photoshop

1. deric ( 17/11/2008 06:55)
te-hahay photoshop aho ry namana, nefa isaky ny tonga eo anatrehany aho dia tsy hitako izay hatao sy izay haleha. Ny manao sorasoratra no kely mba fa hitahitako, fa ny mikirakira sary sy ny tahatahak' izany dia tena voa mafy.
Izaho anefa mba mankafy fikirakirana sary numerique.
misaotra amin'izay manaiky hampianatra.
novalian'i wanalen ny 18/11/2008 11:53
2. sitlo ( 17/11/2008 15:47)
Izaho kamo fa ity no toerana fakako sopapa http://psdtuts.com/

Raha vao manomboka ohatra anao dia ny fahazoana ny fandehan'ilay logiciel no hitako fa tsara indrindra.
Boky roa no tena nahaizako photoshop:
1- misy "photoshop 7" izay tao amin'ny CCAC. Mety efa misy hafa amin'izao
2- "introduction au traitement d'images numeriques avec matlab". Somary efa avancé ilay izy, fa rehefa avy mamaky azy dia hahita fa an-jaza be ilay photoshop.
3. ikaretsaka ( 17/11/2008 19:51)
marina iznay.. jerena aloha ny fandehany.. ohatran'ny zava maneno ihany io amiko.. raha omena zava maneno anankiray ianao dia zavatra 2 no mety ho ataonao .. na ianao tsy mahita afitsoka mihitsy fa mipitsipitsitra fotsiny eo

na ianao mitady fika hahavitana hira de mitady de fika mety hahatafavoahana iny hira iny
4. wanalen ( 18/11/2008 11:53)
http://www.creabar.com/cours,photoshop.html
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1531