Sady sambatra no tsy ho menatra : ahoana izany ?
1. niryna
(
23/10/2008 17:40)
14Sambatra hianareo, raha haratsiana noho ny anaran'i Kristy; fa ny Fanahin'ny voninahitra, dia ny Fanahin'Andriamanitra, mipetraka ao aminareo.
15 Fa aoka tsy hisy eo aminareo hijaly satria mpamono olona, na mpangalatra, na mpanao ratsy, na mpiraharaha ny an'olona.
16 Fa raha misy mijaly satria Kristiana, dia aoka tsy ho menatra izy; fa aoka hankalaza an'Andriamanitra amin'izany anarana izany izy. 1 Pet 4:14-16
Mba misy afaka ny hanazava ve fa maninona no sambatra raha haratsiana noho ny anaran'i kristy sy hoe tsy hoe menatra raha misy mijaly satria kristiana ?
(l) niryna

novalian'i prime ny 18/11/2008 12:46
2. ikaretsaka
(
23/10/2008 18:07)
fa naninona okoa no nahatonga le fisainana hoe rehefa Kristianina dia hoe tsy maintsy nijaly sy tsy maintsy ho haratsiana e?
noho ireo tsimpona anankiroa ireo ve?
de lasa tena karazana mentalite mihitsy le izy an

3. niryna
(
24/10/2008 05:00)
ikaretsaka:
fa naninona okoa no nahatonga le fisainana hoe rehefa Kristianina dia hoe tsy maintsy nijaly sy tsy maintsy ho haratsiana e?
noho ireo tsimpona anankiroa ireo ve?
de lasa tena karazana mentalite mihitsy le izy an
mamaly ny fanontaniako ve ika sa ahoana ? tsy fisainana io fa ny tenin'Atra no omeko ka
Averiko izany ny teninao e
Hoy ika ry ireto a,fa maninona hono no mahatonga ny fisainana hoe rehefa kristiana dia tsy maintsy mijaly sy tsy miantsy ho haratsiana ?
misaotra ika a
Mba valio hono io e ?
4. ikaretsaka
(
24/10/2008 15:37)
manao jesuite aho eto fa miala tsiny: mamaly fanontaniana @ fanontaniana!
tenin'Atra notsimponinao io de itsimponako koa ianao heo "Aza matahora sy mangorohoro ny fonareo fa ny fiadanako no omeko anareo"
dia aza adino koa ny tantara momban'ny voro-manidina sy ny saha izay tsy manahy ny momba azy...

5. prime
(
28/10/2008 10:20)
ikaretsaka> tsy manambara tahotra sy horohoro ireo tenin'Andriamanitra notsongain'i niryna ireo fa fankaherezana ny olona hiatrika fitsapana mahamay...
Ny fahatokiana ny amin'ny fiainana ho avy sy ny fampanantenan'i Kristy ny olony ho amin'ny fiainana mandrakizay no tena fahasambarana sy fiadanana...
Ny fijoroana sy ny fandrosoana ho eo amin'ny fahazavan'i Kristy dia tsy mahafaly ny maizina ary efa nomanina ho amin'izany ny mpino rehetra... mbola misy fanoharana maro hafa ihany koa mifandraika amin'ireo teny ireo dia ny fanoharana ny amin'ny nilazan'i Kristy fa toy ny zanak'ondry eo afovoan'ny amboadia ny mpanaradia Azy rehefa lasa Izy hiakatra ho any an-danitra... izay voavaky toa izao avy amin'ny anaran'ny Tompo :
"Mandehana; indro, Izaho maniraka anareo tahaka ny zanak'ondry eo ampovoan'ny amboadia*.[* lopa]" Lioka 10:3
"Fantatro fa rehefa lasa aho dia hisy amboadia* masiaka hiditra eo aminareo izay tsy hiantra ny ondry. [* Gr. lopa]" Asan'ny Apostoly 20:29
Izany rehetra izany no maneho fa tsy mora sy mandeha ho azy ny fanarahana dia an'i Kristy...
ikaretsaka:diso tsipelina angamba ka mitandrema ihany fa miova tanteraka ny heviny... :lol:
"Aza matahora...
niryna:... dia hoy ny tenin'Andriamanitra ihany mamaly azy amin'ny anaran'ny Tompo : "Fa lazaiko aminareo: Na zovy na zovy no manaiky Ahy eo anatrehan'ny olona, dia heken'ny Zanak'olona kosa izy eo anatrehan'ny anjelin'Andriamanitra;" Lioka 12:8
Mba misy afaka ny hanazava ve fa maninona no sambatra raha haratsiana noho ny anaran'i kristy sy hoe tsy hoe menatra raha misy mijaly satria kristiana ?
Ny fahatokiana ny amin'ny fiainana ho avy sy ny fampanantenan'i Kristy ny olony ho amin'ny fiainana mandrakizay no tena fahasambarana sy fiadanana...
Ny fijoroana sy ny fandrosoana ho eo amin'ny fahazavan'i Kristy dia tsy mahafaly ny maizina ary efa nomanina ho amin'izany ny mpino rehetra... mbola misy fanoharana maro hafa ihany koa mifandraika amin'ireo teny ireo dia ny fanoharana ny amin'ny nilazan'i Kristy fa toy ny zanak'ondry eo afovoan'ny amboadia ny mpanaradia Azy rehefa lasa Izy hiakatra ho any an-danitra... izay voavaky toa izao avy amin'ny anaran'ny Tompo :
"Mandehana; indro, Izaho maniraka anareo tahaka ny zanak'ondry eo ampovoan'ny amboadia*.[* lopa]" Lioka 10:3
"Fantatro fa rehefa lasa aho dia hisy amboadia* masiaka hiditra eo aminareo izay tsy hiantra ny ondry. [* Gr. lopa]" Asan'ny Apostoly 20:29
Izany rehetra izany no maneho fa tsy mora sy mandeha ho azy ny fanarahana dia an'i Kristy...
6. ikaretsaka
(
28/10/2008 15:55)
prime > tsy tahotra sy horohoro no nolazaiko teto fa hoe "Jaly sy ho aratsiana"
hoe fa maninona no izany no tsiponina
hoe fa maninona no izany no tsiponina
7. bobone
(
29/10/2008 12:43)
prime:tena marina ny teninao io tena marina fa fankaherezana ny olona hiatrika fitsapana! maneho fitiavana ihany koa e! tena mazava be lay tenin'Atra an! tsy maintsy mandalo lalan-tsarotra izay manaradia ny Tompo, mandalo fitsapana , fisedrana sns e! fa rehefa mahatohitra izany ka miaina ao anatin'ny fitiavana dia maivana daholo izany rehetra izany arahina finoana matanjaka izany hoe na inona hidona na inona hiantra dia mandroso hatrany fa tsy mihemotra! tokana ihany ny lalana dia Jeso Kristy ilay nanolotra ny ainy teo ambony hazofijaliana ho fanavotana ahy sy anao
Merci Niryna
Merci Niryna
8. niryna
(
01/11/2008 02:36)
ikaretsaka:oh boy !
fa naninona okoa no nahatonga le fisainana hoe rehefa Kristianina dia hoe tsy maintsy nijaly sy tsy maintsy ho haratsiana e?
sao dia diso fihevitra kosa toi zany?
na kristiana io na tsy kristiana na inona zavatra heverin'ny olona fa ho finoana sy tompoiny dia tsy maintsy mandalo zavatra mafy avokoa ,izany akory tsy mahasakana ny fahoriana misy ety an-tany.
Inona no mahasamihafa ny kristiana sy tsy kristiana raha mianjady zava-manjo ?
hianao dia afaka mamaly azy
izay no hevitrao dia izay izy izany aminao fa dia misaotra nizara
noho ireo tsimpona anankiroa ireo ve?
de lasa tena karazana mentalite mihitsy le izy an
9. niryna
(
01/11/2008 02:40)
ikaretsaka:avy amin'ny teny inona ka izany jesuite izany ?
manao jesuite aho eto fa miala tsiny: mamaly fanontaniana @ fanontaniana!
dia inona no tanjonareo jesuite ? mba afaka manaza ve ika ?
tsy misy mahadiso ny mizara ny tenin'Atra fa fampaherezana sy fampitomboana ny fahalalana izany ka . ^:^ =D
tenin'Atra notsimponinao io de itsimponako koa ianao heo "Aza matahora sy mangorohoro ny fonareo fa ny fiadanako no omeko anareo"
io ary fa miverina amin'izany ny tenin'Atra .
dia aza adino koa ny tantara momban'ny voro-manidina sy ny saha izay tsy manahy ny momba azy...
:miam: :miam: misaotra ika a :-*
10. ikaretsaka
(
06/11/2008 21:12)
ka raha miverina ny tenin' Atra dia maninona..hoy ny tenin'andriamanitra araka ny nanoratan'y Thomas d'Aquin azy ary e
tenin'Atra ireo an!
:-D olomasina no nilaza azy!
Si nous résolvons les problèmes de la foi par seule voie, nous posséderons certes la vérité mais dans une tête vide !
Je crains l'homme d'un seul livre
tenin'Atra ireo an!
:-D olomasina no nilaza azy!
11. prime
(
18/11/2008 12:46)
Raha miverina ny tenin'Andriamanitra dia mila mandinika tsara satria nahavita ny asany izy... ny anao no sisa... :lol: