fanotaniana manitikitika ny saina

1. rurik ( 19/11/2008 14:20)
Manahoana daholo , hono oa ry namana naheno t@ olona aho oe azo atao hono ny manahena taona , izany oe raha 26 taona ohatra de ahena atao 20 taona de mba marina tokoa ve zany? raha marina de aiza no tokony aleha le hanovana azy ? izay fa misaotra betsaka.
2. heidi ( 19/11/2008 16:51)
Izaho manokana aloha tsy mino an'izany e!
raha tsy izany ve tsy efa nanova daholo ity pokona rehetra ity, ohatra amin'ny fitadiavana asa fotsiny tsy mandray ny sosiety sasany raha efa be taona :°)
taiza kay i rurik no naheno an'izany????
3. niryna ( 19/11/2008 18:06)
rurik:

Manahoana daholo , hono oa ry namana naheno t@ olona aho oe azo atao hono ny manahena taona , izany oe raha 26 taona ohatra de ahena atao 20 taona de mba marina tokoa ve zany? raha marina de aiza no tokony aleha le hanovana azy ? izay fa misaotra betsaka.

te hanova ngaha hianao ? hi,hi .
Raha mbola kely ny ankizy dia manao kilalao hoe mama,na mpivady mpivady ,rehefa tanora indray dia maika ny ho lehibe ny sasany dia manao akanjo manalehibe tena ,rehefa lehibe indray dia tsy mety milaza ny taona ny sasany ...kanefa toa itako ireny antitra mavitrika ireny fa tena faly ery milaza ny taonany .


:D
4. ikaretsaka ( 19/11/2008 18:19)
inona aloha no antony hanaovana ilay izy...
teo jeune sa resaka ara-panjakana?

raha le ara panjakana manko dia matetika ireny le teraka any ambanivohitra lavitra ireny dia le tombatombanana fotsiny ny taonany rehefa tonga ny mpanao taratasim-panjakana na indraindray aza copien'nby zandriny izay teraka tany a-tanan-dehibe no ampiasainy rehefa misy raharaham-panjakana ilana azy!
misy @ ireny le @ na tranga niseho no hanaovana tombatombana ny taonany
hoe ohatran'iza ny hangezanao t@ eclipse... francophonie, 1972, mbola nahita an-dratsimandrava ve....sns ohatra dia miteny izy heo efa nandeha na zaza nandady na efa niteny dia iny no ilazana hoe mety izoa izany ny taonan'ity
5. karinah ( 19/11/2008 18:53)
Ny manao azy aty ivelany no tsy fantatro, fa toa mety ka, nisy olona fantatro akaiky kely ahy kamboty tampoka dia voatery nijanona tsy nianatra nadritry ny fotoana maharitra dia nanova taona indray rehefa niverina nianatra, fa toa nety, dia nisy iray hafa izay koa voatery nampihena toana hono fa nanao demande-na bourse handehanana aty ivelany ka nisy fetran-taona ny fandraisana ny candidat dia nataony fa nety, raha aty ivelany no tsy fantatro, maninona raha anontaniana any @ Mairie!
6. sipagasy ( 19/11/2008 18:57)
oudryyyy, dia tena fanjakan'ibaroa tokoa izy izany ry karinah, aiza moa no hisy zavatra mandroso fa dia mivelona à hosoka ny firenena????!!!!!! ny lalàna anie natao ho an'ny rehetra e!!!!! fa tsy ho an'ny sarababem-bahoaka ihany akory....
7. ni81 ( 19/11/2008 19:04)
Raha ny tokony ho izy dia tsy mety ilay manova taona, fa zà koa nahafantatra olona nanova, ary dia 10 taona be zao mihitsy. Fa ny fianakaviany ihany no miresaka azy avy eo.
Dia nisy koa olona nanova ny momba azy manontolo mihitsy, anarana, taona nahaterahana sy toerana, sy ireo RAD. Ny antony dia satria refusé ny Visa-ny dia nisy olona mpiasan'ny commune nanome azy an'io.
8. ikaretsaka ( 19/11/2008 19:08)
tsy fanajakan'i baroa loatra ilay izy fa indraindray le condition iainana mihitsy no nanery azy ka... meteza ianao @ toerany

marina le hoe ny lalana natao ho an'ny rehetra ..saingy natao hanampy koa ny lalana fa tsy natao handrava
9. heidi ( 19/11/2008 19:23)
ny any madà no mpanao izany aloha angamba fa raha aty ivelany hosoka tanteraka araka ny voalazan'i sipagasy....NY miova anarana no mety fa ny taona sns mino zato isanjato aho fa tsy ekena izany.
Izay no mahatonga ny polisy aty sarotiny izao, ohatra resaka permis de conduire fotsiny , raha avy madà izao dia elabe vao mety atakalony fa io resaka risoriso io efa malaza any amitsika....ramoramora daholo
:-D
10. ni81 ( 19/11/2008 19:31)
ny any madà no mpanao izany aloha angamba fa raha aty ivelany hosoka tanteraka araka ny voalazan'i sipagasy....NY miova anarana no mety fa ny taona sns mino zato isanjato aho fa tsy ekena izany
tany dago mihitsy no misy an'io fa tsy eto ka!
11. kotobekibo ( 19/11/2008 19:36)
Vitan'ny vola daholo ny zvt retra , ankoatry ny fahafatesana sy ny ao aorinany angamba .
Possible , possible :!:
12. heidi ( 19/11/2008 19:53)
kotobekibo:

Vitan'ny vola daholo ny zvt retra , ankoatry ny fahafatesana sy ny ao aorinany angamba .
Possible , possible :!:
elah koa less baina manatsafa! manaova sisibola aty ivelany ary lelahy io raha tsy eo no raisina avy hatrany


:-D :-D :-D
13. kotobekibo ( 19/11/2008 20:30)
heidi:

kotobekibo:

Vitan'ny vola daholo ny zvt retra , ankoatry ny fahafatesana sy ny ao aorinany angamba .
Possible , possible :!:
elah koa less baina manatsafa! manaova sisibola aty ivelany ary lelahy io raha tsy eo no raisina avy hatrany


:-D :-D :-D


Ny aty ivelany indrindra no tena looza , fa tsy vola kosa aloha fa resaka LAVA-TANANA e!
Ref mafantatra ol élah tout est possible , fa ny takalony kosa d mila mihetsika ho azy elah ref misy ilainy avy @ ialahy ( SERVICES )
14. heidi ( 19/11/2008 20:55)
ka mba omeo sopapa ary hoe! ny mi sauter pv no efa hitako matetika lol
15. kotobekibo ( 19/11/2008 21:08)
Ohatra : raha hiasa ao @ SNCF na banky ialahy d tsy tafiditra mihitsy raha tsy mahalala olona .
Tsy ireo ihany fa misy hafa koa .
;-)
16. heidi ( 19/11/2008 21:10)
ny piston ndray efa manjaka hatraiza hatraiza fa ny tsolotra vola tsy dia fahita aty ivelany sy ny hosoka indrindra mikasika ny identité fa dia eo ianao no raisina any aponja no mifatratra wa less bainn ah :-D
17. kotobekibo ( 19/11/2008 21:19)
Marina izany less satria efa informatisés doly ny karatra sy ny pasipaoro ary koa ny permis aty ivelany . Tapendry lerony d vita matavy avy hatrany .
18. karinah ( 19/11/2008 21:48)
sipagasy:

oudryyyy, dia tena fanjakan'ibaroa tokoa izy izany ry karinah, aiza moa no hisy zavatra mandroso fa dia mivelona à hosoka ny firenena????!!!!!! ny lalàna anie natao ho an'ny rehetra e!!!!! fa tsy ho an'ny sarababem-bahoaka ihany akory....



:-D :-D :-D :-D ; ..... any ma/kara aloha io aannn, fa na izany aza mety tsy ny rehetra no afaka manao ilay izy!!!
19. rurik ( 20/11/2008 08:13)
heidi:

Izaho manokana aloha tsy mino an'izany e!
raha tsy izany ve tsy efa nanova daholo ity pokona rehetra ity, ohatra amin'ny fitadiavana asa fotsiny tsy mandray ny sosiety sasany raha efa be taona :°)
taiza kay i rurik no naheno an'izany????

ka za ko angaha mo mino fa mba fanotaniana ny ahy resaka henoko @ olona le izy de izy milaza fa mety de izay no nahatonga ahy nanotany.


20. rurik ( 20/11/2008 08:15)
niryna:

rurik:

Manahoana daholo , hono oa ry namana naheno t@ olona aho oe azo atao hono ny manahena taona , izany oe raha 26 taona ohatra de ahena atao 20 taona de mba marina tokoa ve zany? raha marina de aiza no tokony aleha le hanovana azy ? izay fa misaotra betsaka.

te hanova ngaha hianao ? hi,hi .
Raha mbola kely ny ankizy dia manao kilalao hoe mama,na mpivady mpivady ,rehefa tanora indray dia maika ny ho lehibe ny sasany dia manao akanjo manalehibe tena ,rehefa lehibe indray dia tsy mety milaza ny taona ny sasany ...kanefa toa itako ireny antitra mavitrika ireny fa tena faly ery milaza ny taonany .


:D

raha mety mo inona ny olana sady za ko madinidinika ihany


=)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3066