produit ahosotra amin ny tarehy

1. myaina ( 03/12/2008 09:03)
salama daholo,
mba saika hanontany, maro ve nareo no mapiasa toy ny produit vokarin ny CHE, SVR, na koa ny an ny homéopharma! sa karazany inona, iza no hitanareo fa mba efficace? misaotra mialoha!!
2. vale ( 03/12/2008 10:28)
Hitako efficace ny produit an'i Pr Ratsimamanga! za be mony be nisy fotoana sady niaraka t@ tasy ny tarehako, efa nandramako dol ny produit vazah fa somary ela ny fiasany,ny mony afakafakany fa lé tasy tena elabeuuu na dia ho hafany ihany aza.... de tsy naharitra za fa somary ela, ary vao nosasaiko t@ savony "Soa" Ratsimamanga maraina sy hariva ny tarehako(fa nanana tahiry za tato noentin'ol avy any Mcar sady efa fampiasako tany Mcar le izy fanasàko tarehy fa tamzany moa ampiasaina ho @ hygiène fotsiny le savony fa tsy nisy tasy na mony ny tarehako), ary vao nampiasa le savony aho fa najanoko ny px vazah, dia tonga dia nadio vetivety kely mihintsy noho ny t@ crème vazah, tena haingana kely ny fiasany, ...zay!!!!!!!!! :P
3. heidi ( 03/12/2008 10:30)
ny produit mety am ranona dia tsy votery hety am ranona, tsy misy afa tsy ny manandrana na mande dermato mijery ny mety am hoditrao na tsia :-P
4. vale ( 03/12/2008 10:46)
heidi, le an'i Masy Ratsimamanga io anie produit natoraly e, sady tsy mifidy type-na tarehy le izy kah!!
5. heidi ( 03/12/2008 11:33)
vale: ka i myaina no valiko eo..... :°)
ATY TSY Misy produit vita malagasy natoraly izany aloha raha tsy hoe manafatra....
ny ahy aloha mety amiko ny produit-ko dia tsy te hiova intsony aho e! :-P
6. myaina ( 03/12/2008 13:24)
misaotra anareo!! fa mbatiako ho fantatra ohatra hoe: betsaka ve ny mitovi2 ny résultat!!
heidi>> azonao lazaina ve ohatra ny ampiasainao!!??
7. vale ( 03/12/2008 15:01)
myaina: tena tsara aloha le savony "Soa" e, satria ny anay vehivavy rehetra ao amin'ny fianankaviana dia iny dol fa nony tonga taty no niova savony, fa tena stara kah! misy zandriko vavy izay tena mahavatra an'lay izy isan'andro maraina hariva, tsy mampiasa afa-tsy iny hanadiovana ny tarehy (ankoatry ny crème de jour izany ah!) ary tena madio be mihintsy ny tarehiny, sady lasa mampanifinify hodi-tava izany le izy! raha peau grasse tena mety aminy tsara satria manala ny graisse rehetra mihintsy ilay izy, raha somary efa maina moa ny tarehinao dia ampio ny crème de jour mahazatra anao ihany e!!! ;-)
8. vale ( 03/12/2008 15:04)
vale: ka i myaina no valiko eo.....
heidi>> :-D :-D :-D
9. heidi ( 03/12/2008 16:52)
myaina:


heidi>> azonao lazaina ve ohatra ny ampiasainao!!??


ny ahy l'oréal paske je le vô bien


:wink: :-P
crème du jour hafa de crème de nuit hafa....
tena raha vao tsy manao dia tena hita ny diferansy aloha fa efa zàtra ilay hodi-tava, ka rehefa manao kosa dia mandina mahafinaritra ery sady miaro ny heri-setra ny toetrandro io na mangatsika na mafàna :-P
efa ela no nampesaiko an'io mety amiko dia fidely aminy aho :-P
10. Papoose ( 03/12/2008 17:43)
ny ahy tokoa misy tasy kely ray zay tsy mety afaka mints tsy haiko hoe in dia tsy nitombo kely de tsy nitombo tsony fa tsy haiko hoe in no analana azy! :/
11. heidi ( 03/12/2008 17:52)
Ny tache aloha aky tsy haiko fa ny fikojakojàna tarehy no ampesaiko io!
raha vao misy tache de mande doc ihany no tsara, dermato....
12. nikah ( 04/12/2008 09:53)
Samy manana ny types de peauny ny tsi1-1.Ka mila fantarina hoe ahoana sy ahoana ny mety @ hoditrao.Efa nisy dinika nandeha tato io taloha.
Sady mila manana faharetana koa refa mikarakara tarehy an!
13. ikaretsaka ( 04/12/2008 16:22)
Za lo tsy ty manosotrosotra io fa rehefa hisary gaigy izay dia ireny hoditra legimes ireny no ahosotr azy e...sady manao lakozia eo no alainanu hoditra voatabia dia iny no ahosotra eo ,,,na le vodina concombre,,,,,
14. Papoose ( 04/12/2008 17:19)
15. heidi ( 04/12/2008 17:36)
in no dikan'io ry papoose :roll: :-D
16. Papoose ( 08/12/2008 03:32)
:-D tsary nivoaka le izy le fa nefa ty , tsary mety mivoaka ka! :-D
17. myaina ( 08/12/2008 08:51)
Sady mila manana faharetana koa refa mikarakara tarehy an!

fa angamba za mihitsy no tsy manana faharetana... ka tena sahirantsaina!!!
rehefa tapitra ireto ampiasaiko ireto d hanandrana an le savony soa indray angamba!!
efa nandeha t@ dermato na produit 1 za d hita eo in1 ny fandehany, matahotra za sao d vente de x no betsaka!! manao izay handafosana le izy fotsiny sanatria!!!
misaotra betsaka anareo rehetra!!

oh: le an i heidi ve le l'oréal, tany am dermato no nanome an io??
a+
18. arialy ( 16/12/2008 09:42)
ny an'i heidi l'oréal paske el le vô bien :-D :-D :-D

za efa napiasa savony soa fa nety fa kosa napiasa crème de jour l'oréal, fa tsara ny l'oréal alo e, fa nisy nandefa homéopharma za fa tsara koa lay eau précieuse, lait démaquillant sns fa lay crème tsy dia miaro fa somary maina na tsy adapté am andro mangitsy gamba no tsy aiko.
19. heidi ( 16/12/2008 11:57)
:wink: tena ça vô bien mahitsy anike ky zany e hummmmmmm :-D
20. myaina ( 17/12/2008 12:48)
d misaotra betsaka anareo namaly e!! (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5655