MBA FIRY NO ISANY NILAHATRA TENY @ AMBASSADE GASY PARIS EH
21. tsinjo (
14/01/2009 10:50)
ka io ,izay tonga eo de mitovy doly fa rehefa io alou no eo de ampio izy fa tsy we aleo asorina eo fa tsy manatateraka ny tianay fa ra ny tianao mety tsy tiany hafa ,ka miandrasa fifidianana manaraka de aza mifidy tim tsony refa tsy tianao
Ito mba misy fanontaniana kely mba hapetrako iza avy moa ireo orinasa nikatona ary inona no namikatona azy mba hazavao oe mba hanomezako ny hevitro zany ry annie 2006 moa izy teo tsa tadididko