Ahoana ny mba hevitrareo ny @ ity

1. xxx ( 03/11/2008 08:40)
Raikipitia tamin'ny tovovavy iray tanana taminy ny namana iray ary tena vonona ny hampakatra azy ho vady mihintsy.Izao anefa ny olana tsy afaka nanambara ny fitiavana tamin'ny ilay namana nohon'ny fotoana.nanomboka nisy ny fifaneraserana teo aminy sy ilay tovovavy.
Rehefa tena tapakevitra ny hanambara ny fitiavany amin'izay ilay tovolahy .Nahita tampoka ilay tovovavy nampiaraka izy,somary nodihany tsy hita anefa ilay tovovavy,ary ilay tovovavy koa natahotra nahita azy dia somary niafina azy.Misy fitiavana ve ilay tahotra sa henatra???,
Ahoana ary ny mba hevitrareo ny amin'izany,hotohizany ihany ve ilay fikasany sa hajanony hatreo.
novalian'i fijo ny 06/11/2008 21:41
2. Noue ( 03/11/2008 09:02)
xxx:

Raikipitia tamin'ny tovovavy iray tanana taminy ny namana iray ary tena vonona ny hampakatra azy ho vady mihintsy.Izao anefa ny olana tsy afaka nanambara ny fitiavana tamin'ny ilay namana nohon'ny fotoana.nanomboka nisy ny fifaneraserana teo aminy sy ilay tovovavy.
Rehefa tena tapakevitra ny hanambara ny fitiavany amin'izay ilay tovolahy .Nahita tampoka ilay tovovavy nampiaraka izy,somary nodihany tsy hita anefa ilay tovovavy,ary ilay tovovavy koa natahotra nahita azy dia somary niafina azy.Misy fitiavana ve ilay tahotra sa henatra???,
Ahoana ary ny mba hevitrareo ny amin'izany,hotohizany ihany ve ilay fikasany sa hajanony hatreo.
tsy fantatra kosa aloha raha misy fitiavana na henatra marina ilay izy eeeee ! fa ny fiainana dia tsy kilalao surtout zany oe hampiakatra ho vady zany aaaa ! dien'mbola tsisy ny inona dia tsy aleo ve aloha miresaka tsara ry zareo dia mifanazava an'io zavatra niseho io eeee ?

tandremo oa fa tsy kilalao zany oe hampiakatra ho vady zany ary ny nenina hono tsy aloha fa aoriana handatsa aaaaa !


3. venutia ( 03/11/2008 09:24)
arak'izay nolazain'Noue teo ambony dia tsy kilalao zany hampiaka-bady izany fa izaho dia manoro hevitra anao hoe fotopotory tsara aloha ny moba an'ilay sipa,raha toa moa ka efa fantatrao dia ezaho fantarina oe iza marina ilay bandy itanao niaraka taminy,mili miresaka tsara koa nareo mba afantaranao hoe tena tia anao tokoa ve izy sa tsia! :?:
4. sakaizakely ( 03/11/2008 10:00)
efa anarany aza oé mampiaraka
de iny zany no tiny fa tsy le namanao fa de asaivo mionona lery
5. xxx ( 03/11/2008 10:18)
Ilay sipa dia mipetraka antany lavitra,fa angamba ankevitry ny tsy nanana namana izy no nahatonga azy hiaraka amin'ilay bandy,fa raha ohatra ve hoe misy ol vonona ny hanambady azy tsy ho avelany eo iny.
6. sakaizakely ( 03/11/2008 10:51)
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol:

taiza kou no nisy vhv hanao an zany, aiza kou no ahafahanao miteny an zany, misy profo ?
de hahafinaritra anao ve ny hiaraka amina vhv vonona hiarakarapoana amina lhl juste mba hanana-namana ?
zay le manantena tsy misy de minomino foana pfffff
7. fahamarinana ( 03/11/2008 11:23)
:arrow: naika hilaza aho fa efa voalazan'ny sakaizakely daholo...ohatran'ny manonofy ilay namanao fa aleo mijery ny réalité-ny fiainana ihany : sady mbola an'eritreritra nefa efa lasa lavitra be any amin'ny fangataham-bady .Tsy hainao,na ny namanao anhamba fa mety koa olon-tiany izany hiarahany izany...sa ? (l)
8. kaboushna ( 03/11/2008 19:04)
tsy voatery ho ny vehivavy ihany no diso fanantenana ry sakaizakely a ... mbola tsy voa angamba ianao fa henjana ny vokany .... na izany aza, asaivo mandinika aloha ny namanao alohan'ny hidirana lalin-dalina .... ny tsy voamarina dé hoe efa miaraka ve reo sa mbola mifampitazana fotsiny ....
9. fahamarinana ( 04/11/2008 08:33)
:arrow: karaha mbola tsy niaraka fa nifampitazana fontsiny,raha ny famakiako azy eto...zay no maha-nofinofy sy vinavina azy. (l)
10. ramili ( 04/11/2008 11:32)
ilay namanao mbola tsy nitory fitia taminy kory nge !aiza kosa moa no aafantaran'ilay sipa ny ao an-tsainy .sao kosa de votso-droa eo izy ko.asaivo miresaka aminy ilay namanao de ho hita eo na sipany iny na tsia e!
11. xxx ( 05/11/2008 04:14)
[quote=sakaizakely][taiza kou no nisy vhv hanao an zany, aiza kou no ahafahanao miteny an zany, misy profo ?
de hahafinaritra anao ve ny hiaraka amina vhv vonona hiarakarapoana amina lhl juste mba hanana-namana ?
/quote]
Fomban'ny vhv ange izany e!,miaraka @ lhl dia manao fampitahana sy manao safidy .
Misy koa ange ny ol hiarahany fotsiny fa tsy tiany akory e!
Izaho aza mba nanao izany taloha,sipa tsy tiako akory fa dia niarahako.
12. fahamarinana ( 05/11/2008 05:12)
:arrow: fomban'ny vhv sasany kosa angambany ry xxx10 fa tsy dia ny rehetra.Zà manokana kosa tsy hary nanagno an'izany,na ny hi-gerer-na ny fiarahana amin'olona 2 zany ve tsy hanahirana tokoa ,na dia hoe te hampitaha aza ! Samy manana ny fomba fijeriny moa ny tsi11 e :) (l)
13. arson ( 05/11/2008 08:24)
raha manoratra boky le io mety tena mahavita mitsy an! tonga de mamoha bokyt iray mitsy e! boky tantarampitiavana, sa atao film hihihihiih ampilalaovaina any volatina, volatina mantsy no tena miseho ho actrice favy eto am tanana. avoay ranga io boky io fa tena tonga de tafita be enao "BOKY TANTARAM-PITIAVANA"
14. xxx ( 06/11/2008 04:18)
fahamarinana:
fomban'ny vhv sasany kosa angambany ry xxx10 fa tsy dia ny rehetra.Zà manokana kosa tsy hary nanagno an'izany,na ny hi-gerer-na ny fiarahana amin'olona 2 zany ve tsy hanahirana tokoa ,na dia hoe te hampitaha aza ! Samy manana ny fomba fijeriny moa ny tsi11 e

Ny fiarahana anie tsy voatery hoe sipa e!namana tsotra.
Ny namana ve izany dia iray fotsiny ohatra.Fa raha tsy izay dia ahoana no ahafahana misafidy raha tsy misy kely ny fiarahana.
Sa ve hoe jerena ivelany fotsiny tonga dia manaiky.
Arson> Izaho aloha efa nanoratra boky e!
Fa andraso hodinihako ihany ny fotoana dia mety ho atao boky ihany ity raharaha ity,araka izay fivoaran'ilay tantara eo.
15. fahamarinana ( 06/11/2008 05:34)
xxx13:
Ny fiarahana anie tsy voatery hoe sipa e!namana tsotra

:arrow: ka raha zay indray dia ekeko satria na zà aza be namana lehilahy...fa kosa ny resaka teto hoe sipa anie dia nifangaro ny raha.Azafady fa diso fandray aho zany...:) (l)
16. fijo ( 06/11/2008 21:41)
bokakakely an,avelao kosa lery mba hitsap avintan aihany sao mba mahazo ko.aiza no avy dia sakanana be tsssss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1739