coucou

1. lazina ( 28/10/2008 09:33)
slt daholo!za @zao tady ho dpressif fa mba vonjenareo,leo b n fiainako a,za mantsy ola ti ambiance zay,nefa tato ato ohtrn tena maina b tsis pasy zay za,ny ola miarak@ko ndray borné b d vo maik leo b za,g envi de connaitre des sensation nouvelle,d mba ampio r zareo fa loza,t hanao rencontre za,t hanala azy a fond k ra mba mis azo atao d mba ilazao,envi de changement zany za io e,zay n tena marina
novalian'i fijo ny 31/10/2008 20:45
2. bista ( 28/10/2008 09:56)
Mitovy aminao io mihitsy ny cas-ako ka tsy dia hitako loatra ny hahafahako anampy anao. :wink:
3. paingotra ( 28/10/2008 10:15)
lazina:

slt daholo!za @zao tady ho dpressif fa mba vonjenareo,leo b n fiainako a,za mantsy ola ti ambiance zay,nefa tato ato ohtrn tena maina b tsis pasy zay za,ny ola miarak@ko ndray borné b d vo maik leo b za,g envi de connaitre des sensation nouvelle,d mba ampio r zareo fa loza,t hanao rencontre za,t hanala azy a fond k ra mba mis azo atao d mba ilazao,envi de changement zany za io e,zay n tena marina



slt!
mila mba mivoaka kely ianao e! dia angaha tsy misy namana mihitsy, io anie tsy voatery hoe mandeha lavitra fa na miresaka amin'ny finday fotsiny aza dia efa mahazo kely e! mila miresaka aman'olona ianao fa aza mijanona irery fa vao maika sahirana eo! Mazotoa
4. vale ( 28/10/2008 19:06)
lazina:

slt daholo!za @zao tady ho dpressif fa mba vonjenareo,leo b n fiainako a,za mantsy ola ti ambiance zay,nefa tato ato ohtrn tena maina b tsis pasy zay za,ny ola miarak@ko ndray borné b d vo maik leo b za,g envi de connaitre des sensation nouvelle,d mba ampio r zareo fa loza,t hanao rencontre za,t hanala azy a fond k ra mba mis azo atao d mba ilazao,envi de changement zany za io e,zay n tena marina

Lazina: inn re ny conseil omena anao ee, efa ireo voalazanao ireo ny tokony ataonao, "surtout,surtout faut pas rester seule", de tantarao an'ilay copain-nao ny manjo anao, raha tena tsy mitovy ny feeling nareo de misaraha :^):^):^)
5. theanne ( 29/10/2008 06:40)
tsotra be zany, ndao hiaraka hisotro tôka be miaraka aminay, dia mamo tampina avy eo
6. ni81 ( 29/10/2008 08:24)
tsotra be zany, ndao hiaraka hisotro tôka be miaraka aminay, dia mamo tampina avy eo
:roll: dia tampina dia rehefa avy eo misava dia ahoana indray? :-D :-D
7. fijo ( 29/10/2008 21:27)
de lasa indray ko
8. Papoose ( 29/10/2008 22:02)
lazina, manorata aty amiko de tantarao le blem :D
9. fijo ( 30/10/2008 20:38)
hummmmm
10. rakaroka ( 30/10/2008 21:09)
Papoose:

lazina, manorata aty amiko de tantarao le blem :D

Mahafinaritra le Papoose an !

:-* :-* :-*
11. fijo ( 31/10/2008 20:45)
milay io ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2734