sary fihaonan'ny namana europa and co
![](https://avatar.serasera.org/1f9516e858610148c44638a604e68f8f.jpg)
22. Angie
(
16/11/2008 21:50)
ka efa hita ireo fa tsy ampy kah
mba atao ohatran ny namana nanao fihaonana rehetsa e en couleur tsara sns
sa natahotsa fakantsaryny betsaka ?
lol
mba atao ohatran ny namana nanao fihaonana rehetsa e en couleur tsara sns
sa natahotsa fakantsaryny betsaka ?
lol
![](https://avatar.serasera.org/11357611cb1b43ff3138d1eba068644b.jpg)
23. hery
(
16/11/2008 23:40)
Misaotra an'izay nikarakara fa tena misaotra an'izay nikarakara e.
Mbola te hatory be kanefa radem hiasa fa hiaps aloha.
Ny sary bobaka be, tsy hita indray hoe iza no hapetraka aiza,...
sipagasy> Lasanao any ve le lisitry ny ps?
Mba alefaso aty amiko ny sary hafa e :-p
Mbola te hatory be kanefa radem hiasa fa hiaps aloha.
Ny sary bobaka be, tsy hita indray hoe iza no hapetraka aiza,...
sipagasy> Lasanao any ve le lisitry ny ps?
Mba alefaso aty amiko ny sary hafa e :-p
![](https://avatar.serasera.org/62967292dde1f11623e1b8b892831338.jpg)
24. sipagasy
(
17/11/2008 07:27)
mmhhh hery, efa nivoaka any ho any ny lisitry ny ps kann hihihih,
tsy aleo veh manao tahakan'i badouda sy fasalyt@ herintaoan e!! manokatra blog skyrock na tsy haiko any ho any anitrihana ireo sary ireo?? misaotra mialoha e!!!!
angie lol ny mpitsena feno fa ny avion no tsy tonga kouhhhhh

![](https://avatar.serasera.org/3e41d67d5461196c3e784fb6549f7763.jpg)
25. heidi
(
17/11/2008 20:21)
ni81, fahama, kelly13 mikobana maso kely ato nareo izay tsy tany...MITAMBATRA amin'ilay taloha.... :°) http://tahirintsarynamana2007.skyrock.com/1.html
![](https://avatar.serasera.org/f41aa2509210034d54b264accf5fa3cd.jpg)
26. ni81
(
17/11/2008 20:26)
ni81, fahama, kelly13 mikobana maso kely ato nareo izay tsy tany...MITAMBATRA amin'ilay taloha.... Jereo etomerci oa! :-* :-*
![](https://avatar.serasera.org/f73790d6ee8675df8a0f2d980a0221e2.jpg)
28. rapala
(
18/11/2008 19:01)
Angie:
rapala> lol be fa zay vao hitako io satroka mena valala be io
toi nga nandeha? za liana be hijery sary
tsy nande aki izaho fa tara train fa tsy tara avion an a!!!!
ni81: ilay fety serasera e!
![](https://avatar.serasera.org/f41aa2509210034d54b264accf5fa3cd.jpg)
29. ni81
(
18/11/2008 19:26)
ni81: ilay fety serasera e!hay ve e! tsy mbola niomana ny handeha mihitsy ka! raha toa handeha tsy maintsy mba nilazalaza ihany e :-*
![](https://avatar.serasera.org/f41aa2509210034d54b264accf5fa3cd.jpg)
30. ni81
(
18/11/2008 19:28)
tsy nande aki izaho fa tara train fa tsy tara avion an a!!!!fa angaha tsy nety raha nandeha taxi? :-P :-D :-D
![](https://avatar.serasera.org/4c5589f99fcd82f387bb94d9df05fef6.jpg)
32. diamondra27
(
19/11/2008 06:53)
angie: taiza akia ndry fa nisy banga kely ny ekipa mafonja tao kle,
ka nisy andry lahy tao ange de we everiko fa niova sexe ndriko e
de faly nahafantatra an'iny andry iny tokoa aloha e
ka nisy andry lahy tao ange de we everiko fa niova sexe ndriko e
de faly nahafantatra an'iny andry iny tokoa aloha e
![](https://avatar.serasera.org/5c03e33804e4337a28382a2cc502203f.jpg)
33. nana171
(
19/11/2008 07:23)
aiza dolo ary lé sary bobaka bé fa liana mba hijery zahay aty lavitra é!
De raha azo atao dé mba varié na mba izay mbola olona mbola tsi ita indray avoaka.Lé sary in2 miatoana teo mantsy raha ts diso aho toa miverimberina lé olona ita ao, mba ny hafa indray ré azafady avoaka mba misy ita indray.
De raha azo atao dé mba varié na mba izay mbola olona mbola tsi ita indray avoaka.Lé sary in2 miatoana teo mantsy raha ts diso aho toa miverimberina lé olona ita ao, mba ny hafa indray ré azafady avoaka mba misy ita indray.
![](https://avatar.serasera.org/4c5589f99fcd82f387bb94d9df05fef6.jpg)
35. diamondra27
(
19/11/2008 14:49)
heidi efa hitako ooooooooo, milay be fa mci akia a
de miandryan'i fahamarinana ndray zany am herintaona
miomana ndry ry heidi fa i faha danz be raha handihy rock an
de miandryan'i fahamarinana ndray zany am herintaona
miomana ndry ry heidi fa i faha danz be raha handihy rock an
![](https://avatar.serasera.org/3e41d67d5461196c3e784fb6549f7763.jpg)
36. heidi
(
19/11/2008 16:10)
diamondra: hay !!! dia efa manampy ahy ny fahazotoana hande amin'ny 2009 izany i fahamarinana 8)
![](https://avatar.serasera.org/5c03e33804e4337a28382a2cc502203f.jpg)
37. nana171
(
20/11/2008 08:38)
Misaotraa bobaka marina ny sary, nahafinaritra, elavelona serasera oooooooo
misaotra an'ny rehetra ny tenanay na dia aty an tabnindrazana aza o
misaotra an'ny rehetra ny tenanay na dia aty an tabnindrazana aza o