Virus Foza orana, mbola tsy hahitampanafana

21. Lucasse ( 30/01/2009 13:47)
miarahaba anareo ny tenako, mahay manala le virus fozaorana izaho, ze te ahazo vahaolana de manorata @ njivanahary@yahoo.fr. (sarany mirary 5000ar fotsiny). misaotra
22. tetsu ( 21/02/2009 12:32)
ity de mahafaka an ireo virus reo:
http://www.net-studio.org/fr/application/cradle-of-filth.php
23. tetsu ( 21/02/2009 12:33)
za koa mahay manala an'io virus foza orana sy cradle io fa tena tsotra kely e!
tsy ilaina ny formatage de tsy ilaina koa le mandeha any @ le olona milaza fa mahay azy reny fa ny tenanao ihany de efa mahavita an io.
makanesa. midira fotsiny ato de zay e
http://www.net-studio.org/fr/application/cradle-of-filth.php
telechargena le patch de lancena
redemarrena ny machine avy eo de vita
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6278