andriamanitra vola aloha,izay vao....

1. fijo ( 12/11/2008 23:39)
raha namaky "madagascar tribune"androany ianareo dia nahita fa tsy neken'ny sino any ahatongavan'ny nonce tao amin'ilay fanasana ofisialy nataon'ny fanjakana gasy.ary dia ingahyranjeva no voalaza fa nilaza izany tamin'ingahy nonce apostolika.io moa dia ambasaderan'ny vatikano any amina firenena iray.

noho ny herin'ilay andriamanitra vola izay mahefa nyety an tany,dia nihondrika sy nandady nyfitondran amalagasy,ka dia nahilika aloha ilay silotenan'ny fanjakana "andriamanitra tsy hita".

mahery le vola e.
répondu par fijo le 19/11/2008 23:19
2. ikaretsaka ( 12/11/2008 23:45)
ka @ teny sinoa ny
Duo Shao Qian
misy hoe dieu...de kopy ianareo!
:-P :-P
3. fijo ( 12/11/2008 23:55)
hihihi milay koa izany le,fa dia niforitra isika e
4. rakaroka ( 13/11/2008 00:46)
Io anie no mampanafatr'ahy matetika eto hoe raha mieritreritra bizna na "affaire d'exportation na "relation", asalavidavitra ...sns aty ivelany anie ka "HAFA" mihitsy no mahaliana an'ireto "vozongo" fa tsy ireo "patati" "patata" "blablabla, sy ny karazany !... Ka 'zay lé hoe tsy mandingana an'i Betsiboka na Ikopa na faritra vitsivitsy wa ireny ka aza dia
be "zeste" hoe "tsy menatra e!" . Ka ny hafa tsy mila ilay izy mihitsy dia "akory atao :roll: :?: 8O 8O
5. iarryrral ( 13/11/2008 07:08)
Hahahahahhahahhahah, iny indray no tsy hitako
6. Samoana ( 13/11/2008 14:31)
Mety hivavaka @ sinoa mihintsy angamba izao tontolo izao atsy ho atsy. Ny filoha frantsay koa tsy avelan-dry zalahy mandray ny daïla lama @ fomba ôfisialy mihintsy dia tsy maintsy miforitra koa :-D
7. ikaretsaka ( 13/11/2008 22:44)
MAP aby izany
MAP =Mivavaka Amin'ny Pekin!
8. fijo ( 14/11/2008 22:26)
i sarkox koa mba saik aho be zesta hoe tsy hanatrik any JO,kay vao nahazo baiko avy ary ananona,di alasa ihany.
ny masony no kely,fa ny andriamaniny lehibe ka
9. rabilabila ( 19/11/2008 18:23)
ikaretsaka:

MAP aby izany
MAP =Mivavaka Amin'ny Pekin!



Iny indray no tsy hitako !! tsara ka!! depassée ndray aho teo

:-P :-D :-D :-D
10. fijo ( 19/11/2008 22:54)
haingana mihazakazaka fa tara e,arian dravalo eo
11. rabilabila ( 19/11/2008 23:07)
Ka ny azy gordini kou! MAP koa ny azy.
MAP= Merina Andriana Protestant :-D :-D :-D
12. fijo ( 19/11/2008 23:19)
kay,hafa koa iny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.8582