Mba ampio aho ry reto a

21. 08051972 ( 20/12/2008 14:06)
slt daôl e! Ka rà ny hevitro idray alo de tsy aleon-jy miasa tena rà any Tana njy no mipetraka; to zay njay hitady asa any @ zone? K'inon 'efa zany zao no tao-zavatra mba hain-jy ? rà tena vonona ny hiasa njy de adefaso hafatrà de avyeo tohizana ny resaka ASA! Fa le fitiavana amiko toa???? Satria efa mba tanora aho taloha ary mba efa natitra ihany aho izao fa tsy mbola nahita ol rainkimpitia aho ka tafita ! asa nefa fa de eritrritra ne naà an!! Aza mba latsampitiavana rà mbola azo atao fa ny "l'amour fais perdre la raison"
courage!
22. fahamarinana ( 21/12/2008 11:52)
:arrow: ka rehefa mahita asa ve na any amin'ny zone aza maninona e,tsy afaka hisafidy intsony...fa hono oah :nijery dr be dia be ianareo hoy ianao tery ambony tery :
adokely:
efa nentina tany antsirabe kou izy

adokely:
efa natao daolo accupuncture, physiotherapie, ny massage reflexotherapie zao tohizana hatram zao de ny kiné kou isan andro.

:arrow: raha tsy mahadiso,nisy afaka nanampy ihany ianao tamin'ireo fotoana ireo ka mety mbola afaka manohana ve izy ireo sa izay no vita ? (l)
23. kotobekibo ( 25/12/2008 23:21)
adokely > d nanao ahoana ny tohiny ? :?
24. jaya ( 30/12/2008 09:53)
salu adokely.

tsy voavakiko dool ze efa nolazain'ny oul any ambony any, fa nena zao no teniko:
RA TENA TINAO SY TIA ANAO LE BANDY, AZA ARINA IZY, reste avec lui et occupe -t- en bien araky ze vitanao, il a besoin de toi.
Tadidio ty teniko ty : AIMER, ce n'est pas seulement aimer quand les jours sont heureux, mais aussi , et surtout aimer dans les coups durs.

Ny malemy mety ho sitrana, mivavaha de mahereza, ary na tsy mety sitrana aza, tsy maninnn, mety zay kou no anjara omen Andriamanitra anao, dia ny hanampy azy , sa tsy zany ? Mitadiava asa, ze miss atovy, aza mifidifidy,

Na tsy tia aza ny fianakaviany, tsy koi, nga ny fianakaviany no hovadiana ? sady mety ho tonga saina eo iany ny fianakams'ny, we tena tia sy niharitra atrami farany le sipa.

SI TU AS BESOIN DE PARLER, fais moi signe, za ao am serasera fona.
ok courazy an
jaya
25. tolipy ( 28/01/2009 22:06)
mahavariana fa nisy namako akaiky niarany zavatra nahazo anao. dilemne be nahazo. tiany be ilay olon-tiany, dévouée be t@ rakalavavy, nandeha fotoana, taona roa, telo, efatra lasa niady mafy iziroa, hentimanana kely dia kely fa dia tafavoaka teny rizareo, kanjo sitrana ralehilahy, tant mieux hoy rizareo vahiny! nandeha raika taona, nisy voina nahazo ravehivavy namoy havana tiana izy, nila sandrin-drandehilahy, tsy hita ralehilahy! tomany samirery, vizana irery teny, dia naleony nisitaka koa irery tsisy mpamafa ny tarehiny latsa-dranomaso!!! tantara marina io. hanatra ho anao: sao manenina, omeo vola izy na sakafo, fa raha sendra tahaka ilay namako izay ianao dia hanenina, mahereza, mety hoy ianao hevitra tsy mitombona no tanatraiko anao, tsy hitako izay hamoronako anao, tsapako fa mafy ny décision alainao; ilay namako anie niala t@ tsy niaraka @ olonkafa fa aleony hono irery toa izay tsisy mpanampy morale, marina ny heviny fa nahita andralehilahy aho miriaria, misakaiza @ olona, ary fanontaniana mipetraka @nao raha sendra ianao ve no teo @toerany nijanona t@ ve izy? indrindra ireo lehilahy tia tena daholo!!! mbola tanora ianao, na tia aza eo @ fiainana, misy fanapaha-kevitra saina tokony raisina. Fa aiza ny fianakaviany? bon courage! matoa mitranga ireny épreuve ireny dia lalany fiainany zanakolombelona, andriamanitra tsy manary , mivavaha hatrany. hanjaranao ny manao pour et contre eo @ hevitra omenanao. Mivavaka anao manokana aho fa mampatsiaro ilay namako izay miaraka @ jesoa. :( :( :( :(


26. xxx ( 30/01/2009 12:11)
Tsara be ny fanapaha-kevitrao hoe nijanona aminazy de tazomy hatramin'ny farany izay.Fa ny momba ny hoe asa ndray mitadiava foana fa mahita foana ianao. De saika hanontany za hoe mivavaka ve ianao reha mivavaka ianao de Ankino amin'ny Tompo ny zavatra rehetra fa izy mahay mandamina azy. Aza mora kivy fotsiny amin'ny fiainana fa misy lalana efa nosoritana ho anao any.
Mahereza de manaova demande d'emploi foana fa tsy maintsy mahita na manaova asa tena fa zay no mety tena mahavelona anareo.

27. mailofy ( 30/01/2009 12:30)
manao annoces gratuites @ express ky an ra ohatra ka aty dago ndry io! @ nio ndry après une semaine tonga de mivaly le envoi ! bobaka be ny orinasa miantso andry! ndry ndray no sahirana misafidy oe iza sy aiza no haleha!
tena marine e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.178