mangatangataka "confirmation"

1. bibidia ( 06/11/2008 11:04)
manahoana daholo!!
hono ry akama iza marina no artista mihira ny RABODONARIVO sy RAVOROMBAZAHA . raha ny fahalalako aloha dia an'i TSELONINA ary TSELONIA sy ERIC MANANA no mihira ilay RAVORIMBAZAHA asa inareo mitovy hevitra amiko . Betsaka mantsy ny mandiso na manafangaro Mahaleo sy LOLO sy ny Tariny. Izaho dia zaza vao @ guitare folk MALAGASY ka mangataka tondrom-peo aho mba hianarako e misaotra mialoha
novalian'i ni81 ny 06/11/2008 12:21
2. ni81 ( 06/11/2008 12:19)
Tena i Tselonina no mihira ireo hira ireo ka.
3. ni81 ( 06/11/2008 12:21)
Niaraka nihira t@ Lolo sy ny tariny koa i Tselonina matetika ary misy hira maromaro niarahan'izy ireo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.3382