precarite

1. xxx ( 17/12/2008 07:18)
za zany tena variana be mihintsy omaly nijery le emission tam A2 iny fa tsy ny gasy ihany no mahantra fa ireto vazaha ireto koa, ary tena mampalahelo mihints aza ny manjo azy.
Aiza ve dia misy couple RAD a la rue , ilay zanaka vavy manambady aman-janaka miaina ao am 50 metres carres, hananjanaka atsy ho atsy , tsy afaka manampy an'ilay RAD-n akory na dia te hanampy azy , ary tena nampalahelo ahy ilay tenin'ilay zanany vavy hoe je ne peux pas choisir entre mon mari et mes parents, dia latsaka ny ranomasony. Moa ilay raneny nilaza hoe taloha ny tena no mba nanampy az ireo nefa izao tsy manana moyen ho amin'izany intsony. Tsy hoe manenina amin'ny nantaony izy fa malahelo 2 ilay izy tsy afa-manoatra
Tena rehefa tonga amin'izany toerana izany dia mampalahelo tokoa
Fiainana daholo izany

Mahereza daholo ry zareo a.
novalian'i heidi ny 19/12/2008 16:37
2. heidi ( 17/12/2008 10:50)
FA MAHAfinaritra ny fahaizana mirasy mosalahy ka! ny solidarités, nahafinaritra ny proposition nataon'ny mpijery tv....MISMISIA ny otranzany....
KA NY KRIZY anie eran-tany izao e! fa ny any amintsika mba marina fotoana raha hisy hanome chèques be izany na manankarena toa inona aza....ASA ANEFA :°)
ilay ramatoa iray maro anaka kely no tena hafalina nahazo ilay appart malalaka be ita mitsy hoe nijaly ireo ankizy....NA IZY mivady aza moa....
3. diamondra27 ( 18/12/2008 15:20)
eny wa akia , tsy tena nahita tantreka fa sady nanao zavatra moa ny tena no nijery, hay mba nisy fanampiana ihany izny azon'olona natao fa tena mahagaga ihny hoe laniana am resaka basy sns ny vola nefa misy olona mijaly tokony ampiana
4. sakaizakely ( 19/12/2008 13:18)
heidi:
FA MAHAfinaritra ny fahaizana mirasy mosalahy ka! ny solidarités, nahafinaritra ny proposition nataon'ny mpijery tv....MISMISIA ny otranzany....



ka ny olana ané lé fiarahamisalahy ciblé ho an'le sipa manjakely kely anaka iny, sy le izy mivady telo anaka mipetraka am chambre d'hotel 8 m2, iny no nifandrombahan'ny oul ny fanampiana azy
Mahay mi pozitiver fiainana no fahitako azy ireo, dia manintona ny oul kokoa
Ny ankoatrizay toa tsy dia nahazo propositions fanampiana loatra, sa ngamba za no diso fihaino fa tsy de tena nijery lotra koa.

Ny lesona voalohany izany dia POSITIVER POSITIVER (ouz Ségoyal :-D :-D :-D )

Manaraka izany ny olana tsapako dia toa adino na odiantsy hita ireo maro an'isa tsy hitan'ny maso, tsy afaka miseho telé. Nefa samy mila fanampiana daholo, saingy eo ireo tsy sahy mamboraka ny fahoriany, kanefa rehefa hita maso ilay fahantrana, dia efa tara loatra amin'izay.

Tsy misy afatsy ny fiaraha-misalahy tsy manavakavaka ze omena fanampiana ihany, de manome dons sy entana kely rehefa misy collectes ireny. Tsy ary ho afaka hanampy ny rehetra fa mba rehefa manao arak'izay zaka dia efa an'isan'ny mahavita adidy izay
5. heidi ( 19/12/2008 13:26)
Ny ankoatrizay toa tsy dia nahazo propositions fanampiana loatra, sa ngamba za no diso fihaino fa tsy de tena nijery lotra koa.
:-D izaho koa alou nanotany tena hoe ary lay bofy bofy sy lay baina ireo toa tsy nisy proposition mitsy fa toa betsaka be hono ny appels ka mba mety anisany izy ireo fa tsy hary vita naseho teo daholo fa misosa be lay fotoanan'ilay emission ka natao maimaika fotsiny.... tsara ny fandaharan'i lery iny kan! otraotran'ireny foana.... :-P

Manaraka izany ny olana tsapako dia toa adino na odiantsy hita ireo maro an'isa tsy hitan'ny maso, tsy afaka miseho telé. Nefa samy mila fanampiana daholo, saingy eo ireo tsy sahy mamboraka ny fahoriany, kanefa rehefa hita maso ilay fahantrana, dia efa tara loatra amin'izay.

KA RAHA TSY DISOA AHO nisy olona nanao reproche ny fanjakàna tao mba hietsika sa????? tsy tadidiko.... ka fandaharana vaovao lay izy angamba dia hatreo izao dia ho avy dool ny oul otran'ny am lay fandaharan'i julien momba ny arnak iny , efa mba betraka ihany ny olona voavaha olana an! naharitra ihany mantsy iny fandaharana iny fa toa efa bandy hafa njay no manolotra azy amzao fa mbola mitohy kay moa ny fandaharana kan! hihihih milay ireny fandaharàna famahàna olana ireny ka! tsy toy ny tele réalité fandaniana vola be tsy amnapà fotsiny :?
6. diamondra27 ( 19/12/2008 16:28)
efa nisy fandaharana ohatran'iny ihany teo am tv ka
fa tsy nisy tohiny

ary ilay mpampianatra nampianatra ny valeur tamin'ny ankizy sns nefa izy indray ity no lavo ,tena ontsabe za tamin'iny a, tena boribory ny tany e
raha manana izay kely hanana dia tokony hahay hifaly isika fa raha ohatran'ireny no mahazo tena mafy
7. heidi ( 19/12/2008 16:37)
ary ilay mpampianatra nampianatra ny valeur tamin'ny ankizy sns nefa izy indray ity no lavo ,tena ontsabe za tamin'iny a, tena boribory ny tany e
raha manana izay kely hanana dia tokony hahay hifaly isika fa raha ohatran'ireny no mahazo tena mafy
ka io ilay hoe lakalaka ny fiainana e! izay no tsy hanaovandratsy na hanitsahana ny ory sy solakafa, hambaniana ny tsy manana sns, fa ny ambany mety lasa ambony ny ambony mety ho lasa ambany, izay ilay fianana eto an-tany :-P soa fa tsy nanao ratsy izy ireo kosa alou fa mendrika ny hovalina ny soa nataony tam lay zanany kosa!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.134