Azo inoana ny nofy?

21. Papoose ( 30/10/2008 23:37)
rafijou, za zany te hanohy zvt foana satria manofy ohatr'izany foana koa! :D
22. fijo ( 31/10/2008 20:45)
de ataovy foana ilay izy isak'antoandro holasa nofy ny aligna
23. cutie ( 01/11/2008 16:05)
ny ahy nofy ririnina fa efa ririnina zao :-D :-D :-D :-D
24. laotsy ( 04/11/2008 17:29)
Eny àry e!
Rehef mis ny fiaraha-mihir tsy maints mis ny mpamalana, rah mis ko n rano madio tsy maints mis ny mpandoto; ary ref mis ny resak toy izao ts maits mis ireo saonjo loztr (Ireo manao resk mtongilan toa azy matory ihany)!
Zao e! ny nofy?
1- Ny nofy tontolo 1 mandindona ny tenan'ny ts1² zany oe mety ho tanterak @ fomba tsy takatry ny sain'ny ts1². oh: (efa nisy t@ko) misy toerana 1 mbola tsy naleha; nefa any aoriana nadehanana tampoka le toeran. eo vao lasa sain oe taiz mo ty toerana ty fa tô ef itako? asa enao rah efa tratran'zany.
2- Ny nofy to tontolo mifanohitr ihany ko @lafiny anak1; izay tanterak fa @ fomba mifanohitra @zay mety ho nofisina.
3- Eo ko nefa ny nofy (zay zvt nieritreretina ho tanterahana) zay mpetrak tô sary mangina ihan satri mety le nofisina tô manda sy mandratra ny ao anaty!
Nantenain-kamiratra nefa tô mampivandravandray. Eo @ lafin'ny fitiavana io na ko eo @zay mety zvt irina mafy.
Zay alo amko fa asa zay andraisan-ts1² azy?
25. ni81 ( 04/11/2008 17:39)
Eny àry e!
Rehef mis ny fiaraha-mihir tsy maints mis ny mpamalana, rah mis ko n rano madio tsy maints mis ny mpandoto; ary ref mis ny resak toy izao ts maits mis ireo saonjo loztr (Ireo manao resk mtongilan toa azy matory ihany)!
raha nianarana tsara ny hira tsy mivalana ka :lol: :lol:
26. laotsy ( 04/11/2008 17:45)
Tsy ny rehtr no mahazo ny mention très bien na exéllent! tsy rht no mahazo ny passabl. fa na tsara aza ny machin fitotombary R se a! Tsy ilaozan'zay tsis akotry io a!
27. ni81 ( 04/11/2008 18:45)
Tsy ny rehtr no mahazo ny mention très bien na exéllent! tsy rht no mahazo ny passabl. fa na tsara aza ny machin fitotombary R se a! Tsy ilaozan'zay tsis akotry io a!
:-D :-D
28. Papoose ( 04/11/2008 22:54)
de ahon zany le ifandraisany @ le nofy moa? :D
29. laotsy ( 10/11/2008 17:19)
Papoose:

de ahon zany le ifandraisany @ le nofy moa? :D


tsis idiran'ny nofy zany rse fa ireo hafa tô mtaina n masony sy fisainany! ireo atao hoe zaza maroroke!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0659