dadabenoely ô, itondray...
21. kotobekibo
(
27/11/2008 18:06)
Samoana:
ddbnoely ô! mba ampiarao tavitaviny sy saosisaosy ny vorintsiloza entinao @ ity fa leo ngôda mainabe anay ô!
tsy maintsy ho lagy dôly ihany izany ny kisoa hoe : ry vorontsiloza no te ho faty any ka izahay koa no lasa lasibatra .
:-D :-D :-D
22. Papoose
(
28/11/2008 01:16)
heidi:
ny ahy zany ny mba tiko ny mahazo trano ngoda be asiko ny fikako isankarazany eee!!!:-D :-D :-D In ndray zany fikanjy zany e! :?: :-D
ka hitanjy mividy mividy tsy saina tonga hoe efa miandrona beu!!! dia rehefa atsipitsipin'ny olona vao tonga saina fa tery ny azo asiana azy fa raha mahazo ngoda be zah dia milay beu koo miaraka @ fika hafa
:-D
23. haritianah
(
28/11/2008 10:57)
nenah indray dia dadabé noely ooooo! aza kilalao fotsiny no aterina hoan'ny mahantra fa itondrao sakafo sy fitafiana kou mba ifaliany @ zao fety zao mba andro iray itovizany @ rehetra izao.
24. heidi
(
28/11/2008 13:52)
Papoose:
heidi:
ny ahy zany ny mba tiko ny mahazo trano ngoda be asiko ny fikako isankarazany eee!!!:-D :-D :-D In ndray zany fikanjy zany e! :?: :-D
ka hitanjy mividy mividy tsy saina tonga hoe efa miandrona beu!!! dia rehefa atsipitsipin'ny olona vao tonga saina fa tery ny azo asiana azy fa raha mahazo ngoda be zah dia milay beu koo miaraka @ fika hafa
:-D
:-D :-D :-D :-D hay ve izany lay fika fika eh! itovizana io..... fa arakaraka ny maha ngoda be azy no vao maika me betsaka ny fika ampidirina ao :-D
25. kotobekibo
(
28/11/2008 22:43)
hoy heidi :
annnn!!! 8O
fa resak'inn ity sakaa ? ilay eritreretiko v ? hummmmm :roll:
:-D :-D :-D :-D
hay ve izany lay fika fika eh! itovizana io..... fa arakaraka ny maha ngoda be azy no vao maika me betsaka ny fika ampidirina ao
annnn!!! 8O
fa resak'inn ity sakaa ? ilay eritreretiko v ? hummmmm :roll:
:-D :-D :-D :-D
26. Papoose
(
29/11/2008 00:39)
o ry kotobekibo aaaa!!!!!!hampiditra resaka masira njay v enao eeee!!!!
heidi, io tena mbola mila itadiavana hevitra ny ahy!! andeha hividy trano ray angamba :-D de tsy misy afatsy fasiana fika fotsiny :-D
heidi, io tena mbola mila itadiavana hevitra ny ahy!! andeha hividy trano ray angamba :-D de tsy misy afatsy fasiana fika fotsiny :-D
27. kotobekibo
(
30/11/2008 09:35)
Eedrrrey ! heidi no niteny an'io teo kouh ! fa ngah zà ?
Lé noeritreretiko anie :roll: , euhhh ...tômobil atao anaty garazy e! :-D :-D :-D
Lé noeritreretiko anie :roll: , euhhh ...tômobil atao anaty garazy e! :-D :-D :-D
28. Papoose
(
30/11/2008 20:07)
:-D zany onnnnnnnnnnnnnnnnnnnnnnn rehefa mangatsiaka anie de ao anaty garazy aloha no mety e!! :^) avoaboaka ihany rehefa mahazo hafanana :^)
