Vary asiana sira

21. fahamarinana ( 21/10/2008 06:41)
:arrow: ary ny ahy nefa vary misy sira asiana dobera no teliko fa sira fontsiny tsy voako.Ary rehefa hihaona indraik"andro dia izay no homaniko ho anjy sy aimaheri zany.. :-P (l)
22. diamondra27 ( 21/10/2008 10:10)
fahamarinana: ka le izy be dobera be iny nge le tsy tiako e , mahamonamonaina be faraha mba hoe juste hoe manamando le vary fotsiny akia tsy maninona a

de bedindry za refa tsy mahalany vary eo koa, aza manao an'zany fa wainina be am bandy kely akia a hihihi :oops: :oops: :oops:
23. ainaheri ( 21/10/2008 11:02)
Diam's>> Asiko sira zany fa style hafa ee,sous forme riz cantonnais lol ,aza mataotra ela fa tsisy dibera zany hihi ...Refa mankany@ fahama.. tsika d itondra harona sasé :-D :-D :-D :-D :-D
24. diamondra27 ( 21/10/2008 16:22)
ainaheri: :wink: raikitra
25. fahamarinana ( 22/10/2008 03:59)
:arrow: koa raha tsy ilay taloha manatrika fetnat ao am ambassade koa hitondra sachet... :°):-D :-D (l)
26. ainaheri ( 22/10/2008 04:05)
Diam's>> raikitra zany!!! Antsoiko elà d mandamina pro tsika ;-)
Fahama>> Zay mitsy kou,!!!ngah tsy oe nifanarahana hanao kaly beu twa refa ho avy any zay sy Diam's??:-P
27. fahamarinana ( 22/10/2008 04:08)
:arrow: ny manao kaly dia sure ,tonga havana ndray ve dia tsy mba hanao kosa e!! ela niandrasana an'izay,efa hierina eky ny taona marô ....fa ny tsirony kosa aloha iaraha-mizaha sy iaraha-mihinana eo.. :-D (l)
28. ni81 ( 22/10/2008 06:11)
koa raha tsy ilay taloha manatrika fetnat ao am ambassade koa hitondra sachet...
:-D :-D misy ny mitondra io sachet io na dia lanonam-pianakaviana tsotra fotsiny aza. Mahamenatra ...
29. diamondra27 ( 22/10/2008 06:31)
ainaheri: aza atao anonyme fa tsy raisiko an very nge le numero e hiii
de ry faha koa tsy hita intsony atsy ambadika fa ahoana loatra akia.

ainaheri , fahamarinana : tahaka izay ianareo ni-inviter-na tamin'ilay mariazy kle .
Mety mbola tsy tara fa amin'ny 25 le izy raha tsy diso za

tena misy vary tsy misy sira zao amin'io an, miam miam be

30. sakaizakely ( 22/10/2008 07:24)
ni81:
misy ny mitondra io sachet io na dia lanonam-pianakaviana tsotra fotsiny aza. Mahamenatra ...


an an an

aza raisina ho mahamenatra fa mba fitsitsiana koa tsy hariampotsiny ze tsy lany
les doggy bag, c green

nde mba hi s'incruste motika rikantoné masirasira any amin'i aina sy diams zany klou kou
am firy ny fotona ny fotona ny fotona :-D :-D
31. ni81 ( 22/10/2008 07:32)
an an an
aza raisina ho mahamenatra fa mba fitsitsiana koa tsy hariampotsiny ze tsy lany
les doggy bag, c green
ka ilay izy ange tsy misy tokony tsy ho lany izany raha toa ka any @ fianakaviana e! izay tonga eo babany avokoa :-D :-D :-D
32. diamondra27 ( 22/10/2008 07:51)
sakaizakely: mbola hangataka invitation am le tompombady nge fa tsy zahay le atao mariazy e hiiii
33. fahamarinana ( 22/10/2008 11:39)
:arrow: neveriko fa njy na ainaheri no hanambady dia mba hiteny zà hoe niaraka teo ihany dia hifanary ve ??
Ambadika ao amin'ny karajia ve no tsy ahitanjy ahy aky ? tena reraka be fa tsy arako ilay izy fa rapide be daholo nefa zà mbola mitsimpona mafy ery vao mahavita phrase iray. (l)
34. diamondra27 ( 22/10/2008 13:23)
fahamarinana : non tsy any akia a fa any am le 1

zany ny alehany refa tsy connectee hahaha :-D :-D :-D tsy maharaka vaovao
i "Mon Ami " zao hanambady am le 25 raha tsy diso za , za sy ainaheri efa au courant, hay ve ndry mbola tsy au courant e
de zay le lazaiko we andraso lazaina izy hi invite fa any zao misy vary sy laoka gasy matsiro tsar fa tsy vary asiana sira izany

( mampamngy ndry ozy Sylvia) :-* :-*
35. ainaheri ( 22/10/2008 16:14)
fahamarinana:

:arrow: neveriko fa njy na ainaheri no hanambady dia mba hiteny zà hoe niaraka teo ihany dia hifanary ve ??
Ambadika ao amin'ny karajia ve no tsy ahitanjy ahy aky ? tena reraka be fa tsy arako ilay izy fa rapide be daholo nefa zà mbola mitsimpona mafy ery vao mahavita phrase iray. (l)


Tsy za alou an,aiza kosa d oe tsy ilazana ny mpikambana eto na dia tsy tratra antso aza klé hihi...Omena ny top iany nareo refa tonga ilay izy ndray andro any hihihi

Aona kou zany mitsipona akotry zany klé hihi


36. fahamarinana ( 23/10/2008 05:30)
:arrow: ainaheri :k'hita fa mitsimpona akotry kouh dia tara lava dia aleo tsy miditra ntsony.
diams :si si efa au courant hoe hanambady kah,nahazo invitaka aza fa lavitra beuhhh...Zà aza no tary amin'ny M farany fa nareo dahy tsary hita tsony koa...i p.r ange akia ka efa hitako koa fa tsy nifankahalala moa tamin'izany e.
Nahita any sylvia ngaha ndry ?
HS kely an,Ary aiza tokoa melody ry reto fa elaela tsy nifampisangisangy.(l)
37. ainaheri ( 23/10/2008 11:26)
diam's>> ovina ny antsika zany ?? :-D :-D :-D :-D Vita iny ny an'i mon ami ,sambatra lery lol

Fahama>>mbola nihira nampiasa ilay melodiany izy angamba :-D :-D :-D :-D
38. sakaizakely ( 23/10/2008 12:32)
to hiafara am fandalovana eo alohan'i dadapasy zany ry ainaheri sy diams zany

za vonona hanao vavolombelona

de za tsy sarotiny am vary misy sira fa inviter-o za e :-D
39. diamondra27 ( 23/10/2008 15:41)
sakaizakely: hahahaha , ary izy wa raha hi insiste hatram farany an
omena riz cantonais ndry e

fahamarinana: mbola mianatra note sy manao repetition be izy akia fa tsy afaka mandalo eto intsony a
andraso fa ampitaiko ny hafatra e
40. fahamarinana ( 24/10/2008 03:28)
:arrow: sady tsy connectée ntsony koa dia lasalasa ny saiko,mampamangy any e. :) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2088