Namana

1. klauma ( 10/11/2008 08:06)
Asa raha mba fantatriny olona marina ny tena dikan'izany hoe namana izany! tsy fifankantiavan'olondroa lahy sy vavy akory, fa namana tsotra nefa tena namana, sady mahatoky no azo iresahana ny zavadrehetra! sarotra ny ahitana izany nefa tena ilaina!

novalian'i mangamaso ny 15/11/2008 20:14
2. larobe ( 10/11/2008 13:10)
miresaha am larobe de izy afaka mamaly anao
3. Papoose ( 10/11/2008 15:35)
efa misy dinika mandeha any ho any momba an'io antson'ny fo angamba iz yteo
4. mangamaso ( 15/11/2008 20:14)
Manahoana, sarotra anie rehefa lahy sy vavy no atao hoe namana tsotra, tena ilaina mihintsy ny namana, nefa ahoana no atao mba tsy ho lasa fitiavana ilay finamanana (fihavanana). :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6434