Nody mandry io maraina io P. Remy Ralibera
21. patrick2002
(
22/11/2008 15:11)
miaraka an'i pasitera jean-bart aumonier militaire tao ampahibe izany ,any izany izy telolahy ka mety fety be any andanitra any :-D :-D
mba vazivazy iny reh ,fa fahoriana moa izy ity.
mba vazivazy iny reh ,fa fahoriana moa izy ity.
24. coopsal
(
24/11/2008 12:06)
Mirary fiononana ho an'ny fianakaviany sy ny rehetra e!
==> Jesosy no namana tsy mba mandao. Ny antony? Izy velona sady fitiavana! Ary ananako ny porofo
:
Izaho izao AT laika dia very namana aho izany very azy
==> Jesosy no namana tsy mba mandao. Ny antony? Izy velona sady fitiavana! Ary ananako ny porofo
25. rabilabila
(
24/11/2008 15:50)
Jesosy no namana tsy mba mandao. Ny antony? Izy velona sady fitiavana! Ary ananako ny porofo
Karazana fehezan-teny lazaiko fa " insulte à l'intelligence "
Izay ihany !!!!
26. rakaroka
(
24/11/2008 20:57)
[quote=coopsal]
8O 8O 8O :?
Oadray koa 'zany resaka HS => Ralibera Remi no "size" eto. Tsiaro azy no
ivolanana , ary handry am-piadanana ny fanahiny fa ny soa navelany kosa
hitoetra amintsika!...Dia mitondra ny teny fiononana ho an'ireo havany sy ny manodidina azy!
==> Jesosy no namana tsy mba mandao. Ny antony? Izy velona sady fitiavana! Ary ananako ny porofo
8O 8O 8O :?
Oadray koa 'zany resaka HS => Ralibera Remi no "size" eto. Tsiaro azy no
ivolanana , ary handry am-piadanana ny fanahiny fa ny soa navelany kosa
hitoetra amintsika!...Dia mitondra ny teny fiononana ho an'ireo havany sy ny manodidina azy!
27. ikaretsaka
(
24/11/2008 21:58)
ka izya le lazain-drabila hoe insulte a l'intelligence e :lol: :lol: :lol:
manoatra noho le hoe inona ny ifandraisan'ny vitsika @ petrole
manoatra noho le hoe inona ny ifandraisan'ny vitsika @ petrole
29. ravatorano
(
26/11/2008 11:14)
fijo < raha ny boky nosoratany aloha toa tsy nahitako filazana momba an dRatsimandrava fa mba efa namakivaky ihany aho ary tena mety marina mihitsy ilay hoe maty niaraka aminy any izany ilay izy ! :wink:
30. fijo
(
26/11/2008 21:19)
kay le,nefa izy nilaza hoe hoavoakany ihany fa tsy hoentiny maty le resaka,satria izy nilaza fa hainy iny dossier iny.ary mino aho fa tena hainy iny ,satria izy dia namandry fianakaviana ratsimandrava.
32. fijo
(
26/11/2008 21:54)
ka za niandry le bokiny mihintsy mba hijerena io raharaha io fa lasa raharaha JFK malagasy koa iny.
33. coopsal
(
02/12/2008 13:29)
rabilabila:
Karazana fehezan-teny lazaiko fa " insulte à l'intelligence "
==> Peut-être! Mais c'est la vérité!
rakaroka:
Oadray koa 'zany resaka HS => Ralibera Remi no "size" eto.
==> Azafady fa HS kely aho teo. J'aurais même voulu faire klkchose de son vivant!
Même ceux qui l'auraient detesté peuvent présenter leurs condoléances aux membres de la famille du défunt, avec la plus belle couronne!
Fantatro fa raha maty aho ka mety voasoratra eto dia samy mba hiteny aby hoe "paix à son âme" koa!
et vos âmes mes chers amis? Quelle est pour vous la garantie de la paix? beaucoup de gens qui diront : paix à ton âme quand vous partirez de ce monde?
34. ikaretsaka
(
02/12/2008 15:25)
misy teny izay hoe aleo ho an'iza izay an'iza moa???
sa nodian'i coopsal fanina io eto amin'izya afaka manao HS? :wink:
sa nodian'i coopsal fanina io eto amin'izya afaka manao HS? :wink:
35. fijo
(
02/12/2008 22:02)
coopsal an,misy finona izay hoe "krispijo"mba handramo hidirana fa hiadana sy halalaka kokoa ianao raha tonga ao.
