NY MPIANTAFIKA Gospel

1. aah ( 15/11/2008 08:32)
Salama tompoko.
Mba te hanazava amin'ny mpamaky mikasika ny groupe évangélique "NY MPIANTAFIKA Gospel".

NY MPIANTAFIKA Gospel dia tarika ara-pilazantsara niforona ny volana jolay 2008.Miangaly manokana ny gospel . Misy ireo hira akapela ary ao ihany koa ireo misy mozika. Fitoriana ny fiilazantsara no tena imasoany araka ny hafatra napetrak'i Jesosy. Misy folo ny mpikambana. Ny ao amin'ny tarika ihany no mamorona ny hira. Efa mihoatra ny folo ny tarika ary maro ireo hira izay efa ankafizin'ny olona aty Fort-Dauphin toy ny "Ziogako, Golgota,Ankino, Teninao,... sy ny maro hafa. Eo ampiomanana ny famoahana ny album vol 1 izy ireo amin'izao koa dia mangataka vavaka amin'ny mpankafy rehetra.
Misaotra.
:P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0527