perte marron

1. xxx ( 01/11/2008 07:18)
midika inona kay ny perte marron une semaine mialohan'ny regle sa normal zany
novalian'i kalasnou ny 03/02/2009 23:35
2. Noue ( 01/11/2008 07:32)
tsy aleo ve mijery gynéco eeeeee ! sao mba sanatria midika zvtr hafa zany aaa !
3. watafon ( 03/11/2008 02:36)
tena tsy normal mihitsy zany fa manatona gyneco d milamina ny sainao e !
4. Papoose ( 03/11/2008 23:19)
zan v tsy mitovy ihany @ le rehefa mifarana ny regles dia tsy mena tsony fa maka marron?
5. kalasnou ( 03/02/2009 23:35)
mandeha mijery gynécologue aloha, sao de mba misy infection ianao, misy cas na vehivavy manko raha tonga ny ovulation dia iny perte rose iny no fambara.
mba nana konsiantsy trankil dia manaova prélèvement + frottis
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2909