Ö Rey Olona ah????
22. Mandefitra
(
04/11/2008 10:43)
toa ilay fitiavana hanatsikafona no izy ... tsy haiko ny manazava azy nefa.
ohatra hoe fitiavana hitsikera => toy ny hoe te hitsikera zany. (tia hitsikera)
te hanatsikafona .... ny tia soratana te aloha efa fahazarana eo ampitenenana.
Ary ny maha-onena ve tsy azo atambatra avy hatrany hoe : mahonena?
toy ny hoe mahafaly sa ?

23. fahamarinana
(
04/11/2008 10:56)
:arrow: ohatran'ny mahonena tokoa ny faheno mazana nefa asa. Ity fahazaran-dratsy manova fiteny ity manko dia tsy hay intsony ny tena izy. (l)
24. ikaretsaka
(
04/11/2008 15:28)
hanampiako azy dia misy koa ilay fomba fiteny sy voambolana efa mahazatra azy any @ faritra misy azy avy an
hatagny (betsileo ) =hatrany (vakinankaratra)=boaka (ry zalahy any avaratra) _=avao (ry zalahy any atsimo)
na hoe "mandre soa" ho'zy mantsy ny "maheno tsara"
na "aby" "Jiaby" mantsy ny "daholo" sy ny "avokoa"
de okory ndray hotseny anay hatrany antanana sh'efa zay ro nahazatra anay tokoiyyyyyyy?
mandefitra> maha-onena sh'avena koa yyyy yyymahanena ro fiteny azy she'fa miroky ndroky :-D :-D :-D

26. sitlo
(
04/11/2008 22:15)
papozy hahaha
mbola tsy manam-potoana aloha aho hanazava fa raha ilay h dia http://hery.blaogy.com/post/4/4523 :°)

27. sipagasy
(
05/11/2008 11:26)
hoy i tenagasy:
"Sipagasy: tsy manao tsikera bontolo aho, tsy mpidohika be fahatany ihany koa, ary heveriko fa fandraisana anjara amin'ny fanarenana izay tsy mety izao. Ny erikerika hono no maha-tondradrano! (asa io raha marina indray)
Tsy hita moa fa dia eto no hany mba sahetra ahafahan'ny tena mba maneho ny hevitra kely aloha hatramin'izao: MISAOTRA ERAM-PO ERAN-TSAINA NY MPANDRAHARAHA AN'ITONY SEHATRA ITONY!"
valiny: ny tiako lazaina dia hoe toa afaka anoratana anie ireny gazety ireny e!!!! ao aho ilay miteny hoe aza mijery arina an-tava fa tonga dia ny gazety 'concerné" no anoraty reh annn, mety tsy ho hitandry zareo anie ny soratsika eto e!!!!

30. tenagasy
(
06/11/2008 08:54)
Mankamamy!
sitlo! Mankasitraka indrindra!
ikaretsaka! Raha tenim-paritra no nanoratany azy tsy nitsikera aho!
sipagasy! Marina ny anao, ary izany tokoa no idealy!
Hahafinaritra kokoa ny fiarahamonina raha manao toy izany daholo isika rehetra.
Etsy an-daniny anefa, tadidio fa narosony ampahibemaso be ny raharaha ka ataoko angamba fa tsy diso loatra koa raha ampahibemaso kely no anehoana ny valiny! Ary ny tanjona dia ny hanairana ny rehetra (izay mahita) hanarina ny lesoka fa tsy izay nanoratra irery na ny gazety ihany.
Matokia ianao fa tsy misy tsy hitan-dry zareo izay miseho rehetra @ sehatra toy itony, satria tsy sambany izao, ary araka ny toro-hevitrao dia efa mba nanoratra mivantana tany tokoa ny tena saingy ... ... ...
Iza amintsika no efa tratran'ny:
- mandaka rivotra (@ kitra)
- mikapa rivotra na rano (@ borizinina na benitra)
- manao kabary tsy valiana (@ fitenenana)
Maharary sady mangasihasy an??? Mila hitsoaka ny vanin-taolana - toa ho afaka iny ny aina! Moa tsy maka arina sy manotra kely aloha vao manohy indray??? :^) :-D
Mirary soa!

32. ikaretsaka
(
07/11/2008 00:33)
tenagasy: ary raha manafangaro tenim-paritra @ ilay article izy dia manakory?
raha ohatra hoe nanao couverturen'ny tany Antanifotsy ohatra :
"Dia efa mangitsy moa ny andro any Antanifotsy any ka dia efa misalobona bodofotsy aby ny olona fa tsa milangalanga loatra tsotry "
io izao ilay hoe sady "izy no tsy izy"

33. niryna
(
07/11/2008 10:39)
sipagasy:
marina ngamba fa mety mbola ho lavitr'ezaka, fa raha omena ny akora rehetra ho entina miasa izy ireo dia hahatafavoaka zavatra tsara tokoa, fa ny antsika dia ny kely ananana no ahiratra aloha e!!!!, koa tsilovy rey ry reto raha tsy ampy jiro ny sasany fa tsy dia faly hifampitsikera eto fotsiny isika ann
marina izany
mifangaro tokoa ny teny indrindra rehefa tsy mba zatra nanoratra na niresaka firy ,toa heverina fa mety kanefa ny hafa mahita fa mivilambilana sy tsy mazava tsara. Dia anjaran'izay mahay no mba manoro amin'ny fony madio sy malefaka e !
:roll: :wink: