efa fomba mahazatra io, nolazain'Ingahy Ministra ihany koa fa ny lehiben'ny faritra tany @ ireo toerana misy ny tany izay angatahin'drizareo Koreana(Daewoo) no nandray ny taratasy ary nanisy sonia izany ka nampita izany any @ Governemanta.
Dikan'izany efa nahazo baiko ireo lehiben'ny faritra ny hanekena izany satria tsy ho sahy hanome tany lehibe toy ireo izy ireo raha tsy nisy teny midina avy any ambony any.
Dia mbola hisy sahy milaza ve fa tsy nisy izy io???
24. tsinjo ( 14/01/2009 10:59)
sao kous de diso fihaino i NARITSIMBA fa ilay ministra nanazava ny zvt nisy we ilay lehibeany faritra dia nanao sonia ttasy ,marina io fa saingy ttasy fahafany DAEWO mijery ilay tany fatsy we akory sonia manaiky ny ividianany tany ,ary manarakizay rehafa hividy tany lehibe ozizy le ministra de tsy maintsy mandalo gouvernement fa tsy ny ministra ny fananatany no manao sonia fotsiny
25. xxx ( 14/01/2009 11:26)
Ny tokony hatao angamba raha izany dia ny mampanofa ireo tany @ vahiny fa kosa atao contrat 10 taona ary avaoizina raha toa ka ilaina ary fohanana kosa raha toa ka mba misy gasy tompo-tanidrazana hita fa mety hahavita ilay tany. Fa tsy atao 99 taona araka ny voalaza.
Ohatra ny fianakaviana iray manana trano na tany maro io.Tsy hoe mahantra ilay fianakaviana @ zao fotoana izao dia ampanofana 99 taona ny fananana. Ny taranaka dia hitombo. Na ny isa na ny fahaizana na ny farikareny ao aoriana kely ary tsy maintsy hila ilay taniny.
26. ravatorano ( 14/01/2009 11:55)
ny tantara dia mbola mitohy e d mitohy e d mitohy !
samy mampiseho taratasy avokoa aloha hatramin izao hoe ity milaza fa nivarotra tany ny fanjakana fa raha ny filazan'ny Ministra Omaly iny kosa dia mazava fa mbola tsy nanome alalana nivarotra ny fanjakana ary satraia tsy maintsy fanapaha kevitra eo anivon'ny fivorian'ny ministra na ny goverinemanta no andraisana azy noho izany mbola any ankibon'ny omby izany io varotra io fa tsara kosa aloha ilay fisian'ilay resaka niely be mba tsy maha tompo trano mihono ny betsaka
27. ravatorano ( 14/01/2009 12:12)
EXPLOITATION AGRICOLE

Le projet «Daewoo» en cours d’études





Contrairement à certaines rumeurs, le projet «Daewoo» ne s’est pas encore concrétisé et aucun document officiel n’a été émis pour la cession des terrains. Cependant, les études pour la réalisation de ce projet sont déjà en route.



Le ministre de la Réforme foncière des domaines et de l’aménagement du territoire (MRFDAT), Marius Ratolojanahary, a apporté des éclaircissements sur cette affaire hier à Iavoloha lors de la présentation de vœux des employés du MRFDAT.

Ainsi, le projet « Daewoo » n’est actuellement qu’au stade d’études. Ce groupe a présenté un dossier de demande d’exploitation d’un terrain d’une superficie de 1 300 000 hectares pour cultiver du maïs et du colza avec un business plan. Ce genre de demande n’est pas considéré à la légère et une commission interministérielle est actuellement en place pour étudier le dossier.

Le MRFDAT et le ministère de l’Agriculture de l’élevage et de la pêche figurent parmi les membres du comité qui sera chargé du projet Daewoo.

En effet, chaque demande de ce genre doit être accompagnée d’un business plan, selon le ministre Marius Ratolojanahary puisqu’il s’agit d’un investissement privé. Le comité examinera ensuite le dossier avant de le présenter en conseil de gouvernement qui donnera son accord officiel ou non pour sa réalisation. La décision pour un projet de cette envergure ne peut être prise à la légère et doit passer par diverses étapes et finir au conseil.



Rôle de facilitateur

Les régions, pour leur part, n’ont qu’un rôle de facilitateur pour la promotion des investissements. Ainsi, ces structures informent les opérateurs sur les opportunités à saisir dans leurs régions et s’engagent à faciliter les procédures pour l’installation des investisseurs.

Le projet Daewoo n’est qu’un grand projet d’investissement comme un autre, d’après les responsables, et pour l’heure il est encore difficile d’avancer des résultats sur les études menées par la commission chargée de l’affaire ni sur la surface à allouer, ni sur les contreparties et même la date de la publication des résultats des études n’est pas encore connue.

Le ministre a également tenu à donner quelques précisions sur les chiffres avancés puisque certains médias étrangers ont affirmé que les 1 300 000 hectares constituaient la moitié des terres arables à Madagascar alors que ce n’est pas le cas. La culture du riz, à elle seule, représente déjà 1 200 000 hectares et cette surface augmentera et pourrait être décuplée encore avec l’arrivée des tracteurs, a ajouté Marius Ratolojanahary.




Loïc Henintsoa
les nouvelles du 14/01/2009
28. ds ( 14/01/2009 14:32)
Nanao fangatahana ve ny Daewoo sa tsia ? Roapolo andro ny farafahelany ny fahazoana alalana any amin'ny EDBM.
Raha arahana ny tenin'ny minisitra, dia tsia ny valiny. Ry Daewoo anefa nidedaka fa efa azony ny tany. Avy eo rizareo nanao fanambarana mifanohitra amin'izany. Misy tsy fifankazahoan-dresaka ao izany na marimarina kokoa tsy ampy ny mangarahara :-)
Araka ny hevitro (tsy voatery ho marina), dia mety efa nahazo fankatoavana avy amin'ny EDBM ry Daewoo.
Any amin'ny EDBM sy ny prezidansa ny baolina e. Any no tsara hapetraka ny fanontaniana.

Sombin'ilay lalàna etsy ambony :
Art. 19 - Autorisation d'acquisition foncière
1. L'autorisation d'acquisition foncière est délivrée au niveau de l'EDBM agissant pour le compte du Ministère chargé des Domaines, sur demande de l'investisseur, lequel, à cette fin, dépose un dossier auprès de l'EDBM (...)

2. Ladite autorisation ne constitue en aucun cas, un titre de propriété sur l'immeuble qui en est l'objet, mais seulement le document permettant aux parties de procéder aux formalités légalement prévues pour la cession d'un immeuble. (...)
29. ainaheri ( 14/01/2009 15:03)
ds>> fahafantarako anio mody itantarana atsanga tsy aman'orana eo ny vahoaka;mba alaivo sary antsaina oe,mila io tany io Daewo,raha tsy mbola azony ve ilay tany d sahany anao polemika otr'zao,satria mety hitsipaka ny fanjakana raha mandainga izy,ny tena marina d'efa azon'i Daewo ny tany fa ny fanjakana no mampandry adrisa ny vahoaka!!!
30. naritsimba ( 15/01/2009 05:20)
ainahery>> efa azo antoka fa azon'ny Daewoo ny tany, anisan'izany ny tany eo anelanelany Ivoloina sy Fenerive Est, tsy haiko hoe ohatran'iza ny habeny azony aloha e. Misy namako mamboly any @ io toerana io fa dia nitatitra ny zava-misy izy. Io namako io anefa dia mangataka ny hahazoany tany ihany koa fa saingy hatramin'izao mbola tsy misy valiny.
31. ravatorano ( 15/01/2009 06:24)
o ry zalahy ah !
d tena inona izany ilay minisitra miteny hoe " le projet Daewo est en conre en phase d'études" :?: no we efa misy tany azon 'ireo koreanina any
o ranary ah nareo zany anie tena mitopo teny fatratra mihitsy kalé za aloha dia aleoko miandry izay tena marina farany fa tsy maintsy ho hita eo io
32. lupe ( 15/01/2009 12:34)
Nisy resaka teo hoe tany lava volo: fa inona ary no naha lavavolo azy: ny politikan'ny fitondrana: tsy lahara-pahamehana ny fambolena fa zavatra hafa, aleony roplana, dia avy eo amidy ny tany fa hoe lavavolo, (Efa akaiky ny androny, ny olona any @ sisiny zao efa tsy mirevy ra8 intsony @ ity mivarotra tanindrazana ity,)
Za aloha zao mihevitra fa matoa ny ra 8 nanome an Corean ny tany dia nisy fifanarahana tao:

Ty fitiavan'karena ity aloha dia tena fandrika!

Mbola hisy ny farany ary tsy ho foana ny fanantenako!
33. ainaheri ( 17/01/2009 06:49)
ravatorano>> Tsy dia atao mahagaga ireny,betsaka ny firenena mampandry adrisa ny vahoakany otr'zany,na ny tany mandroso aza manao an'zany filaza lainga zany mba iombonan'ny hatezeran'ny vahoakany...............Resaka andaminana poukna ny andrafanja fa ny tany d'efa lasa,ataoko oh fotsiny oe;nisy nikotiko zany ,tiko be io sipa io an,d sahiko ve iteny @ namako oe miaraka zay sy le sipa,na izy aza mety ho tezitra d tsy hiresaka na hiaona amiko tsony,d otr'zay io afera io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2754