Mirehitra ny Hotel 5 étoiles handraisana fivoriana
1. bozyboleta
(
22/12/2008 07:08)
Ataoko ato @ "Politika" ity lohahevitra ity satria mino aho fa misy ifandraisany be mihitsy @ rivotra politika eto @ tanàna @ izao fotoana izao.
Mirehitra @ izao ora anoratako izao ny hotely lehibe vao atsangana ary efa madiva ho vita.
Natao handraisana fivoriambe @ 2009 sy 2010, kanefa raha izao fandehan-javatra izao dia asa izay ho tohiny.
Indrisy!!!!

novalian'i dadasy ny 23/12/2008 18:03
6. Simpona
(
22/12/2008 10:28)
Voalaza tamin'ny vaovao fa tsy dia be loatra ny fahasimbana, nefa raha ny henoko tamin'ny olona nandalo teny dia efa 30 mn aty aoriana vao tonga ny ASECNA. Ny praiministra aloha no nanao fanambarana tamin'ny vaovao fa asa na ficalmena fotsiny na ahoana.
Ho avy indray izao ny fandikana (interpretation) isan-karazany.

7. kelyfaniry
(
22/12/2008 10:45)
Efa iny aloha izany ny filazana voalohany nataon'ny tompon'andraikitra. fa aleho andrasana ny fanadihadiana . Izaho tsy dia mahatoky be loatra ireo mpanao gazety eto. Tsy lasa lalina loatra ny loharanom-baovao azon-drizareo dia avoakany. Misy koa ny manisy sira mba hanaitaitra ny mpamaky fotsiny.
Raha toa ka accident (cours circuit) tokoa iny dia soa ihany fa izao mialoha izao dia efa niseho mba ahazoana manatsara ny famitana azy tanteraka. Fa raha ady politika iny dia mampiomehy sy mampalahelo ireo mpanao politika gasy sasany.

8. kidoropamba
(
22/12/2008 11:46)
hin!hin!hin! Ravalo indray io nandoro io e. Tadidinareo t@ andron'ny zafy dia hoe i zafy no nandoro? Izao koa dia ravalo ihany no nandoro mba hanagadrana an'i ANDRY TGV. Efa fanaony io satria izahay tao @ TIKO ihany no nandoro ny MAGRO t@ 2002 satria saika hanao insipeksion tao Ratsiraka. Dia avy eo nolazanay fa Ratsiraka no nandoro.
Voaporofo fa Ravalo ihany no nandoro satria court-circuit hono no nitranga fa tsy afo avy aty ivelany.
Amboaro ny taratasy vazaha ary miomana fa hisokatra ilay "foulpoint" (nuremberg gasy) satria manomboka may ny tanAna. 8O 8O 8O

9. dadasy
(
22/12/2008 17:07)
kidoropamba:
Efa fanaony io satria izahay tao @ TIKO ihany no nandoro ny MAGRO t@ 2002 satria saika hanao insipeksion tao Ratsiraka. Dia avy eo nolazanay fa Ratsiraka no nandoro.
toa mazava be ange izany fanambarana ataonao izany ry kidoropamba e! Sa efa tsy misy tahotra intsony ankehitriny na dia mahavita heloka be vava aza?
10. kidoropamba
(
23/12/2008 09:32)
Tsy heloka be vava ange izany fa baiko nomen'ny tompon'ny orin'asa e. Ny fandoroana ny MAGRO (tao @ service comptable) dia natao mba tsy ahahitan'ny Ratsiraka ny hosoka @ hetra. Ary tany @ 2002 ange izany e. Io no nahatonga ny filoha ankehitrio eo @ toerany.
ka tsy misy heloka be vava izany.
Izany koa no nandoroany ny hotely satria tsy misy manome vola mihitsy hatramin'izao ka io zao okazion hilazana fa raha tsy omenareo vola aho dia ho potehin'ny mpanohitra ny zavatra ataontsika.
8O 8O 8O

11. dadasy
(
23/12/2008 16:15)
Jereo tsara ange ny zavatra nosoratanao kidorompamba e!
1- "izahay tao @ TIKO ihany no nandoro ny MAGRO t@ 2002" : fanambarana an-tsoratra sady ampahibemaso fa ianao sy izay namanao no nandoro ny MAGRO. Nisy ny fanadihadiana sy famotorana tamin'izany fotoana izany, nitadiavana izay nahavita ny heloka (ny fandorana ny trano), tsy hita izay nanao azy fa dia nailika tany amin'olon-kafa. Mitolo-tena kosa ianao ankehitriny. Na oviana na oviana ny heloka no vita, mbola voasazy hatrany izay nahavita azy eny fa na dia 25 taona aty aoriana aza. Jereo fotsiny ange e! oviana ny genocide tany Rwanda, nefa izao mbola mitohy ny fanotorana ary mbola misy ny voaheloka? Ka tsy midika hoe efa tany @ 2002 akory de lasa tsy heloka intsony.
2- "Dia avy eo nolazanay fa Ratsiraka no nandoro" : mbola heloka ihany koa io. Ao anatin'ilay antsoin'ny lalana hoe "Torts"; raha akaikezina kokoa dia antsoina hoe "trespass to reputation: defamation of character" na fanalam=baraka. Zavatra roa no azo hitanana "defamation" ho heloka : Tsy maintsy diso ilay zavatra voambara ary tsy maintsy voalaza ampahibemaso (it must be false and it must be published or made public). Voalohany, "diso ny zavatra voambara": lazaina fa "fa Ratsiraka no nandoro." nefa tsy izy, satria efa nilaza mazava i kidorompamba fa izy; faharoa, "nambara ampahibemaso" satria voasoratra mazava, hitam-poko hitam-pirenena eto amin'ny dinika serasera. Koa dia voaporofo ary fa heloka ny nataon'i kidorompamba.
Soa ihany ho'a fa nisy ity serasera ity mba hisehoan'ny marina toy izao. Hendry sy lalim-pandinihana tokoa ny Razantsika nilaza hoe : "Ny marina tsy mba maty". Tsy maintsy mivoaka eny ihany izy ny farany. Mino aho fa ho voatahiry ity dinika ity mba hisy hampiasana azy rehefa tonga ny fotoana hilana izany.

12. kidoropamba
(
23/12/2008 17:27)
Ô ry dadasy a. Mitady hamarin'ahy any an-davaka enao zany.
Ka zao: Vonona mihitsy aho hisedra ilay fitsarana any foulpointe (nuremberg gasy io) ka hiaro tena any. Ary faly aho hifanerasera amin-dry penguin @ izany ka samy hiatrika ny fitsarAna.
Fa izao kosa: Taloha aho TIM, fa efa tsy izy intsony zao. Heveriko fa izany dia efa ampy hiarovana ahy satria hamaoka sekre maromaro aho @ io fitsarana io. Aleo manao ilay stratezian'ingahy Honoré Rakotomanana.
Fa raha @ ilay doro-Magro kosa dia tsy heloka hoa iny satria ny tompony ihany no naniraka. "fanampiana" (na service), nanampy ny tompony izahay, izany ilay natao fa tsy "fanimban-javatra". 8O 8O 8O 8O

13. dadasy
(
23/12/2008 18:03)
tsy mitady hamarina an-davaka aho ka! milaza ny zava-misy fotsiny, dia mamerina ny zavatra voambara.