2012 : Ravalomanana vs Andry TGV???
21. penguin
(
24/12/2008 09:42)
Hianatra lesona sa hanala ny manahirana ny vahoaka sy hi-owawawa sa hi-nananas-ka no hataonareo ééé???? Tsy izany no ilain'ny vahoaka ry leireto aaa!!!
22. badboy
(
24/12/2008 14:45)
Yeh tsy izany no ilainy fa mila vorona matavy ao anaty vilany izy @ izao!! Ary izany karazamborona penguin izany zao no mbola tsy nohaniny mihintsy, mety hatsiro zao zany ambilany ah!!! :twisted: :twisted:
23. penguin
(
29/12/2008 15:48)
Angah tsy ny sezan'ny mpitondra indray no mahamaika anareo fa ny hinana vorombé ?
24. xxx
(
06/01/2009 15:10)
o ra penguin a ty oa aza entimpo be fa ty ve mitapina tsy mahita ireo vahoaka zara ra mihinakanina nefa ny akamanty mividy avion amin'ny volambahoaka ! mba jereo ry akama ze rariny a!! maninona tsy mba hanaovana tsaky pop ireo olona reraka ireo mba farafaharatsiny fa rangitina amin'io
avion be novidiana tamin'ny volambahoak io! na hiditra atsy sy ary ato amity forum ty enao ra peng de ho sahirana fotsiny hanenjik'aloka eo fa ny olona rehetra ato efa ambava basy daoly a! aleo miaraka aminay mampiainga andra8
teo fa vizana eo ty anr!! zahay vonona hanao akama anty ra manaiky ty

25. penguin
(
07/01/2009 14:55)
Aiza ny vahoaka tsy mihinan-kanina nefa mifaly mitorebika manao kilalaka sy dihy vody isan-karazany ireo ? :-D :-D :-D . Tsy vitan'ny tsy ampy sakafo ireny =)) =))