fiainana

1. rahery08 ( 23/10/2008 18:01)
:) MANAHOANA DAHOLO!
Inona marina moa no andrasantsika eto @ ity fiainana ity?
ny sasany milaza hoe fahafatesana no andrasana ny hafa tsy haiko....
Raha ny marina dia Andriamanitra no miandry antsika @ fahavelomantsika ety!
Miandry antsika mba andraisantsika an'ila Jesosy kristy izay nirahiny hamonjy antsika sy ho tompontsika! Mba tsy ho very maina ny Rany soa latsaka teo @ hazo fijaliana! fa mba hanananao fiainana, dia fiainana mandrakizay!
hitahy anao anie Andriamanitra!
novalian'i ZoRajoela ny 24/01/2009 22:13
2. xxx ( 23/10/2008 18:16)
rahery08:
Inona marina moa no andrasantsika eto @ ity fiainana ity?


Saika mba hamaly ny fiheverako an'ity fanontaniana ity aho (mana-kevitra aho mantsy) kanefa avy dia novalianao resaka momba ny Tompo ka tankina tsy nahita ho havaly intsony aho. :)
3. simplex ( 23/10/2008 19:11)

* teraka
-> minono
* zaza
-> mafiloha
* adolantseto
-> maditra
* zatovo
-> manenjika
* lehibe
-> manam-bady, miteraka
* lehibe kokoa
-> mitaiza zanaka mafiloha
* lehibebe kokoa kokoa
-> zanaka manaliaka, vady mandreraka: misento
* mihaantitra
-> manomboka fiere @ zanaka
* antitra
-> miandry zafikely
* tena antitra
-> mitety zanaka
* tena tena antitra
-> miandry ora farany
* ora farany
-> A/tra o, avelao ny heloko rehetra...
* minitra farany
-> hafatra farany: aza miady fa mifanekera
* segondra farany
-> siora doly eeee

;-)
4. ni81 ( 23/10/2008 19:16)
:lol: :lol:
5. booboo ( 23/10/2008 19:39)
:-D :-D :-D
6. fahamarinana ( 24/10/2008 03:32)
:arrow: :-D mahita raha koa simplex.. (l)
7. tslem ( 24/10/2008 09:27)
:-D :-D :-D tapaka ny tsinaiko na d zany aza,toa tena marina daholo ireo voalazan'i simplex reo an!
8. kelly13 ( 24/10/2008 13:25)
mahita lazaina mintsy i simplex! aiza dol no itovozanao reo fahaizanao reo? =)) =))
9. ssendra ( 24/10/2008 14:27)
voavaly ny dinika izany :-D :-D
10. fahamarinana ( 26/10/2008 09:13)
:arrow: tena voavaly tanteraka e..tsisy hanampiana,tsisy analana... :-D (l)
11. kelyb ( 31/10/2008 18:25)
Fa Andriamanitra no anton'ny ahavelomako.
12. ikaretsaka ( 31/10/2008 18:49)
ary inona ny antony ahafatesanao? :wink:
13. tiff ( 07/12/2008 13:00)
simplex nilaza oe segondra farany de siora daoly.mbola hitsangana @ maty ndray avy eo d aona ndray. refa tena tonga ny paradisa d aona in marina zany no andrasana?
14. fahamarinana ( 07/12/2008 17:48)
:arrow: inona zany ny tohiny ry simplex hono a.... :-w :-w :) (l)
15. ZoRajoela ( 24/01/2009 22:13)
Fihavian' i Kristy fanindroany--->
fitanganana amin' ny maty
Fitsaran' Andriamanitra ---->
avocat : Jesoa Kristy: izay mino Azy no harovany
procureur: satana : mpanameloka
Fiainana mandrakizay--->
tany vaovao sy lanitra vaovao hoan' ny mino, tsy misy aretina, tay misy fahantrana, tsy misy sorisory,...
farihy mirehitra afo mandrkizay: aretina tsy mety sitrana, fahantrana tsy misy farany, hatezerara tsy afaka, adian- trano tsy mijanona, loto mahafeno...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.084