Cancer amin'ny tranon-jaza
1. Alaina
(
12/11/2008 19:27)
Mbola afaka miteraka ve ny vehivavy raha natao operation Cancer tamin'ny tranon-jaza? (tsy fantatra koa raha mitombona lay hoe natao operation cancer aloha) Marihana fa efa nanao avortement in-droa io vehivavy io zao natao operation zao.
novalian'i Naxy ny 10/03/2009 10:53
3. Alaina
(
12/11/2008 21:10)
ikaretsaka:
mbola ao ve ilay tranon-jaza sa tsy ao?
Iny ndray no tsy nojereko sady tsy nanontaniako kle
4. jasa
(
06/02/2009 08:30)
mahereza dia aza manala zaza intsony; hanatra ho an'izay mbola tsy nanala zaza izany.
5. Naxy
(
10/03/2009 10:53)
Amiko aloha an, Andriamanitra no tompon'ny hery rehetra, ka tsy misy afa-tsy ny mivavaka aminy fa tsy misy tsy hainy atao.
