esy e ry zava bita e!!lool

1. bazylou ( 24/11/2008 22:29)
vita marian , le izy kle!!! tongavan'ny oranindray mandeha dia lasa zava tsy vita intsony le izy !!! loool vita daholo ny lalana, sy ny trano , sns :-D :-D
répondu par dahuily le 15/12/2008 20:56
2. kidoropamba ( 26/11/2008 22:10)
Tao @ fivorian'ny conecs tao ny zava-bita izany: fanolanana ankizy kely any @ mines ndra sheritt, fanakanana ny pokona hivarotra menaka satria mifaninana amin'i TIKO sy ny sisa. Jereo ny vaovao rahampitso fa tena feno zava-bita ao. 8O 8O 8O 8O
3. andrywui ( 11/12/2008 12:43)
aleo ary hitanisa zavabita rehef itanisa iany e!!
-naorona daoul ny tanin'oul ao alaotra-nalaina ny plage privE an'oul tao Antonibe analalava-nofefena ny tanin'oul ao Amparingidro ao port bergE fa be vatosoa-natao ambadika taminoul ny tanimpokonoln ao Ankorondrano analavory fa site touristik tsarabe-nalaina ny tranompanjakana atao orinasa toy ny FITIM...tsy mahazo manao fromage na yaourt aboire na mivarotra menaka navary ny oul mpandraharaha fa tonga de any antanimora.......de mbola ampiana ve sa aoka izay,hamaha vata aho mantsy ra mbola misy te hamaky:!!!!!
4. Dadamasy ( 15/12/2008 16:05)
Tsotra ny teniko aminao Bazylou a! Rehefa tsy tianao Ravalo dia mionona ianao fa aza mifanaratsy. Raha hianao koa ange no mba tsikeraina dia tsy ampy hanoratana azy i Gasikara e! Sady tsy fantatrao akory ny anton'ireo fa bontolo fotsiny no hitanisanao azy. Ny zava-drehetra notanisainao hoe zava-bita dia tsotra no amaliako azy. Fantatrao sy tadidinao ve fa toy izao hatrany no fiainana teto Dago hatramin'izay, saingy ny Frantsay no nivarotana azy hatramin'izay. Inona anefa no mba vita teto, sa tsy naloan'ny Frantsay indray hoe ny vola hatramin'izay. Koa maninona moa raha mba miara-miasa amina Firenena hafa. Raha tsy mahazaka ny Frantsay dia aoka izy tsy ho avy eto Dago intsony sady tsy hitsabatsabaka amin'ny raharahan-tokantranon'ny Malagasy toa anao. Tsy efa ampy antsika sy ny Razambentsika v ny fanjakazakan-dry Reny malala hatramin'izay sa mbola te hihinana sy hitango tombotsoa manokana dia manao izay fara hery hiverenana eto na hamerenana ireo ekipa saribakoly azo baikona toy ny omby hatrizay. Ampy ve izay sa?
5. dahuily ( 15/12/2008 20:56)
Tsy de nino loatra an'ty aho hatramin'izay nefa toa maha mitombina ihany ilay tenin'ilay ramatoa atao hoe Nenylava izay hoe "ho babon'ny kely maso eto @ taniny ny malagasy"
Asa re????? :cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.06