fa nakaiza hoy aho i malala eh?

1. sitlo ( 21/12/2008 06:07)
Tamin'ny tarika 'zay
[center][/center]
novalian'i jaa ny 31/12/2008 06:26
2. dadasy ( 21/12/2008 22:08)
lasa nanambady any an-dafy, hono, izy!
3. mamamia ( 22/12/2008 08:35)


Nanatrika mariage ny cousine ko aho teny Ilafy tamin'ny erin'ny asabotsy (13 déc) de invitée tany izy ka!!!!
4. sitlo ( 23/12/2008 12:38)
Milay kosa izany,

Izaho izany mba tia hijery azy amin'ny tele indray.
5. Papoose ( 23/12/2008 15:47)
efa manana hira vaovao le ao anaty trano rava iny anie ry zareo e!fa tsy tadidiko teo le titre-ny
6. sitlo ( 24/12/2008 12:08)
dia mbola manja be ve?
7. jaa ( 31/12/2008 06:26)
raha i malala no tadiavinareo de eto @tanana ihany izy fa tsy mvoka ao an trano satria manja be izy de atahorana sao misy manadala :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2239