tonga rafozako d akory atao ?
22. xxx
(
13/01/2009 16:57)
mankany amin'ny la mairie manao pacs refa tsy hisoratra dia manana ny maha vady anao ianao
cocu no binage izany ndroky
reninjanaka izany v dia hoe velomina no hitondrana azy fa tsy efa hoe vady sa nareo afaka miteraka amin'ny sipa zay hita rehetra sy mety hanaovana.
rehefa nifanaiky hoe hiray trano, niteraka dia efa mahaleo tena izany amiko ary na dia karama 1 aza no misy dia iny no zaraina fa tsy misy hoe velomina izany ilay tsy miasa, tssss fangah tsy miasa sa minampotsiny anatiko ao amin'ny tokantrano. Ny fitaizana ny zaza 2 izany angaha vita mora.
Vitan'ny vady tsy vitandrenyary ny vitandreny tsy vitambady, ka tokony mba mahay mandanjalanja le bandy.

23. soafara15
(
14/01/2009 08:46)
hoy rafahafahana hoe : "aza adino fa ianao koa aza anie ka velominy ao an-trano é; dia mba fidifidio ihany ny teny atao amin'ny rafozana, fa tsy mitovy velively ny zanaka nateraka sy ny vinanto."
Aiza kosa no hoe velomina, na tsy vady aza fa reninjanaka roa, rehefa tsy miasa ve dia hoe velomina? ny asa atao ao ntrano koa angaha tsy asa, ny mitaiza, ny raharaha sns...
Mitadiava akia asa, fa ny lehilahy anie kia tsy azo antenaina;
Hafa ihany izany vehivavy mahavita tena, tsy azon'ny olona anaovana tsindry hazo lena,
Manana akia hazondamosina, tokatrano-ndry ao na hoe tsy vady azy indry, ny zanakin-dry izy no rainy.
raha mitsaotsaoka ao antranon-dry indry dia vao maika ho faly ny rafozandry hoe izay fa resy, mijanona ao dia asehoy azy fa tokatranondry ao.
Ampisehoy azy fa izy no vahiny fa tsy indry.
Indry no mpampiantrano, ataovy ampamendrehana dia ho tapina ny vavany.
mahereza

24. Mirananirina
(
14/01/2009 13:04)
Mitandrema ihany fa betsaka ny rafozana mahavita mampisaraka ny mpivady.Surtout reniny lhl, ny avy aminy vhv indray anefa matetika mampihavana,indraindray kosa aloha mifamadika.
Maninona raha ampiana ny havanao,na fantany na tsy fantany.Ianao izany miasa koa volanao no omeo ny reninao.Raha izaho aloha ianao dia atao fantany tsara hoe mandefa vola hoany reninao koa ianao,na hafaro koa izy dia vita .

25. booboo
(
14/01/2009 13:34)
Raha ny fandiniako azy aloha dia ny fifampiresahinan'ny mpivady no vahaolona tsara indrindra isian'ny fiarahamonina milamina amin'ny samy rafozana sy vinanto sy ny hafa.
Mila mifampiresaka lalandava ianareo roa hoe inona no olana ary inona no vahaolana azo atrehana hisian'ny marimaritra iraisana. Efa vita resaka ny anareo vao miresaka indray amin'ilay rafozana ary ianarotelo mianaka no tokony ho eo.
Ialana lavitra ny tondrotondro "Ianao dia sns... " fa raisina ny teny hoe "Izaho dia...mahatsapa aho fa... Maharary aho.... Miferinanaina aho fa..."
Ialana lavitra ny laingalainga raha toa ka mbola te hanana fianakaviana maharitra sy milamina.
Ilaina hery manokana ny fanetretena sy ny fandavan-tena ary fandeferana fa saingy kosa tsy natao hampijaly ny aina. Io fandeferana io no isalovan'ny filaminana aminny fiainana matetika. Hatraiza ny fetran'ny fahafahana miafy ho an'ny tsirairay anefa. Ny tena irery ihany no afaka mamaly izany fa tsy ny hafa.
Raha tiana ny vady dia ny rafozana aza hono tsinjovi-mandeha! Hoy ny Ntaolo. Mazotoa lalandava mikatsaka ny fifandanjana Balance. Ampatsihivo ny hafa izay tsy mahatsapa zany io. Mino aho fa raha manam-panahy izy dia hahafantatra ny tokony ataony manoloana an'io teny iray io..
Mahereza hatrany.
Feno fahendrena be ( tahaka ny mahazatra ) ireo toro-hevitr'i Soanja ireo.
26. vale
(
14/01/2009 17:02)
Rafozan-doza sy vinanto tsy vanona ty fa mba ampio e.:-D :-D :-D :-D :roll:
27. vale
(
14/01/2009 17:19)
anatiko: ny vahaolana tsara indrindra dia ianao miasa, marina fa hoe renin-janany enao adidiny ny miantoka anareo telo mianaka, fa raha amin'izao fotoana izao efa miova ny fiainana, ny vavy mahavita mapidi-bola toy ny lahy, misy aza mihoatra noho ny lahy ny vitany eo amin'ny tokantrano, ka izay angamba no mahatonga an'i Rafahafahana niteny hoe "velominy" ianao, momba io hevitra io koa za, satria fifanampiana ny tokantrano (enfin, raha mbola azo atao e!!!), ary raha miasa ianao na dia kely fotsiny aza ny vola raisina tena manova zavatra bedebe izay eo amin'ny fiainanareo ! Tsy misy afa-tsy izay ny ahy ny vahaolana hitako aloha. Ny hoe mifampiresaka ataoko fa na tsy nifampiresaka aza nareo roa mety efa fantatry ny vadinao izao olana izao fa tsy miraharaha izy, ary izany no mahatonga ilay rafozanao hizesta, mino mihintsy za! fa na hiresaka aza nareo tsy hiova amin'ny fanampiany ny Reniny io vadinao io fa raha tinao ny hanampiana ny anao koa dia mitadiava asa! marina fa na tsy miasa aza ianao tokony hifampierana ny adidy tokony atao ao an-tokantrano, anefa moa tsy izay no miseho , ka raha tinao ny hanaovana adidy amin'ny RARnao koa dia izay ihany ny solution haingana. Mahereza!
28. AnA
(
14/01/2009 17:23)
fa izao fotsiny e:" raha tiana hono ny vady ny ny rafozana no tsinjovi-mandeha"
mbola tsy vita mariazy.
Rafozan-doza sy vinanto tsy vanona ty fa mba ampio e.
29. soanja
(
15/01/2009 04:23)
Booboo> Misaotra aky a! (l) Tratry ny taona indriako!
Miarahaba ny rehetra koa aho tratry ny taona. Enga anie ka taona milamina sy feno fanantenana no iatrehantsika rehetra!

30. Rafahafahana
(
15/01/2009 13:08)
soafara15:
hoy rafahafahana hoe : "aza adino fa ianao koa aza anie ka velominy ao an-trano é; dia mba fidifidio ihany ny teny atao amin'ny rafozana, fa tsy mitovy velively ny zanaka nateraka sy ny vinanto."
Aiza kosa no hoe velomina, na tsy vady aza fa reninjanaka roa, rehefa tsy miasa ve dia hoe velomina? ny asa atao ao ntrano koa angaha tsy asa, ny mitaiza, ny raharaha sns...
Mitadiava akia asa, fa ny lehilahy anie kia tsy azo antenaina;
Hafa ihany izany vehivavy mahavita tena, tsy azon'ny olona anaovana tsindry hazo lena,
Manana akia hazondamosina, tokatrano-ndry ao na hoe tsy vady azy indry, ny zanakin-dry izy no rainy.
raha mitsaotsaoka ao antranon-dry indry dia vao maika ho faly ny rafozandry hoe izay fa resy, mijanona ao dia asehoy azy fa tokatranondry ao.
Ampisehoy azy fa izy no vahiny fa tsy indry.
Indry no mpampiantrano, ataovy ampamendrehana dia ho tapina ny vavany.
mahereza
Niteny aho velomina satria ilay ramose no mampidi-bola, miantoka ny rehetra.
Marina fa asa be ny fikarakarana tokatrano fa mbola hafa zany hoe manana anton'asa zany, anana'ny olona henamaso.
Ankoatry zay dia efa manana zanaka 2 ianareo, maninona raha atao ara-dalana ny fanam-badiana fa misy lanjany koa anie zany é, na dia eo amin'ny lafiny zo amin'ny maha vady aza.
31. sakaizakely
(
15/01/2009 13:59)
rehefa tsy mahay mifanaraka sy mandanjalanja ny fiainana na hiasa le vhv na tsia dia tsy hisy raha ho vanona fa gidraka lava ny fiainana, tsy maintsy hahita lonilony raha tsy am vola de am fitsinjarana adidy na am fitaizana...
izay mihitsy
aza omena terrain hanjakany izany izy fa au contraire, limiter-vo tsara ny teritoarany. Mahaiza mijoro fa une fois hainao ny mandanjalanja ny fihetsikao sy ny zavatra lazainao, milamina ihany no anarany. sois juste et cohérente na inona midona na inona mihatra de mahereza hatrany
soafara15:
raha mitsaotsaoka ao antranon-dry indry dia vao maika ho faly ny rafozandry hoe izay fa resy, mijanona ao dia asehoy azy fa tokatranondry ao.
izay mihitsy
aza omena terrain hanjakany izany izy fa au contraire, limiter-vo tsara ny teritoarany. Mahaiza mijoro fa une fois hainao ny mandanjalanja ny fihetsikao sy ny zavatra lazainao, milamina ihany no anarany. sois juste et cohérente na inona midona na inona mihatra de mahereza hatrany
32. fahamarinana
(
15/01/2009 15:31)
sakaiza:
rehefa tsy mahay mifanaraka sy mandanjalanja ny fiainana na hiasa le vhv na tsia dia tsy hisy raha ho vanona fa gidraka lava ny fiainana, tsy maintsy hahita lonilony raha tsy am vola de am fitsinjarana adidy na am fitaizana...
:arrow:iraisako hvtr tanteraka koa.
rafahafahana:
fa mbola hafa zany hoe manana anton'asa zany, anana'ny olona henamaso.
:arrow:tsy ho grave rahatoa ka avy amin'ny alalan'ny asa vao hanan'olona henamaso? Zà manokana tsy miasa hatreto fa nanapa-kevitra hitaiza ny zanako aloha,mandra-pa ary tsy voafetra kanefa tsy mbola nahatsapa na indray maka aza fa tsy misy antony na tsy atahorana sns...satria tsy mampidi-bola.Mety misy cas tahaka izay fa aza generaliser-na loatra e,antony hafa aloha jerena sy amboarina,ne srait-ce que hoe raha mpivady mifankatia,mifanaja dia mifampizara tanteraka na vola na inona...
rafahafahana:
Ankoatry zay dia efa manana zanaka 2 ianareo, maninona raha atao ara-dalana ny fanam-badiana fa misy lanjany koa anie zany é, na dia eo amin'ny lafiny zo amin'ny maha vady aza.
:arrow: lanjany kokoa ahoana ,par rapport a quoi satria ilay olana voalaza eto hafa mihintsy.
Miala tsiny aloha ry rafahafahana fa mitady ho hs kely ianao..ampiako :-* fa am-pitiavana no nilazako azy. (l)
33. vahiny2004
(
15/01/2009 15:52)
Efa "malsain" hatrany am-potony ny fifandraisanareo ka sarotra be ny fandidiana. Toa efa noraisinao ho fahavalo tanteraka izy mantsy raha ny fijeriko azy.
Tsy misy afa-tsy ny firesahana @ vadinao no point voalohany mety hampisy fiovàna eo fifandraisanareo mianaka.

34. anatiko
(
15/01/2009 18:05)
merci t@ valiny reto a
za anie ka mampidi-bola e, fa ambany noho ny an'i ramose 800E
dia ny RAR-ko aty France , fa efa antitra ka asa CCD no ataony(zaridainan'olona, ménage), zareo tsy mbola nangataka,
fa ny any lahy dia manjary toa lasa famelomana (isam-bolana tsy maintsy mandefa) aiza no hisy an'izany? tsy misy vady mahatanty an'izany e.
Ny ahy tsy miova ary tsy hiova:" ny zanaka aloha no prioritaire, indrindra fa @ fibanjinina ny avenir-ny(études any aoriana, ny zanako mba tiako hitovy @ olona, tafité)", (ATAOKO FA IO AVOKOA NO TANJONy RAR rht)
fa ny rangahako indray" rhf aty an-dafy dia tafita" aminy, tsy mba mieritreritra ny ho avy mihitsy, mionona @ SMIC.
Efa éducation koa angamba lay izy, ny ahy dia nibanjina ny ho avy foana (nanamboatra trano, nividy tany be), ry zareo mbola manofa trano nefa nana moyen be tany Dago (tsy nahay nitantana e, lany zesta)
Ho any RAR any Dago aloha dia rhf aty an-dafy zay ny zanany dia tafita, fa tsy izay ny situation satria reo zaza ireo efa aty an-dafy, ka mba mahafinaritra raha manana asa tsara any aoriana any (faniriana moa izany) fa amiko, ny RAR no tokony hiady ho an-janany, ahazoana lay objectif (@ fanangonam-bola pour leurs études)
efa miresaka @ vadiko a fa hitako misy conséquences be @y ny fisarahany ela t@ havany ka dia zay lazainy mamany d ataony avokoa.
Alina moa izy @4h du matin, tsy matory dia nisafo ahy, d izaho anontaniany hoe pourquoi tsy matory, nefa izy koa tsy matory
Izany hoe mahalasa fisainana azy ihany ny situation (enga anie), ka nolazaiko moa izy fa izy no mahavaha izao olana izao, ka nampatsiahiviko azy ny hoe "NY ZANAKA sy ny AVENIR-ny AVANT TOUTE CHOSE, ka raha misy tsy tiako ataony mamany dia manantona azy aho aloha, ka raha tsy miréagir izy dia tonga dia rafozako no teneniko" ,
Raha toa moa ka tsy afaka hitovy ny fisainana dia vonona aho hiala miaraka @zanako, ka tsy maintsy tafita izy ireo na eo ny rainy na tsia, fa @zay fotoana izay sao dia manao hoe"ZANAKO" ! AZAFADY, zanako ireo fa tsy azy, izaho nihevitra azy ireo, fa ianao tsia
mampalahelo izany, fa aleko io toy izay hiaritra trèfle eo
merci e

35. Papoose
(
15/01/2009 21:03)
ary maninona ndray raha manao economie de cote na dia kely aza fa tsy atao fantatry ny vadinao? sa ve tena tsy misy atao @zany tsony ny vola??
36. ninimalala
(
16/01/2009 07:56)
Ny lehilahy anie ry se ka tena firinga mihevitra zay ndraindray e, mialatsiny aminareo lehilahy aloha fa za mahatsapa izany mahitsy, ny vavy ihany no mihevitra ny rehetra tokony hatao fa ny lahy otrany mitsiongevaeva zany fotsiny, ilaozan'ny omby miahaka avy eo nefa mibabababa. Matetika ny ao natsainy ihany no heveriny ho marina ka ra tsy midrikina na enjana kely lay vehivavy de eo lay tokantrano. Enao milaza oe maninona ra manao économie forcé, eh vehivavy aho de mahatsapa fa ny volako de lany @ tokantranoko na ny tenako aza toa adino ko aiza zay économie forcé eo, ny azy nefa zany mbola ampy betsaka hanafarana ny mamany (tsy olana iny fa ela tsy niaona) hanao fety be to tsy de mety ihany. Mba mandinihy re ry lehilahy a
37. ninimalala
(
16/01/2009 11:51)
Ny lehilahy anie ry se ka tena firinga mihevitra zay ndraindray e, mialatsiny aminareo lehilahy aloha fa za mahatsapa izany mahitsy, ny vavy ihany no mihevitra ny rehetra tokony hatao fa ny lahy otrany mitsiongevaeva zany fotsiny, ilaozan\'ny omby miahaka avy eo nefa mibabababa. Matetika ny ao natsainy ihany no heveriny ho marina ka ra tsy midrikina na enjana kely lay vehivavy de eo lay tokantrano. Enao milaza oe maninona ra manao économie forcé, eh vehivavy aho de mahatsapa fa ny volako de lany @ tokantranoko na ny tenako aza toa adino ko aiza zay économie forcé eo, ny azy nefa zany mbola ampy betsaka hanafarana ny mamany (tsy olana iny fa ela tsy niaona) hanao fety be to tsy de mety ihany. Mba mandinihy re ry lehilahy a
38. ainaheri
(
17/01/2009 07:29)
Eny re ry ninimalala fa hiara-handinika zay leh an lol,nefa aza atao bango tokana lotra
Tsy misy zavatra tsy vitan'ny miresaka re ee,miresaha ary ataovy ampamatorana,raha araky voalazan'i anatiko;tsy manao dingana iany ny tsi11 raha nandalo zava-tsarotra ilay vadinao,nefa ataovy mifantoka ao antsainy fa tsy mipetraka any @ fianakaviany tsony izy ,ary efa lehibe tokony ahlalany andraikiny sy ny adidiny eo anatrehan'zany tokantrano zany ,indrindra zany oe efa misy zanaka,sarotra ny fiainana aty indrindra ra eo @ lafiny impôts sy ny karazany alain'ny fanja,na efa retraite aza enao mbola kikifiny iany,resaho ny vadinao fa misy ny a ary koa misy ny z,tokony eritreretina ny ho avy fa tsy manao andevolahy mahita fotsimbary(miala tsiny @ ilay ohabolana) Ny havana havana eny fona,omeo fanontaniana ny vadinao,iza @ reo havana ampina lava reo no ahazaka antsika ra misy ny mahasolafaka ndray andro any ka hody any dago? Tsy kitay tsy vary maina!!!

39. fahamarinana
(
17/01/2009 08:21)
ninimalala:
Ny lehilahy anie ry se ka tena firinga mihevitra zay ndraindray e,
:arrow:zà vehivavy fa mitovy hvtr amin'ny ainaheri koa,aza atao iray lasaka oah,ny sasany maramara dia tsy ho voatery tahaka izay daholo.
ninimalala:
Matetika ny ao natsainy ihany no heveriny ho marina ka ra tsy midrikina na enjana kely lay vehivavy de eo lay tokantrano.
:arrow:izay ilay fierté masculine sy mahasamihafa ny vavy sy lahy kanefa kosa amiko indray dia tsy misy tsy vitan'ny discussion :tsy voatery HITATATA na koa HIDRIKINA na HIENJANA fa tsy gaigy angamba ilay vady tiana sy malala fa rehefa hainao mandresy lahatra azy,voaporofonao fa marina sy mitombina ny raisonnement-nao dia mino aho fa manaiky izy :mety hanaraka ambokony aloha am 1er fa kosa efa manaraka aloha.Amiko izay an!
ninimalala:
eh vehivavy aho de mahatsapa fa ny volako de lany @ tokantranoko na ny tenako aza toa adino ko aiza zay économie forcé eo, ny azy nefa zany mbola ampy betsaka hanafarana ny mamany (tsy olana iny fa ela tsy niaona) hanao fety be to tsy de mety ihany.
:arrow: Tsy mazava kely,fa ny mpivady ve ry reto tsy mitambatra vola fa samy manana sy mitazona ny azy a !Raha ny fahitako sy fahatsapako azy dia lasa individuel be daholo ny fiainana eto :rehefa inona vao mitambatra ny mpivady...
ninimalala:
Mba mandinihy re ry lehilahy a
:arrow:isika rehetra mila mandinika daholo e,na lahy na vavy.Tsy azo lavina koa fa misy vavy rehefa sendra vady tia sy raisonnable dia manararaotra manilika vola koa (efa nahita aho miteny io !) ka samy tokony hieritreritra.Tsy tokony ho adinoina fa matoa naka hvtr hivady dia ao ilay atao hoe :Fitiavana.Na inona olana ho sedraina (ary hisy tsy akijanona koa anie ! ) dia tsy adinoina io base io fa mety mampilamina sy mapisaina tanteraka.Mora lazaina fa sarotra tanterahana ...jereo izay lafiny iray izay!
Mahereza ry anatki fa dia ianao no afaka tena mamaha ny olana fa hvtr atsipy ny anay.Ampiako :-* (l)
40. haritianah
(
18/01/2009 08:39)
sarotra bé io cas io raha ts ny vadinao mihintsy alou no manaiky ny situation nareo.Dia izy no manelanelana entre nao sy ny rafozanao.
Miresaka sy manazava ary mifandamina @ reniny tsara alou izy de aveo vao mifandamina ianao sy ny rafozanao.
Raha ts ny zanany mits no mandresy lahatra ny reniny tsis fika io é, refa sendra cas salam zay dia ref vinato dia ratsy foana é.
Na inona ataonao na inona refa zay de rats foana.
Fa miresaha tsara à vadinao alou enao, aseoy azy fa madio fo ianao @ rafozanao dia izy no reseo lahatra andamina anareo.
Refa ny zanany sady zay zanany mamatsy vola azy no miteny sy manazava aminy mora aminy ny manaiky izay lazainy zanany zay ianao vao alamina @ reniny.