tsy mpikambana nefa afaka mampiditra hevitra eto?????

1. dadasy ( 05/12/2008 00:43)
tena gaga aho fa saika hamaly lohahevitra anankiray teto ary nijery hoe iza no mpanoratra, de izao no valiny voalaza hoe, tsy mpikambana ato io olona io". Ka ahoana no nahafahany nampiditra io hevitra io raha toa izy ka tsy mpikambana akory? :roll: sa niditra izy, nanoratra dia avy eo niala? mba azavao hoe ry tompon'andriakitra fa tsy azo. 'Sotsa betraka!
novalian'i Papoose ny 29/01/2009 23:02
2. ainaheri ( 05/12/2008 03:38)
Mpikambana @ sisiny ireny ry dadasy aaa :-D :-D :-D , Efa natao resabe teto io fa tsy haiko zay niafarany,aza vakina lou zay iza na iza fa refa tsy azoazonao ny dinikany d dingano :?
3. fahamarinana ( 05/12/2008 07:53)
:arrow: zà koa gaga tam 1er fa misimisy tokoa ry zareo ao...tsy mbola tapa-kevitra angaha dia mitsapatsapa aloha vao tena miditra tanteraka (l)
4. ni81 ( 05/12/2008 08:28)
Zà indray rehefa hamaly hevitra dia tsy mba mila mijery hoe iza ary ity olona mandefa dinika ity na iza. Fa araka ny voalazan'i ainaheri io hoe:rehefa tsy azoazo ny dinikany dia dinganina, ary misy koa dinika vakiana fotsiny fa tsy mahita ambara matetika na tsy dia te hiady hevitra lalina loatra.
5. hery ( 05/12/2008 08:54)
ie, efa niverimberina teto io resaka io fa averimberina ihany. Dia ianareo mba efa mahay indray mampita azy @ hafa fa tsy hoe mody gaga koa :-)

ity ary ny fanazavana

Ny takelaka misy ny mpikambana ao amin'ny serasera.org dia bedabe mihitsy :-)
Misy mpikambana any amin'ny tononkalo, misy mpikambana any @ lalao, misy mpikambana any amin'ny namana, ary misy ny eto amin'ny forum.

Ny fisoratana anarana anefa dia toerana iray ihany, izany hoe http://login.serasera.org

Antsoina hoe mpikambana ny olona iray raha vao nisoratra anarana tao amin'ny http://login.serasera.org ka afaka mampisa ny site rehetra.

Avy eo dia misy mpikambana mandeha ao amin'ny namana.serasera.org ka mameno ny mombamomba azy. Tsy voatery io ary tsy ny rehetra no mameno ny mombamomba azy. Raha vao tsy mameno ny mombamomba azy ny namana dia tsy hita ny mombamomba azy (mazava ho azy) na dia afaka mamaly hevitra eto @ forum aza izy.

Mpikambana serasera tsara izany izy, fa tsy nanoratra ny mombamomba azy fotsiny.



6. fahamarinana ( 06/12/2008 08:22)
:arrow: ok mazava tsara hery a..tsy ho gaga intsony tokoa izao izany aho. :)
ni:
Zà indray rehefa hamaly hevitra dia tsy mba mila mijery hoe iza ary ity olona mandefa dinika ity na iza.

:arrow: ndraindray mila fantarina ilay toerana misy azy mba hifandraika ilay resaka indrindra hoe mitady vahaolana na conseil...na hoe lahy sa vay fa misy tsy voafaritra loatra ka manahirana na ny hamaly aza fa tsy hoe hijery ny momba azy specialement..:wink: (l)
7. heidi ( 06/12/2008 08:25)
ary kalou hanao pseudo fantôme njay zany :°)
8. fahamarinana ( 06/12/2008 08:36)
:arrow:heidi : :-D :-D :-D fa lazao ahy foana aloha an ...(l)
9. heidi ( 06/12/2008 08:42)
:wink: lazaiko ka :-D :-D
zà zao raha ny tiko de manana kôleksiô ps maro par alfabetika hummmm! :-P
10. dadasy ( 08/12/2008 12:55)
misaotra betsaka an'i Hery fa mazava le izy! mafinaritra mintsy ty serasera ty! mangataka enao de mahazo! hihihi :)
11. ni81 ( 08/12/2008 13:23)
:-D :-D
12. Papoose ( 29/01/2009 23:02)
zay no inoana fotsiny ihany :-D :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1375