tohiny( ody fitia)

1. klauma ( 25/11/2008 07:14)
lazaiko anareo fa nisy olona tratran'io! eny mety tsy hino ianareo nefa tsy maninona izany, ny ahy fitantantaràna ny tranga hitako!
lehilahy vahiny izy io fa tsy malagasy akory! ary dia tena voa mafy satria tsy tompon'ny tenany intsony, izany hoe voabaiko tanteraka!
zavatra nosotroiny ilay izy araka ny fitantarany no niatombohany!
"mampalahelo ry malagasy raha amin'ny fomba toa izany no entina hahazoana tombotsoa!!!!"
novalian'i fijo ny 19/12/2008 21:43
2. pinouch ( 25/11/2008 08:12)
ka tsika nge jamba ny vola de lasa manaonao foan é,
3. heidi ( 25/11/2008 16:17)
izaho aloha ry reto dia tsy mino sy tsy mahatoky ity dada rabe dada rabe nareo ity! ireny mantsy no manome ody fitia izao...
Raha mino an'ireny dia otran'ny hoe miasa aminy ilay izy fa raha tsy mino ianao tsy hiaran-javatra izany....
ARY MATETIKA FA hoe vahiny foana hono no tratran'izy io... sao mba tena tia kosa izy
4. ainaheri ( 29/11/2008 07:32)
hendi:
Raha mino an'ireny dia otran'ny hoe miasa aminy ilay izy fa raha tsy mino ianao tsy hiaran-javatra izany....

Otran'zay kou ny fahenoako azy..... Otran'ilay Soratra Masina izany io raha ny fahazoako azy;"Ny finoanao no ahavonjy anao" ,fa ilay ambony ndray ô kontréra,ny finoanao no hinananao ny anamaminao lol:wink:
5. taika ( 09/12/2008 23:06)
Betsaka ny zavatra misy eto amintsika nefa tsy fantatsika sady tsy inoantsika nefa matoa misy ny iharany de misy izy izay. Amiko anefa rehefa manao ny tsara ianao tsy ho tratry ny ratsy izany!
6. fijo ( 19/12/2008 21:43)
mety nahay nampirevy azy le sipa dia izay no maha lasa adala azy,fa tsy izany ody fitia izany.rah amisy wa izany mba asio aho.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.038