:arrow: soanja : Rahoviana ny rendez-vous-tsika rehetra o ?..tonga dia hisaorako mialoha sahady...ndryyyy,mampahatsiaro ny any aminay ilay hoe eny am bord e (toamasina ),izay mihintsy ilay feeling fahiny..Za koa tsy mila labiera na toaka fa mitaky bonbon anglais... :wink: (l)
Fahamarinana o, zah koa tia bonbon anglais glace be reny.
Aiza no tiandry? Zah aloha zao sahirana amin'ity taona ity dia tsy ho afaka mitsangatsangana, fa amin'ny taona ho avy indray dia mety hahalalaka be amin'izay. Dia misaotra mialoha andry sy antsika rehetra vonona hiaraka hihinana boantamo sakafo mahasalama. :-* (l) (l) (l)