Misy hira zay ry reto mba tena tadiaviko ah!tsy haiko tsara ny lohateniny sy ny mpihira azy fa toy izao ny tonony: hira ara-pilazantsara le izy e!
Misy anditsaina ve amin'ny fiainanao
entamavesatra ....
ny refrain hoe: fa ino problemanao
ndeso amin'azy e! ny raha manahirana o o o
fa jesosy izay mahay manafaka ny olana eo aminao !!
de ohatrany zay le izy ! raha tsy diso za dia zany Damy mickael zany no mihira azy !!
dia ny tena ilaiko raha misy afaka manome mp3 azafady indrindra e!!
misaotra mialoha !!