fa maninona foana e?

21. tywa68 ( 22/10/2008 07:06)
Naritsimba : tsy ny mpiangona rehetra anefa no adala ka hanaraka tsy hanontany tena ! ny marina tsymaintsy miharihary eny ihany fa asakasak'izay sahy manao business @ finoana !
22. ikaretsaka ( 22/10/2008 13:29)
samy marina ny an'i Naritsimba sy tywa>
de eo le hoe misy ny voasaria sia misy tsy voasarik'ilay pasitera..dia misy ilay clash de misy le antoko de misaraka @ zay iiiiii
23. fijo ( 22/10/2008 22:59)
tena marina io lazain'i naritsimba io,ary maro ny mpiangona no voatarik'ilay rapasy matetika.de eo no manomboka ny olana
24. ikaretsaka ( 23/10/2008 22:05)
ka ny tokony ampianarina sy apetraka ao an-tsain-drapasy anie izany dia hoe tsy hijanona mandrakizay ao @ io fiangonana itandremany io izy fa mety ho affecte e
io koa no hitako tsy ampy any @ fiofanandry zareo any ka mahatonga ilay hoe be no mihevitra fa heo vita fiofanana dia mahazo poste de eo mandrakizay
25. tywa68 ( 25/10/2008 09:33)
Ika : raha tsy misy avantages en nature omen'ny mpiangona d mety ho azony ilay hoe asa no atao eo ary misy fetrany ary miandry ho voatendry indray vao mahazo mijanona fa tsy hoe eo d eo satria mandry ny saina fa feno ny kibo :lol:
26. fijo ( 28/10/2008 21:51)
vao vita ny fampianarana dia efa hainy fa asa ary tsy hijanona ela ao izy.manana namana pasitera aho ka haiko fa ampianarina azy izany.fa na io namako io aza dia niteny tamiko fa rah aizy no esorina amin'ny misy azy izao,dia tsy hanaiky izy.satria ny vadiny dokotera eo amin'ilay faritra,dia mba milamindamindratsy amin'ny fanafody ry zareo.moa etsy ankilany,misy ihany koa ny tombontsoa azo amin'ny fiarahamonina satria rapasy.
27. ikaretsaka ( 28/10/2008 22:27)
ka izay letsy mety izay
28. fijo ( 29/10/2008 22:13)
ka le rafitra.tsy mahatoky izy,fa ahafahany miaina le rafitra,dia rangotina aloh aizay ita eo
29. ikaretsaka ( 29/10/2008 22:18)
zay ko le mamelom-bady amanjanaka koooo :°)
lasa heveriny ho toy ny miasa brao le izy dia mitsatsaka affecte
30. fijo ( 30/10/2008 21:04)
tena tafiditra io antony io.satria jerena koa ny hoavin'ny fianakams na dia mitory aza ny tena.
io namanay io aloha di atsy mba miafina,fa dia milaza mazava,fa ny fiainana koa dia jerena ihany satria miaina ny tena.
31. ikaretsaka ( 30/10/2008 21:10)
izay ange no anton'ilay hoe aleo tsy manambady e..
efa 2000 taona mahery Rapaoly no nilaza an'io

32. Mandefitra ( 31/10/2008 06:52)
Ny tenin i APostoly Paoly de toy izao :
IKor 7 :1 Ary amin'ireo zavatra nosoratanareo, dia tsara amin'ny lehilahy raha tsy mikasi-behivavy akory.
2 Anefa noho ny fijangajangana dia aoka ny lehilahy rehetra samy hanana ny vadiny avy, ary aoka koa ny vehivavy rehetra samy hanana ny vadiny avy.

ITim3 :1 Mahatoky izao teny izao: Raha misy olona maniry ny asan'ny mpitandrina [episkopo], dia maniry asa tsara izy.
2 Koa ny mpitandrina dia tsy maintsy ho tsy manan-tsiny, manam-bady tokana, mahonon-tena, hendry, tia filaminana, mampiantrano vahiny, mahay mampianatra,
3 tsy mpimamo lian-ady, tsy mpikapoka, fa mandefitra, tsy mpila ady, tsy mpitia vola,
4 manapaka tsara ny ankohonany, mampanaiky ny zanany amin'ny fahamaotinana tsara

Fa angamba ny famindrana toerana ny mpitandrina iray mba tsara dinihana ihany satria ny fiainany sy ny fianaran-janany voakasik zay daholo ... fa tsy hoe refa mitory de affecté ...
33. ikaretsaka ( 31/10/2008 14:27)
mandefitra: tohizo tanteraka le toko faha 7
ary @ 7:27-33 mbola misy hoe

ka tiako tsy ho maro ahina hianareo. Izay tsy manam-bady, dia miahy ny momba ny Tompo, mba hahafaly ny Tompo; 33 fa ny lehilahy izay manam-bady kosa miahy ny momba izao fiainana izao, mba hahafaly ny vavy, ka voazara izy.


dia io ny olana eto hatr@ izao sy ny olan-drapasy n'aiza na aiza
34. fijo ( 31/10/2008 21:20)
le izy ry zareo dilema an,
samy marina mantsy ilay fotokevitra roa toanana.

raha manambady ny lahy,mety tsy hovoan'ny fakampanahy tokoa izy,satria efa manana ny azy,saingy io voalaza io,hoe mizara koa n zavatra hosahaniny.dia ilay asany sy ny fianakaviany.

raha tsy manambady izy,dia tsy misy io fizarana io,saingy olombelona ihany ka lasa ny maso sy ny saina.

izay anie no nahatonga an'i tompokovavy ranabavy Emanuela nilaza hoe sao dia tokony hanambady ny pretra?io teniny io moa dia nahasorena an'i papa razampoly tokoa fony androny.
35. ikaretsaka ( 31/10/2008 21:44)
ary raha hoe manambady izy fa tsy miraharaha sy manahy ny vadiny sy ny zanany fa aleo ireny hiahy tena any ohatra?
mety hafa koa izay an...
mba eritreritra ny ahy
ohatra hoe ramatoa vadin'i pasitera no miahy zanany sy pasitera sy ny tenany any, ary tsy misy biznesiny mihitsy ny resaka fivavahana sns.. ary tsy tokony hoe active be ao @ fiangonam-badiny fa lery izany karazan'ny hoe mipetaka fotsiny rapasy mba tsy hahatonga an'i lery hiahiahy double
hoe rehefa i kaisara no karakaraina (euh.. tsy kaisara kay moa izany eto fa i cleopatra dia lasa aloha0 fa av'eo hoe manompo an'Atra de byebye cleo fa je suis au pilipitra! :-D :-D :-D
36. fijo ( 31/10/2008 21:50)
arosoy izay fa hevitra azo ampiarina daholo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.435