tena nakatona tokoa ilay VIVA ?????

21. kidoropamba ( 16/12/2008 09:14)
hin!hin!hin!hin! tandremo ihany ny toraka kiraro an. Ingahy Bousy aloha nahay niala pA.
ny fotoanan'ny trongy ihany no mbola tsy mazava fa ny fanekena hitrongy azy kosa dia efa hoan'ny vahoaka malagasy rehetra io
22. nanas ( 16/12/2008 13:05)
Ilay analyse votany avy @ le-8ista aloha dia tsy mahagaga ahy intsony. Foronina aby ty zavatra rehetra, frantsay e! te hody ratsiraka e! Ratsiraka no ambadik Andry e! who cares? ny zava-misy dia tsotra, jereo @ saina tsy miangatra fa raha ny tena marina dia rafanja mihitsy no nampisavorivory ny filaminam-bahoaka fa tsy ny fandefasan VIVA an iny film iny akory. Maso mijery ny any vahoaka, nisy nigafy angaha sa nisy nandoro ny Magro apres-any film iny. Tsy rafanja ve no tonga dia nampisavorovoro hoe hidio ny VIVA fa manelingelina filaminam-bahoaka. Ilay fomba fisainana fermer be toy izany ve no lazaina fa democratie? Democratie sauvage zany, ny baribarianina aza angamba mbola mahalala ny atao hoe democratie kokoa noho ireto fitondrana tsy mivelatra ara-tsaina ireto
23. xxx ( 16/12/2008 14:39)
De andraso ary r'i nanas ho may tsara ny tranonao izay vao mitaona ny entana ianao!
Dia hitantsika eo!
24. nanas ( 17/12/2008 15:20)
xxx:

De andraso ary r'i nanas ho may tsara ny tranonao izay vao mitaona ny entana ianao!
Dia hitantsika eo!



Ianareo TIM angaha no handoro azy? mbola tsy mahagaga ihany koa raha izany! Firifiry ny olona tsy mitovy firehana aminareo nopotehanareo, dia mbola ho gaga ihany ve, naive loatra raha izany. Ataovy ao an-tsainareo Tim reo fa mbola hendry ny vahoaka malagasy tsotra tsy mankasitraka izao fitondrana izao, tsy ny mpanohitra ( per se) ihany, matoa mbola mijoro nareo sy ny fananareo. Kanefa tadidio fa efa tsy ho ela intsony ny fotoana hiteneny hoe " ampy zay" ka dia efa mihomana kosa mba hijinja ny vokany amin izay fotoana izay.
25. xxx ( 17/12/2008 23:29)
"Nous avons été interdit de diffuser suite à la diffusion d'un publi-reportage payé par l'ancien président Didier Ratsiraka, lequel était susceptible de troubles à l'ordre et à la sécurité publique, selon la lettre que nous avons reçu", a expliqué à l'AFP Andry Rajoelina.

[razafimahazo.free.fr] ((Le Monde))

K'izany ary ko!
Zavatra privée - fianakaviana - de inona no ilaina andoavam-bola handefasana azy @ TV ?
Raha mba hoe indray anniff TOP be toy ny an'ny star @ TV vahiny ireny de mbô ... ihany!
Pfffffff!
Kibokiboin'ny marina hoah ny farany!
De lasa koa ny saiko hoe: Ingahy Mera[kely(tanora)] ve no nampirohotra sy nivondrona tampoka ireo mpanohitra?
Kibokiboin'ny marina hoah ny farany!
26. Fanjaibe ( 22/12/2008 02:39)
Mba ilazao Ra8 fa tena voajono e

Maire iray ve izao no manome ultimatum Gouvernement iray manontolo

Mba ataovy tonga any aminy fa voafitakin'ny mpanolo-bato mafana izy e


Raha tsy hoe angaha te ahita gidraka eo e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4059