Mila vonjy!
1. sipagasy
(
12/11/2008 18:06)
Hafatra voaraiko ary ampitaiko amintsika toy ny mahazatra ihany!
Mba isorohana ny tahaka izao moa dia tsy sasatra aho ny miteny hoe ny aina rey olona tsy mifametra koa aza atao antsirambina ny misoratra anarana à mutuelle de madagascar annn
misaotra izay mitsidika eto!
Bonjour,
>
> Tendons leur la main.
>
> Nom : NADIA KAMARIA ALI
> Age : 26 ans
> Nationalité : Malgache / Originaire de Diego Suarez
> Adresse : 6 rue Francis carco 76620 Le Havre
>
> - Elle était diabétique grave et morte sous les yeux de sa fille de 5 ans dans
> son domicile au Havre le 3 Novembre 2008.
> - Son mari est déjà mort, elle vivait toute seule avec sa fille de 5 ans
> - Sa seule famille est sa soeur qui habite à Bordeaux, madame BACARI Amina :
> 0607973332 / 0276810299
> - Ainsi cette dernière demande actuellement une aide de la communauté pour
> rapatrier le corps.
> - Pour le rapatriement jusquà Antsiranana, il faut 4700, ils ont déjà
> collecté 2000

novalian'i fijo ny 14/11/2008 21:58
2. Noue
(
12/11/2008 18:23)
mampalahelo marina zany aaaa !
tena mampalahelo zany zanany vao 5 taona nahita an-dreniy maty zany aaaa
"sipagasy":tena marina io aaaa ! fa tena mahavonjy ny fisoratana anarana ao aaaa !
Mba isorohana ny tahaka izao moa dia tsy sasatra aho ny miteny hoe ny aina rey olona tsy mifametra koa aza atao antsirambina ny misoratra anarana à mutuelle de madagascar annn
tena mampalahelo zany zanany vao 5 taona nahita an-dreniy maty zany aaaa
3. ni81
(
12/11/2008 18:39)
Hafatra voaraiko ary ampitaiko amintsika toy ny mahazatra ihany!tena ilaina mihitsy aloha io e!
Mba isorohana ny tahaka izao moa dia tsy sasatra aho ny miteny hoe ny aina rey olona tsy mifametra koa aza atao antsirambina ny misoratra anarana à mutuelle de madagascar annn
misaotra izay mitsidika eto!
4. bazylou
(
12/11/2008 23:51)
tsy any ny olana e, !!! hanampy ianao sa tsia ?? izay no ilainy ho fantatra!!
5. ni81
(
13/11/2008 07:33)
tsy any ny olana e, !!! hanampy ianao sa tsia ?? izay no ilainy ho fantatra!!Ary ianao manontany io inona no hevitrao? :?
6. Lejoba
(
13/11/2008 12:58)
tena marina, ary antintranterina foana fa aleo manao ilay mutuelle de madagascar. 16 euros isan-taona anie tsy misy dikany akory eh.
Nefa tena pris en charge daholo ny fikarakaràna raha sendra patsa iray tsy omby vava.
Mety tsy fantatry ny sasany fa afaka manao anio na ny tsisy paps aza, koa aza misalasala eh
Ny aina tsy mifametra

7. fahamarinana
(
13/11/2008 13:00)
:arrow: ary tsy fantatro tokoa hoe na tsy manana paps aza dia afaka maka io mutuelle io koa.Tsara ho fantatra tokoa... (l)
9. ni81
(
13/11/2008 15:34)
tena marina, ary antintranterina foana fa aleo manao ilay mutuelle de madagascar. 16 euros isan-taona anie tsy misy dikany akory eh.kay na tsisy paps aza dia mety! tsara kosa izany koa!
Nefa tena pris en charge daholo ny fikarakaràna raha sendra patsa iray tsy omby vava.
Mety tsy fantatry ny sasany fa afaka manao anio na ny tsisy paps aza, koa aza misalasala eh
Ny aina tsy mifametra
10. sipagasy
(
13/11/2008 18:15)
ny mutuelle de madagascar dia tsy mialon-jafy ary tsy manary mpiray tanindrazana aminy e!, koa na misy ttsy na tsy misy dia aza misalasala.
11. niryna
(
14/11/2008 10:41)
sipagasy:
ny mutuelle de madagascar dia tsy mialon-jafy ary tsy manary mpiray tanindrazana aminy e!, koa na misy ttsy na tsy misy dia aza misalasala.
misaotra sipagasy nanampy ny ankizy a,misy an'io daholo koa ve aty ivelany ? Amerika ohatra sao mba misy mahalala ?