odi-kohaka

21. fahamarinana ( 12/12/2008 17:09)
:arrow: ka izao andro mangatsiaka izao koa anie fafahfy (sa any dago moa ianao )..ny ahy na miakanjo mafana be aza fa raha ny tendako sy tanako no tratran'ny hatsiaka (tsy misy gants sy echarpes ) dia miala any ny namana serisery... (l)
22. ainaheri ( 13/12/2008 07:43)
vale>> ao fa ataoko bobaka be zany ee lol

Aona ilay fanaovana navet fa za tsy d tia mampiasa fanafody vazà tony?
23. fafahfy ( 13/12/2008 07:45)
aty mada za io ka , mafana be ny andro aty zao de tsindraindray manorana be
24. fafahfy ( 13/12/2008 07:50)
tetehina fisaka ny navet dia lomana @ siramamy dia avela eo elaela,rehefa mamoaka ranony toy sirop dia iny no ampisotroina ny zazakely toy ny sirop 3 fois /jour
25. ainaheri ( 13/12/2008 07:56)
fafahfy>> merci,fa saingy za olom-be fa tsy zazakely tsony kou lol,tsy mety angah??
26. fafahfy ( 13/12/2008 14:45)
zay ndray no tsy arako fa za mbola tsy nanadrana ka
27. Tazana ( 17/12/2008 02:18)
asa raha ity ilay izy na tsia?nisy nanome ahy- mitovy @ ilay etsy ambony ihany anefa. Olona tato no nandefa mail hoe tato no nahazoany ilay recette fa efa angamba 7 - 8 mois lasa izay! Ary noheveriko radis ilay fanafody kohaka hay kay zany navets! :-D :-D :-D Afangaroko daholo ny radis, betterave sy navets! :? Narary dia nihinana na dia toa narikoriko aza ny nieritreritra ny tsirony, tsy araka ilay noeritreretina fa tsara ilay izy!Andramo anie e...Ataoko copiecolle ny voaraiko taty
------------------------------------------------------------------------------------------------------------
ny anticorps ntsika rehefa reraka na misy corps hafa tafiditra na ny fiovaovana nytoetr andro dia ity misy torohevitra tsotra , maka tantely 4 cas jaune 2pcs 1citron 1 gingembre voatoto 60grm beurre hatsonika ny beurre, miaraka amin ny tantely ,afangaro amin ny sakamalaho ,esorina anaty bain marie , asiana ny jaune d oeuf sy ny citron , afangaro tsara dia sotroina 2cas maraina sy atoandro alohan ny hisakafo tsotra fa mahasolo ny cac1000
-4 c à soupe de tantely
-2 jaunes d'oeufs
-1citron
-1 gingembre voatoto
-60gr de beurre fondu

28. mirana5 ( 05/01/2009 15:21)
fafahfy:

tetehina fisaka ny navet dia lomana @ siramamy dia avela eo elaela,rehefa mamoaka ranony toy sirop dia iny no ampisotroina ny zazakely toy ny sirop 3 fois /jour


fa firy ny navets ampiasaina ?lLay ronds violets ( mahery fofona) sa lay blancs lava? Dia ny siramany firy , dia oatran'iza ny jus terak'izany kay? mba lazao hoé!!
29. hana ( 05/01/2009 15:49)
miarahaba anao mirana5
ny nataoko navet violet ratsy fofona izay, novoasana dia nozaraina 4 fotsiny. Nataoko tao anaty vera dia nototofako siramamy. Nalonako indray alina. Nahazo jus nandrakotra azy nony maraina dia somary nifintina hafahafa izay ilay navet.
Saingy t@ voalohany ihany ilay zanako no nety nisotro fa henony ilay fofona.
Andraso andramako @ ilay navet fotsy indray fa inoako fa mitovy ny heriny.
Fa efficace aloha eh
PS : tsy tokony hivadika any @ fahasalamàna ve ity dinika ity?
hana
30. fahamarinana ( 06/01/2009 11:42)
:arrow: tapa-tsinay koa aho tamin'ilay fofona...fa tsy mamy be loatra ndray ve ohatra,ndrao hankarary. (l)
31. mirana5 ( 06/01/2009 20:03)
Angamba tokony ho an'ny @ fahasalamana tokoa lay resaka fa tsy maninona fa efa eto isika é!
Dia ny ahy ndray nafangaroko ny navets karazan' 2, fa nihivingivin'lay zaza saika nihôka, ka vao avy nisakafo koa moa, :( tsy sahy nomeko intsony, fa andrasako hoé zà ndray no mikoaka dia mba andramako é!
@ 'lay hoé b siramamy ndray, f'angaha moa atao rano fisotro? Hum!!ataoko fa tsy dia miakatra loatra ny taux de sucre é,moa rehefa marary rahateo koa angé mba mila mamikely é :wink:
32. fahamarinana ( 06/01/2009 20:11)
:arrow: :-D :-D loza ity,noheveriko fa sotroina anie izy io,atao sotro kely tahaka ny sirop ve zany.Ary nareo nama tsy miteny,soa mbola tsy nitamatama nanandrana sady mbola tsy mikohaka koa fa efa tonga ny hatsiaka ka mety tsy ho ela e.. :? (l)
33. mirana5 ( 12/01/2009 18:38)
Ataoin-telo isan'andro oatran'ny fanafodin'ny dokotera hono é!

Miandrasa ho marimaritra tsara aloha vao manandrana azy é :wink:
34. fafahfy ( 17/01/2009 12:25)
misy fofony daholo na le navet fotsy aza e, fa efa fanafody dia hohanina
35. haritianah ( 18/01/2009 08:49)
nena nataoko
Tantely+voasary makirana+voasary mamy+sakamalao(atao kely fotsiny raha zaza fa ts maninona zany io).Afanaina kely hafanafana dia omena iny vao mifoa mbola ts nihinana sakafo iny, omena kou ny alina alohany hatory.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2375