tena nahita atao mahintsiny

1. Noue ( 14/11/2008 17:16)
tena nahita atao mahintsiny ry zareo aaaa ! lasa ny heritreritro oe azo atao ve ny mamadika ny hymne nationaly tahak'izao eee ???
sady :-D :-D :-D :-D
http://fr.youtube.com/watch?v=WM5H1KthhUU
novalian'i Noue ny 19/11/2008 09:49
2. mbaliana ( 14/11/2008 17:21)
ohatry ny mety kosa e 8O 8O :lol:
3. Noue ( 14/11/2008 17:45)
ka zay indrindra manko no mahalasa ny heritreritro aaaa ! jerevo fotsiny zao rehefa misy foot ireny dia misy misioka ny hymne frantsay aaa ! hatramin'ny prezida sarko tonga mahintsiny manao komentera aaaa !
4. sakaizakely ( 15/11/2008 09:21)
tsy ratsy le soutitrazy tena mety tsara mitr

fa tsy hitako ze ifandraisany @ komantera-n'i Sarko :roll: :roll: :roll: :roll:

ny iray misioka = tsy fanajana hirampirenena

ny iray manisy soutitra mifanaraka @ kisarisary = misy resaka artistika sy imaginaire mahatsikaiky
5. kotobekibo ( 15/11/2008 12:01)
Milay kosa an! :D
6. Noue ( 16/11/2008 20:20)
iééééé :)
7. sitlo ( 17/11/2008 16:14)
Tsy tiako fa raha ny Ry Tanindrazanay Malala koa no misy manao an'izao. Tsongoy fo-tena, tsongoy fon'olona.
8. booboo ( 18/11/2008 20:00)
Tsongoy fo-tena, tsongoy fon'olona.
^
^:^
9. Noue ( 18/11/2008 20:28)
sitlo:

Tsy tiako fa raha ny Ry Tanindrazanay Malala koa no misy manao an'izao. Tsongoy fo-tena, tsongoy fon'olona.
marina ny anao aaaa ! na dia oe hatsikana aza raha amiko aloha dia oatra oe maniratsira io eeee ! hymne nasionaly tsinona ilay izy aaaaa !


10. kotobekibo ( 18/11/2008 21:14)
tsy hoe faniratsirana ilay izy fa resaka manala azy sy artistique , ho an'ireo olona tsy mahay teny russe .
Juste hoe phonetique anie e , au sens large izany no tiako tenenina . :roll:
11. sakaizakely ( 18/11/2008 21:38)
kotobeann> zay ané oa e !

tsy itako ze maha iririkiry am zany, zany avy ve de atao affaire d'état :lol:
tsy hoe manompa sy maningazinga akory otran' jhoulambout misioka ary am stade de fransy akory

raha misy oul manao an'io ny hirampireneko de andefasako ny tena tonony sy ny dikany izy :P :P :P
12. sitlo ( 18/11/2008 22:07)
Samy manana ny fombany ny olona fa rehefa apoakan'ny silamo ny aeroport vao hoe terorista.
13. sakaizakely ( 18/11/2008 22:11)
ndroky kou fanatika be manadala

inn zao no ifandraisan'ny hirampirenena sy ny baomban'ny terorista ? zany ve no nianaranareo tany oe rehefa tsy mifanarakevitra aminareo de apoaka ny sivily ? :roll: :roll: :roll: :roll:

hirampirenena natao sarisary avy koa hanapoahana bomba
kou raha tsy devoly kou :evil: :evil: :evil:
14. sitlo ( 18/11/2008 22:25)
tsia,
Ny nianarana dia hoe ny hiram-pirenena dia solotenan'ny firenena (vahoaka iray manontolo). Tsy hira tahaka ny hiran'i Tovo Jhay, fa nampianarina mihitsy hoe mijoro tsara rehefa mandeha ny hirem-pirenena.
Noho izany, izay manazimbazimba an'iny dia manazimbazimba ny firenenao.
Tsy ny minisitra akory no nanao an'ireny fa ny sivily izay lazainao io ihany.
15. sakaizakely ( 18/11/2008 22:29)
manasarotra fiainana be kou enao zany

za ndray tsy te ho lany andro hiady am jhoulamboton'izao tontolo izao e, aleoko miforum raha misy fotoana ihany :-P
16. sitlo ( 18/11/2008 22:32)
za konkou ka
17. kotobekibo ( 18/11/2008 22:46)
sakaizakely , sitlo > :-D :-D
18. sitlo ( 18/11/2008 22:54)
sa tsy izany ry kotobekibo
nangalatra hena ka narary kibo
19. kotobekibo ( 18/11/2008 23:10)
Amiko tsy raisina ho 1° degré ilay zvt fa manjary lasa toy ny maniratsira . Fa amiko io toy ilay sarin'i Mahomet naton-dry zalahy caricature .
A/tra tsy nisy nahita , kanefa kosa betsaka ny sary ampisehoana ny endriny toy ny lhl antitra matotra , na koa @ bande dessiné toy ny olona vaventy sy mamiratra .
D ho tokony ho tezitra v ny mpanompon'A/tra retra hoe tsy mendrika ny halebeny sy ny voninahiny ireny sary ireny , satria Izy no tsara indrindra :roll:
20. sitlo ( 18/11/2008 23:46)
Izay tokoa aloha. Fa nisy tranga izay, ejipsiaina nikiakiana ny filoham-pireneny tamin'ny blaogy, dia nigadra 4 taona. Izany hoe misy fetrany ihany ny vazivazy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2773