Raha ny tany no jerena dia afrikana isika.
Raha ny olona sy ny kolontsaina no jerena dia isika no hany "peuple afro-asiatique" eran'izao tontolo izao. Mifangoro isika é( Izany no mahatonga ny mpiray tampo ho samy hafa : ao ny mainty tso-bolo, ao ny fotsy ngita volo. ao ny mainty ngita volo (makoa) ao koa ny fotsy tso-bolo, ao ny didy maso, ao ny peta-korona , ao ny kely andrina sns...
Dia manino raha afrikana isika? Frédérique Declerc izao afrikana
Raha misy ny fitsinjarana isan-karazany, dia tsy afaka hanakatra any Asie mihitsy i Madagasikara satria tany niendaka avy @ i Afrique.
Fa ny zava mahaga dia ny maha "unique peuple entier afro-asiatique" antsika.
Ny kolotsaina samy misy avy any Afrika (Fitampo; polygamie), misy avy any Asie (polyandrie sy matriarchat, famadihana); Ary ny teni-pirenen-tsika dia efa voaporofo hatry ny ela fa asiatika, na misy sombiny afrkana sy arabo aza.