Il m' a touché

1. papes ( 02/11/2008 23:34)
mba asio tononkiran' i Stenny maromaro moa izay mahay é!
novalian'i xxx ny 04/11/2008 06:37
2. vale ( 03/11/2008 00:56)
Za koa tena mila an'io mafy. Nanana an'ilay Dieu est amour iny aho fa very nanaraka ny cahier de chant-ko ! :(
3. kavia ( 03/11/2008 07:51)
Tena mba mitady koa raha misy any e
4. fahamarinana ( 03/11/2008 08:13)
:arrow: ary zà tsy mahalala akory ilay stenny anie... :( (l)
5. ni81 ( 03/11/2008 08:26)
Misy hirany vitsivitsy ireo fa dia mandika miadana izany e :)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/stenny/video/x791uy_il-ma-touche_music
http://www.dailymotion.com/relevance/search/stenny/video/x791bd_adorons-jesus-a-fond_music
6. fahamarinana ( 03/11/2008 08:31)
:arrow: tsy ratsy ndray iny kouh...ary tena vaovao amiko sady tena ohatran'ny hiran'ny mpanao rock zany an..Misaotra ni nampahalala azy a. :-* dia misaotra ilay mpanokatra dinika koa e... (l)
7. ni81 ( 03/11/2008 08:41)
Tsy misy fisaorana e! Ka izy io ange rockers évangelique gasy e!
8. tess ( 04/11/2008 06:37)
Ary i ni maharaka mahitsiny an! :°)
9. xxx ( 04/11/2008 06:37)
:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0717