Krismasy

1. Saroy ( 13/11/2008 06:04)
Tena otrany hafinaritra ny krismasy sa manao ahona ny fahitanareo azy
répondu par fijo le 19/11/2008 22:54
2. rnirinasoa ( 13/11/2008 06:30)
fa ahoana moa no anaovanao izany e ? fa angaha tsy mitovy amin'ny isan-taona ihany !
3. Noue ( 13/11/2008 06:33)
Saroy:

Tena otrany hafinaritra ny krismasy sa manao ahona ny fahitanareo azy
efa nisy krismasy tsy nahafinaritra ve eeee ????


4. rnirinasoa ( 13/11/2008 06:55)
hay ve izany no tianao lazaina e !
5. fijo ( 14/11/2008 22:23)
krizy mafy ny amin'ity ka
6. cutie ( 15/11/2008 17:24)
zany ve ry fijo???
ny ahy zao no antenaina mba ho xmas frizy farany io :-D
7. fijo ( 15/11/2008 22:00)
ndao hoany antsohihy fa any mafana tsara
8. cutie ( 18/11/2008 23:14)
ndao e
sady za te hihinana mosakiky miaraka @ lasary manga :-D
9. fijo ( 19/11/2008 22:54)
mamrary kibo amin'izany eo ndry ka hanahirana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0711