Tantara kely iray.

1. onjah ( 08/11/2008 14:56)
Ao amin'ny ambassaden' i Madagasikara iray aty ivelany no miseho ny tantara.

Mpiasan'ny Ambassade : Manao ahoana ianao tompoko, maka toerana.
Gasy Iray fière amin'ny mahagasy azy : Manao ahoana tompoko, misaotra betsaka.
MA: Inona no anton-dianao ?
GI : Mikasa ny andeha hoany Madagasikara aho amin'ny taona 2009 nefa ny pasipaoroko efa lany daty, ka inona kay no tokony ho ataoko ?
MA : e! raha alohan'ny 31 decembre 2008 ianao no handeha dia afaka ny hanao prorogation izahay, fa aorian'io daty io dia tsy afaka manao intsony .
GI : Dia inona kay izany ny solution tokony ho raisiko raha izany ?
MA : fa hono hoa ianao ve manana pasipaoro hafa ?
GI : (Tsotra loatra dia namaly hoe) eny tompoko manana aho.
MA : Raha izany izany dia mila maka Visa ianao dia avy eo any Madagasikara amboarinao ny pasiporonao.
GI : (tsy dia mpiady hevitra loatra dia tsy hitany izay tenenina) ... dia hono aho tompoko, inona moa izany no tokony hatao raha tsy manana pasipaoro hafa.
MA : Dia tena sahirana, tsy maintsy mody alohan'ny 31 décembre 2008.
GI : Misaotra tompoko, veloma.
MA : Veloma.


Ilay GI eny andalana mody (velom-panontaniana) : " Gasy ve aho dia andeha hangataka visa nefa hoany amin'ny tanindrazako (malahelo) (misaintsaina hoe " Ary mety ny tahaka izao izany no mahatonga ny olona sasany hanjary hamela ny maha gasy azy ."
novalian'i onjah ny 13/11/2008 17:45
2. ssendra ( 09/11/2008 08:56)
Ilay GI eny andalana mody (velom-panontaniana) : " Gasy ve aho dia andeha hangataka visa nefa hoany amin'ny tanindrazako (malahelo) (misaintsaina hoe " Ary mety ny tahaka izao izany no


Ka nanotaniana kosa i GI hoe manana pasipaoro hafa ve??? dia namaly hoe ieny ny valiny.... NOHO izany dia raha manana pasipaoro ankoatra ny pasipaoro gasy izany dia manana pasipaoro vahiny ka amin'ny fananana io paispaoro vahiny io no antony tsy maintsy hangalàna VISA fa tsy inona akory....

fa ilay fanamboarana pasipaoro gasy feram-perana no tsy normaly , kamo miasa sady manalika, manampatra ny fahefàny fotsiny....Angamba,
rahefa izany mandehàna mande mody any dago am pasiparo vazaha na maka visa azy dia manamboara pasipaoro gasy any fa toa iray andro hono dia vita,
aty ivelany mivezivezy eny sady mety lafo kokoa ny manao azy....
3. ssendra ( 09/11/2008 08:59)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m48f5ae6d50f7e
4. Papoose ( 09/11/2008 23:12)
tena tsotra be amiko le maka visa ho an'ny dago @ le pasipaoro vahiny ary soa ihany aza fa nanana pasipaoro vahiny ahafahana manana option fa eritrereto hoe tsy nanana afatsy pasipaoro gasy zay ho lany daty @ desambra nefa 2009 vao hody! ko tsy aleo mikipy maka visa toy izay @ fotoana tsy maha-izy azy no mandeha mody?
a ilay fanamboarana pasipaoro gasy feram-perana no tsy normaly , kamo miasa sady manalika, manampatra ny fahefàny fotsiny....Angamba,
rahefa izany mandehàna mande mody any dago am pasiparo vazaha na maka visa azy dia manamboara pasipaoro gasy any fa toa iray andro hono dia vita,
aty ivelany mivezivezy eny sady mety lafo kokoa ny manao azy....


raha any andafy no hanao hanavao pasipaoro gasy dia ohatran'ny tany frantsa zao dia toa nanao operation mihitsy zareo nitondra fitaovana dia afaka nanavao ny kil de nangonina nentina tany dago dia entina miverina frantsa ndray rehefa vita. fa raha @ toerana tsy betsaka loatra ny gasy dia tsy maintsy any dago ihany ny fanafodiny vao afaka manavao satria ny corps diplomatique ihany no manana exception hoe atao miaraka de angonina miaraka dia entina dago de averina @ tompony.....fa raha gasy tsotra dia tsy maintsy moly avao!
5. niryna ( 10/11/2008 02:16)
Papoose:

tena tsotra be amiko le maka visa ho an'ny dago @ le pasipaoro vahiny ary soa ihany aza fa nanana pasipaoro vahiny ahafahana manana option fa eritrereto hoe tsy nanana afatsy pasipaoro gasy zay ho lany daty @ desambra nefa 2009 vao hody! ko tsy aleo mikipy maka visa toy izay @ fotoana tsy maha-izy azy no mandeha mody?

io misy hevitra iray koa izany
a ilay fanamboarana pasipaoro gasy feram-perana no tsy normaly , kamo miasa sady manalika, manampatra ny fahefàny fotsiny....Angamba,
rahefa izany mandehàna mande mody any dago am pasiparo vazaha na maka visa azy dia manamboara pasipaoro gasy any fa toa iray andro hono dia vita,
aty ivelany mivezivezy eny sady mety lafo kokoa ny manao azy....


raha any andafy no hanao hanavao pasipaoro gasy dia ohatran'ny tany frantsa zao dia toa nanao operation mihitsy zareo nitondra fitaovana dia afaka nanavao ny kil de nangonina nentina tany dago dia entina miverina frantsa ndray rehefa vita. fa raha @ toerana tsy betsaka loatra ny gasy dia tsy maintsy any dago ihany ny fanafodiny vao afaka manavao satria ny corps diplomatique ihany no manana exception hoe atao miaraka de angonina miaraka dia entina dago de averina @ tompony.....fa raha gasy tsotra dia tsy maintsy moly avao!

[/quote] sady lafo no raha manana ilay vahiny tsy mila fa visa no ilaina dia vita eny Ivato no mora koa
6. Papoose ( 10/11/2008 02:48)
60 000Ar dia afaka 3 andro vita
7. onjah ( 12/11/2008 07:28)
Azo lazaina hoe VERY NY MAHA GASY ANAO raha VISA NO HIDIRNAO any MADAGASIKARA.
8. xxx ( 12/11/2008 14:08)
Mahagaga tokoa izany :

1- raha olona tsy manana passeport hafa izany dia inona no azony atao raha 2009 izy vao AFAKA hody ?

2- Fa inona ilay hoe "laisser-passer" ? Angaha tsy hoe taratasy hahafahan'ny gasy mandeha mody ve satria tsy manana passeport valide intsony izy, en plus izy te hanamboatra fa ny ambassade no tsy afaka manao ?

Noheveriko fa izay mihintsy no asan'ny ambassade (sa consulat moa), hikarakara ny gasy any ivelany , sa dia avela @ izao fotsiny zareo ?
9. fahamarinana ( 12/11/2008 16:52)
:arrow: mbola afaka mangataka ilay "laisser-passer" hono kouh,vao haingana no noresahana teto...
xxx7:
Noheveriko fa izay mihintsy no asan'ny ambassade (sa consulat moa), hikarakara ny gasy any ivelany , sa dia avela @ izao fotsiny zareo ?

:arrow:izay mihintsy no asany fa mety mba tsy eo am-pelatanany aloha hatreto ny machine nefa tena ilaina hanaovana ilay pass bio.Misy solutions foana ao fa mila maka renseignement any tsara aloha...
onjah:
Azo lazaina hoe VERY NY MAHA GASY ANAO raha VISA NO HIDIRNAO any MADAGASIKARA.

:arrow: io choix-ny tsi11 ihany e,tsy midika velively izany fa kely loha na mitomany vazaha raha mampiasa pass vazaha fa io no eo am-pelatanany ka maninona ? Soa aza misy izay..,hoy aho
niryna:
sady lafo no raha manana ilay vahiny tsy mila fa visa no ilaina dia vita eny Ivato no mora koa

:arrow:ny any zamerika aloha tsa haiko raha mora fa ny visa ao ivato ho an'izay avy aty frantsa toa efa niakatra fa tsy 13e intsony an..mila manontany aloha sy mikoty sy mametraka a part io vola io sao dia surprise surprise be avy akeo. :D (l)
10. mampiarina ( 13/11/2008 10:28)
zavatra tsotra
mandeana mande tsy mila maka visa dia rehefa tonga eny Ivato ianao mandoa 15€ dia vita, tsy voatery mandalo ambassade fa raha ao no andrasanao dia antitra eo
11. booboo ( 13/11/2008 13:14)
efa 60 euros mahery izao no visa kah
12. fahamarinana ( 13/11/2008 13:19)
:arrow: ka zay manko koa no hitako tam dinika tato,avo firy heny be zao fa rehefa tokony aloha moa dia tsy maintsy..
Ary mampiarina koa angamba efa taona maro no tsy tany o,zà 2005 izany 13euros zany no naloako... (l)
13. onjah ( 13/11/2008 17:45)
Mety ilay resaka miova passeport biometrique aloha no mety mahatonga ilay izy e.
Fa izao anie e, mba alaivo sary an-tsaina. Misy olona iray mipetraka any madagasikara manana passeport 2 (malagasy sy vazaha (mety eropena io na amerikana na asiatika) dia lany andro anefa ilay passeport vazaha. dia mankany amin'ny ambassade vazaha izy dia hiteny ve ny ambassade hoe mandehana maka visa amin'ilay passeport gasy dia rehefa tonga any ianao vao manamboatra ny passeport-nao lany daty.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7546